Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly

101. Jeankely ( 03/10/2007 13:34)
Tsisy raharahiko izany Ra-zoky e! Tiako mihintsy ho fantatrao fa maharary raha manao izany fampirafesana izany ny iray tokatrano aminao ka inona no hizahavanao izany ao amin'ny Baiboly ? Mba harahin'ny olona fa tsara sa ahoana? Na avy aiza ianao na avy aiza samy mangotrakotraka fa aza mifampatahotra. Asaivo mampirafy daholo ny havia sy havanana fa mety ao amin'ny Baibolinao. Miakatra sa midina ny tosi-dranao amin'izany??=))=))=))=))=))
102. ronaldo09 ( 04/10/2007 13:40)
Za tsy miresaka amin'ny olona ambany fisainana ohatra anao! Raha ianao angamba teto akaikiko nataoko vaky ny tetamasonao ary nihitsana ny nifinao !
103. Jeankely ( 04/10/2007 13:44)
Edrey efa tsisy nify intsony aho Razoky a. Resy aho fa tsy anao intsony e. Ny anareo no marina e. OK. Rehefa tafahoana manohy azy e. Ny eto izaho no GOLA.
104. ronaldo09 ( 08/10/2007 14:23)
:-w:-w:-w:-w
105. Jeankely ( 09/10/2007 05:35)
Tohizo ny resaka fampirafesana anaty baiboly izay resaka avo lenta eeee! Izay tsy mankasitra ambany saina eee! Mazoto mampirafy ooo!
106. ronaldo09 ( 11/10/2007 15:14)
merci!
107. Jeankely ( 12/10/2007 03:54)
You're welcome
108. Ccilia ( 12/10/2007 11:12)
mba tsy hisian'ny ny fampirafesana indrindra no namoronan'i Kristy ny sakramentan'ny fanambadiana, testamenta taloha no novakianao va tsy testamenta vaovao

izao an, raha te hampirafy ianao dia aza ny baiboly no atao fiarovan-tena fa mainka ianao jingy!!!
109. Jeankely ( 16/10/2007 03:12)
Any izany eeeee!!! OK Ccilia. Misaotra e!!! Ao @ Baiboly daholo ry Christian Sandoka no mitady fiarovantena @ kilalao mahazatra azy.
110. Mam ( 16/10/2007 09:15)
ny baiboly tompoko dia tsy mandrara ny fampirafesana ho an'ny lehilahy fa manameloka ireo asa ratsy ka raha mampirafy roa ianao(ralehilahy) ka tsy mahavelona sy mahafaly azy roa dia mpamono olona sy mpamitaka fa na manana 4 nefa mahavita azy rehetra mandritran'ny alina iray dia tsy manahy,izany hoe ny fity zany tsi tsara raha atao enjikenjika fa sady vo ianao no vo zao no izy no vo ny hafa sy ny mpifankatia aminy ka aza ny baiboly no ampiharina amin'iny lafiny iny fa tsy takatrin'ny lohantsiky ireny.ataoko ho ny logika angamba no azontsika tsy disohina.
111. Jeankely ( 17/10/2007 07:28)
Aza manao resaka tsy mifankahazo Ra-Mam a! Efa voalaza tany aloha fa raha arakao io ary hifanarahana zavatra hafa. Ny zavatra ataon'ny donto nefa miseho favy nefa dia ny ao antrano aza tsy mikaka na tsy mikilaoty ny zaza nefa mangalampinana ivelany. Izay no niadivana hevitra hoe tsy mety. Raha misy mpampirafy Malagasy 20 dia ny 19 olona tsy mahavelom-bady akory. Aiza ao @ Baiboly izany?
112. la ( 17/10/2007 10:34)
Mam> tsisy olona afaka anenjika bitro 2 zany fa resaka ka tina ateza!! sady ra misy atao any ivelany ve tsy aleo ny ao trano sy izay mba efa nofidina no atao ze ahatsara azy e:!::!::!:8O
113. Jeankely ( 18/10/2007 02:18)
Io no marina. Aza adino fa ny antony hamaliana mafy ny mpanoratra hafahafa dia satria miantefa any @ tanora vao misandratra ny zavatra motraka afafindreo. Manimba ny ho avin'ny zaza vao misandratra @ resaka tsy ampiheverana ka ao @ Baiboly no mitapitapy. Mahazo mahamay mihintsy koa satria miteniteny sy mamosaka hevitra vinaingitra.
114. dibbah ( 18/10/2007 03:59)
iza moa no sahy milaza fa tsy mampirafy , porofoy ary
115. la ( 18/10/2007 07:15)
dibbah>sarotra be ny anaporofona azy satria enao tsy miaraka aminay sady tsy hiaraka aminay mintsy satria zahay efa manana hihihi,:):):roll::roll::roll::-w:-w
116. Mam ( 18/10/2007 12:53)
dibbah: raha iza aloa dia ny vatako tsy mba mampirafy zany fa ny saina sy ny fo no tena mampirafy am zay hitan"ny masoko satria efa voalaza fa izay mitririritra ivelany fotsiny dia efa mampirafy anaty. fa raha tena fiarahina zany tsy mbola niaraka t@ olona miotran"ny iray ah.:?fa mahagaga be mintsy izany tenin"ni ce zany hoe tsy misy olona afaka milaza fa tsy mampirafy fa be diabe ny olona tsy mampirafy na azo lazaina fa vitsy aza.
117. Jeankely ( 19/10/2007 06:13)
Ny taranaka mpampirafy no mahita izany fa ny olona notaizana t@ fahamendrehana tsy mahita izany. Ny mpilalao no mahita sy miaina @ fanaony fa ny tsy milalao mahatsapa fa hafa ny iray. Ao ambadika ao maro no tia anasisika anaty loha fa tsy tsara ny iray; ilaina ny fanandramana ary misy aza no mirehareha fa efa tsy hita isa intsony ny nanaovana fanandramana. Izy sy ny fombany no tiany avadika ho fomba arahin'ny daholobe. Avy eo nefa rehefa sendra ny taolana mametraka fanontaniana indray.
118. xxx ( 09/01/2008 12:05)
Didin'Andriamanitra ny hoe" Aza mijangajanga". Ampy angamba zay dia araho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084