Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly

81. Bita ( 30/09/2007 07:35)
Nisy antony daholo no nahatonga ireny fampirefesana ireny. Abrahama: heverin'i Saraha vadiny fa ny teny fikasan'Atra (hanataranaka toy ny isan'ny kintana) tsy ho tanteraka satria efa nahatsiaro ho antitra izy ireo ka izy no naniraka handeha haka taranaka @ Hagara.
I Davida dia vasinton'ny fitsiriritana ny volo sy ny sisa... Ary i Solomona dia nanao tahaka an'i Radama fa ny tanjony dia nyhampiray ny firenena rehetra fa hoe rehefa azahoany vady daholo ireo firenena manodidina dia tsy ho hisy intsony ny ady sy ny olana.....
Raha jerena anefa ny tantara dia tena nitondra olana be teo @ fiaraha-monina daholo ireo: toy i Saraha sy Hagara lasa mpirafy ary ny tanatara ny Isaka sy ismaela sy ny taranaka ankehitriny (Iran sy Iraka) Ny namonoan'i Davida an'ilay vadin'ilay vehivavy tiany (Oria???) ary ny tanataran'i Solomona izay vmatetika resy ny vahoakany satria tsy noheken'Atra izany heviny izany noho ireo taranaka Bala sa inona ireo finoan'ireo firenena hafa??? Anjaran'ny tsirairay no mijery ny lafitsarany sy ny lafiratsiny ary mba efa nahita ve nareo hoe: mety marina. Na ny any Chine ary hono rehefa antitra ilay ramatoa ka mahatsiaro fa tsy mamely dia izy indray no mitady izay vehivavy hiaraka @ vadiny fa izy mijanona ho vady be ihany. Dia izay indray ary aloha fa ianao ihany no mahalala.
82. cutie ( 30/09/2007 14:00)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 30-09-2007 08:23:03
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
soa foaana io ka

hay moa ny soa sy mamy foana :-D
83. mandrindra ( 30/09/2007 17:04)
ireo ihany ary ireo hatrany :lol:
84. cutie ( 30/09/2007 17:06)
za koa mantsy tia mangidy :-D
85. mandrindra ( 30/09/2007 17:09)
misy mpivarotra eny antsena:-D:-D:-D
86. cutie ( 30/09/2007 17:16)
ka efa we za tsy tia :-D:-D:-D:-D
87. mandrindra ( 30/09/2007 17:50)
:-w:-w:-w tia sa tsy tia mangidy ianao e?:roll:
88. cutie ( 30/09/2007 17:54)
tsy tia manko fa diso fanoratra tery ambony :-D:oops:
89. mandrindra ( 30/09/2007 18:03)
kaisa gaga aho mantsy:P
90. cutie ( 30/09/2007 18:04)
hihihihi:P
91. imeva ( 30/09/2007 18:38)
ronaldo09:

Fomba entina andresen-dahatra ho an'ireo olona mampirafy (ny lehilahy no tiako ho tenenina eto) na kristiana izy na tsia ny hoe raha namorona olona Andriamanitra dia lahy sy vavy no noforoniny!Zany hoe lehilahy iray ho an'ny vehivavy iray fa tsy azo atao ny mampirafy...
Ny Baiboly anefa dia mampiseho an'ireo izay olo-malaza amin'ny finoana toa an-dry Abrahama ,Davida Jakoba ...fa nampirafy izy ireo :
Abrahama (rain'ny mino):Lehilahy izay nampiaiky an'Andriamanitra ny finoany fa saika nafoiny mbamin'Isaka zanany aza noho ny fankatoavana ny baiko'andriamanitra,ity lehilahy malaza amin'ny finoana ity anefa dia nana an'i Saraha avy eo nanambady an'i Hagara renin'Ismaela ary avy eo nanambady an'i Ketora...Midika izany fa tsy mandrara ny fampirafesana Andriamanitra koa ity ary rain'ny mino no mampirafy sanatria tsy mitsara an'i Abrahama aho tsy akory...
Jakoba antsoina koa hoe Israely (Nitolona tamin'Andriamanitra ka naharesy) dia anisan'ireo nihaona tamin'andriamanitra mivantana ary tsy namela azy handeha mihitsy raha tsy mahazo fitahiana,izy dia nanana an'i Lea sy Rahely zanak'i Labana ary koa ny mpanompon'ireo dia i Bila sy Zilpa ho vadiny ary niteraka 13 (12 lahy ary i Dina vavitokana).Midika izany fa ny olona izay nitafa t@ Adriamanitra sady nahazo ny fitahiany dia afaka nampirafy.
Davida mpanjaka,lehilahy araka ny fon'Andriamanitra izay nanirahany an'i Samoela ka nilazany hoe :nahita lehilahy araka ny foko Aho ,i Davida dia nampirafy ihany koa teo i Mikala zanak'i Saoly ,i Abigaila vadin'i Nabala ary i Batseba vadin'i Oria sy ireo vadiny hafa ary na dia efa akaiky ho faty aza Davida dia mbola nitadiavana tovovay farany izay tsara tarehy ho eo akaikiny...
I Solomona izay mpanjaka hendry moa sady koa zanakin'ny teny fikasana ary nanorina ny tempoly dia torak'izany ihany koa fa nahatratra arivo ny vadiny....
Noho izany aza mamorona isika ho tsy azo atao ny mampirafy ,azo atao dia azo atao fa ento amin'ny lalana tokony ho izy fa tsy mandrara an'io Andriamanitra....


Fanitsiana kely angamba
Tsy mandrara ny fampirafesana ny testameta taloha.
"Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany"
92. ronaldo09 ( 01/10/2007 12:18)
Ka io ange ry imeva tsy midika hoe aza mampirafy e!Ary nany TT na ny TV dia samy soratra avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra ary azo ekena!
93. Jeankely ( 01/10/2007 13:11)
Mba faly ve ronaldo09 raha ny Mamanao manao lehlahy any ivelany ary ny Dadanao manao vehivavy any ivelany. Rehfa tianao io dia efa karazana izany ka tsy misy afaka ny andrara fa dia mahereza ary atoroy hatramin'ny taraka mandimbinao e.=))=))=)).Azo atao tsara io hoe vao mahay miteny izy=))=))=))
94. imeva ( 01/10/2007 14:01)
Tsy miteny mivantana marina io, fa raha ny toko misy an'io no dinihinao dia milaza izany tokoa. Mat 19

"4 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen.1.27), ka dia nanao hoe:

5 "Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa " (Gen.2.24)?"

Tsy milaza io hoe izt telotelo na izy efatrefatra.
95. Veloo ( 01/10/2007 18:17)
Fa inona marina no tsy aritry leity amiko fa toa mamely akaiky ianareo zany?Za matoa miteny nanadihady ary za olona kristiana ary notezaina tamina fomba kristiana fa tsy notezaina tamina asan-demony .MAZAVAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!!!!


Tsy ratsy ndray iny ka...
96. Veloo ( 01/10/2007 18:20)
mandrindra [ Valio ] 29-09-2007 15:28:52
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
tsy zah konkou aleo indray i veloo no anontniana

bilakarenjy, izaho dia mpizara fitiavana nefa tsy mahatsiaro fahabangana aho ao antokatranoko. dia ahoana izany? Miverina ery ambony
63. Mpandefa : cutie [ Valio ] 29-09-2007 15:44:22
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
mandrindra
aleo marina zay Miverina ery ambony
64. Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-09-2007 16:10:33
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
antsoy ary i veloo e Miverina ery ambony
65. Mpandefa : cutie [ Valio ] 29-09-2007 16:44:48
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
hihihihi
tonga ho azy eo izy tsy mila antsoiana


monologue ihany no aiko... nareo ko anie tsy mila ahy e hihihihi
tsisy afa tsy nareo ihany no nanomboka teo ka hahha:-D:-D:-D
97. Jeankely ( 02/10/2007 05:54)
Rehefa ao anaty Baiboly io dia ataovy mampirafy DADANAO, MAMANAO, ANABAVINAO, ary ASAIVO MIVOAKA HO AN-DRY ZALAHY VADINAO. Tehafanay tsara mihintsy fa filamatra.
98. la ( 02/10/2007 06:12)
Jeankely> gravy zany an! mafy lotra ny tenin-dry :oops::oops::) fa marina aloha zany andry zany e!
99. Jeankely ( 02/10/2007 06:53)
Ka tsara ny manaraka ny ao anaty Baiboly tenisoa avy amin'Atra ka aleo izy ho taraka mpampirafy fa mety ahasoa azy izany. Ny VADINY KAPOHIN'OLONA ANY AMPIASANA NA AVY MIANTSENA, IZY MIODINA ETSY SY EROA, NY RAY SY RENINY SAHALA IZAY ARY NY ZANANY VAVY SY LAHY HATRANY AMIN'NY TARANAKA MANDIMBY Baiboliny io.
100. ronaldo09 ( 03/10/2007 12:09)
Jeankely:

Mba faly ve ronaldo09 raha ny Mamanao manao lehlahy any ivelany ary ny Dadanao manao vehivavy any ivelany. Rehfa tianao io dia efa karazana izany ka tsy misy afaka ny andrara fa dia mahereza ary atoroy hatramin'ny taraka mandimbinao e.=))=))=)).Azo atao tsara io hoe vao mahay miteny izy=))=))=))


Moramora ity vava ry zandry fa tsy Bazylou akory aho ka hanaovanao resaka tsy voadinika,hevitra aroso io ary samy manome ny heviny ny rehetra fa tsy izany no itenenanao ny raiaman-dreniko ,mba mifanaja fa samy olon-dehibe ,za tsy miteny hoe hampirafy ary tsy niteny hoe koa tsara ny mampirafy fa milaza aho hoe raha araky ny voalazan'ny ao amin'ny baiboly dia tsy voarara ny fampirafesana ,hevitra avy amin'ny baiboly no lazaiko ary ampidiro ao amin'io lohakelinao poakaty sy lohan-drameva io !!!
Rainao sy ny reninao asaivo manao makorely fa tsy ny raiaman-dreniko no ataonao resaka eto.Tulearois aho ary fatratra ny fanajanay ny ray sy reninay koa raha mpanitsaka raiaman-dreny amin'ny lohany ianao hitsaho ny anao!MAZAVAAAA!!!!
I Bazylou sy tezitra no anaovo resak'alika fa tsy izaho mihitsy !!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086