Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
54. bilakarenjy
(
28/09/2007 21:07)
matoa izay misy ny fampirafesana dia misy tsy ampy eo fianan'ny mpivady sy ny fiainana ao an-tokatranony .
Ao raha !!!!!!!!!!!!!
Ao raha !!!!!!!!!!!!!
55. Jeankely
(
29/09/2007 03:06)
Na ampy na tsy ampy ny ao antokatrano tsy nisy resaka baiboly nilaza izany mihintsy hoe rehefa tsy ampy tosika ao antrano dia mandehana manampy any ivelany ary miafena sao tratra.
57. mandrindra
(
29/09/2007 06:31)
cutie, fa iza no nanomboka teo?:wink:
bilakarenjy, vinavina ve izany hevitrao izany sa tranga niainana?

58. tywa68
(
29/09/2007 06:55)
ronaldo09 : zay lay efa notenenina foana hoe f'angaha rehef tsy hita soratra anaty baiboly dia tsy mandrara no dikan'izany ?
Hoy i la
Miombo-kevitra aho, satria na mino enao na tsy mino, dia tsy mety ny tia-tena tsy mieritreritra alahelon'olona !
cutie sy mandrindra : mifameno an :-D:-D
Jeankely : misy olona tsy te-halala ny ao @ i baiboly, fa ny filàn'ny nofo no ambony kokoa aminy !:wink:
Hoy i la
Mapirafy = tsy mety sady tsy tokony hatao fa mampisavoritaka sy mampijaly olona satria manitsakitsaka fitiavan'olona.
Miombo-kevitra aho, satria na mino enao na tsy mino, dia tsy mety ny tia-tena tsy mieritreritra alahelon'olona !
cutie sy mandrindra : mifameno an :-D:-D
Jeankely : misy olona tsy te-halala ny ao @ i baiboly, fa ny filàn'ny nofo no ambony kokoa aminy !:wink:
60. bilakarenjy
(
29/09/2007 08:40)
raha ny teny ao @ baiboly no arahina ry Jeankely de betsaka no tokony ho foanana ny zavatra iainana sy atao ary ifaneraserana @ izao fotoana izao .
Fa didy fototra no nomeny sy nosoratany ao anatin\'ny baiboly de anjaran\'ny olombelona no manitatra sy manatsara azy mba hifanaraka @ fiainan\'ny olona andavanandro sy maharitra .
Tsy hisy soratra mihitsy ao hoe : aza mifanoroka . Ary mbola tsy nisy soratra koa tao hoe : aza mifampitantana fa anjaran\'ny tsirairay io .
Tsy hoe tsy te-hahalala ny ao @ baiboly anie ny olona e! ,fa jerena aloha raha mety na tsy mety .
Sarotra be io raha ho velabelarina eto ,fa ny tsotra de zao ,aza miditra @ fiainan\'ny olona .Ny mety aminy tsy ho mety aminao ,ary ny mety aminao tsy ho mety aminy .
mandrindra > tsy vinavina io fa zava-misy ary iainan\'ny tokatrano rehetra .Tsy misy tokatrano tonga lafatra fa rehefa miombona ny mpivady de manaraka ho azy ny fitiavana ,de zay e!.