Ndao hohiraina...
63. nanoukely
(
11/09/2007 11:34)
ô "Ryanona" éhh ô "Ryanona" ahhh raha tsy eo anilanao aho de manavinavy (samoëla):)
64. Samoana
(
11/09/2007 13:35)
" 18 taona nahafantarako azy
Taloha ! Tô mpamaky fefiloha ô!
18 taona na'fantarako azy
Ankehitriny kay lefijo virijiny e:-D!"...
( feonkira Rajeneraly somary novàna tonony:wink:)
Taloha ! Tô mpamaky fefiloha ô!
18 taona na'fantarako azy
Ankehitriny kay lefijo virijiny e:-D!"...
( feonkira Rajeneraly somary novàna tonony:wink:)
67. tess
(
11/09/2007 17:13)
Ireo lolo mpikaretsakaikaretsaka, mpanambaka raozy betsaka
Dia halaviro anie ry Fanja
F'ireo no biby dia, mpandavaka vy
Tandremonao anie ry Fanja
rakoto frah
Dia halaviro anie ry Fanja
F'ireo no biby dia, mpandavaka vy
Tandremonao anie ry Fanja
rakoto frah
68. ftma
(
11/09/2007 17:19)
o milanamana aho
o mitady namana o
mbateho minamanafa bandynamana
gasynamana tenanamana
namanao
noforoniko :-D
o mitady namana o
mbateho minamanafa bandynamana
gasynamana tenanamana
namanao
noforoniko :-D
75. lanto
(
12/09/2007 05:31)
Samoana sy ikaretsaka tsy lany morsa mitsy an =D=D
Mba te hihira an'i nanoukely zah fa tsy mahita mitsy ;-)
Mba te hihira an'i nanoukely zah fa tsy mahita mitsy ;-)
77. nanoukely
(
12/09/2007 12:13)
mandrindra:
fa nanoukely eee, malemilemy eeee
tiako ianao (2)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/danse-du-ventre.gif[/IMG]
79. ikaretsaka
(
12/09/2007 16:26)
teto ambaravarakely aho no nitazana
an'i mamzelikely nihidy vazana (Aloma):lol:
an'i mamzelikely nihidy vazana (Aloma):lol:
