Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly

61. ronaldo09 ( 29/09/2007 08:40)
[quote=hery]
Lasa manam-pahaizana manokana momba ny baiboly koa angaha i ronaldo? :-)

Raha tsy izany mantsy dia hoy aho hoe aza miditra loatra amin'ny pataloha tery :-) Ary aza midehadehaka amin-javatra tsy nianarana akory. (oups)


Fa inona marina no tsy aritry leity amiko fa toa mamely akaiky ianareo zany?Za matoa miteny nanadihady ary za olona kristiana ary notezaina tamina fomba kristiana fa tsy notezaina tamina asan-demony .MAZAVAAAAAAAAAAAAA!!!!!!!!!!!!!!


62. cutie ( 29/09/2007 13:07)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-09-2007 08:31:10
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
cutie, fa iza no nanomboka teo?

tsy za :-D
63. mandrindra ( 29/09/2007 13:28)
tsy zah konkou:wink: aleo indray i veloo no anontniana :-D

bilakarenjy, izaho dia mpizara fitiavana nefa tsy mahatsiaro fahabangana aho ao antokatranoko. dia ahoana izany?
64. cutie ( 29/09/2007 13:44)
mandrindra
aleo marina zay :-D
65. mandrindra ( 29/09/2007 14:10)
antsoy ary i veloo e:lol:
66. cutie ( 29/09/2007 14:44)
hihihihi
tonga ho azy eo izy tsy mila antsoiana:lol:
67. bilakarenjy ( 29/09/2007 14:58)
mandrindra > tsara rehefa tsapanao fa mila anao ny vady aman-janakao sy ny tokatranonao fa tanteraka ny ohabolan'ny Ntaolo hoe : lamban'akoha ka faty no hisarahana .Masaka baina a!
68. la ( 29/09/2007 15:04)
mandrindra>miha hendry an tsara ka=D=D=D=D=D=D
69. cutie ( 29/09/2007 15:53)
naditra nga mandrindra taloha :roll::-D
70. mandrindra ( 29/09/2007 15:57)
la, tsy azoko ilay hoe mihahendry
bilakarenjy, io anie mandeha fa ny fizarana dia mbola hitohy foana eeee
cutie, inn hono izany ditrako zany, aza bedesina aho an:wink::-D
71. cutie ( 29/09/2007 15:59)
cutie, inn hono izany ditrako zany, aza bedesina aho an

za aza manontany we naditra nga taloha koa:-D
72. mandrindra ( 29/09/2007 16:07)
cutie, :*:*:* ditra ve io ohatra?:-D:-D:-D
73. cutie ( 29/09/2007 16:29)
an3:-D:-D:-D:-D
74. mandrindra ( 29/09/2007 16:32)
dia tohizako zany annn :*:*:*
75. cutie ( 29/09/2007 16:34)
tohizo foana raha mbola mazoto:-D
76. mandrindra ( 29/09/2007 16:43)
raha vao cutie dia motivééééé beeee foana:*:*:*
77. cutie ( 29/09/2007 18:15)
hihihihihi
misaotra e
:*:*:*:*:*:*
78. mandrindra ( 29/09/2007 18:32)
hmmmm:*:*:*:*
tsisy fisaorana fa gratos kaaa:-D
79. cutie ( 29/09/2007 20:39)
:-D:-D:-D:-D
soa ihany :-D
80. mandrindra ( 30/09/2007 06:23)
soa foaana io ka:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008