Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
21. boubounezy
(
28/09/2007 14:52)
za alou contra ny lé polygamie reny é! miankina @ circonstance kou nefa ny anekena sy tsy anekana azy.
22. cutie
(
28/09/2007 14:54)
cutie, kofona ianao dia tsofina ny vava, dia afaka ilay mangitikitika nahakofona.... ary aza atao an'io ny moa ny maso sao mivadika eo eee
mazava :wink:
23. pissoa
(
28/09/2007 15:24)
Hi hi hi, misy resaka mampirafy njay ato !
Vive mandrindrakooooooo :-D:-D:-D
Vive mandrindrakooooooo :-D:-D:-D
26. mandrindra
(
28/09/2007 15:58)
pissoaaaaakoooooo ô, zah hoa tsy mampirafy zany:oops:
cutie, nisava paosy aho fa tsy nahita:-D
cutie, nisava paosy aho fa tsy nahita:-D
32. cutie
(
28/09/2007 16:34)
29. Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-09-2007 18:32:44
Lohateny : Re : Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
efa misy
tsy hitako akory :-D
melody :-*:-*:-*:-*
