Ndao hohiraina...

1. lanto ( 05/09/2007 09:53)
Ny pseudo-an'ny namana ato e ! Nahita an'i hariL manko aho de lasa nihira hoe :


HariL atra ianao ka nandao.....
novalian'i lanto ny 28/10/2007 08:55
2. nanoukely ( 05/09/2007 10:21)
Hery iray zay nampitia ny tsy nitia .....hery iray...
3. nanoukely ( 05/09/2007 10:24)
Missie fita tsy mety maty ..... :-p
4. nanoukely ( 05/09/2007 10:24)
Missie fitia tsy mety maty ..... :-p
5. lanto ( 05/09/2007 10:59)
nanoukely> mahery njy an!

6. nanoukely ( 05/09/2007 11:04)
lanto:

nanoukely> mahery njy an!


Fa mahery ny fitia ....:)
7. ari.malala ( 05/09/2007 11:13)
tarika rebika:
Ry Lanto ô, vitanano ny nanosy ahy... niantsampy ianao teny an-tratran'olon-kafa, ry Lanto ô!!
8. booboo ( 05/09/2007 11:47)
:-D:-D aôna zany ry lanto ?
9. majakely ( 05/09/2007 12:15)
maditraaa ny fitiavakoooo ,,tsy haiko le hiran'i ny ainga iny !!:-D
10. lanto ( 05/09/2007 12:23)
booboo> tsy zah io ka! Anontanio nge rebika e lolll
majakely> fa tsy masiaka ve ? :lol:


Missie misioka ao an-tokontany ao...namana :-)
ari.malala a! manoratra ho anao aho (rossy) :-p

Hafa njay fa gôka ny disika missie!
11. darafify ( 05/09/2007 13:06)
masiaka ilay izy fa maditra no tiany :-D

o ryAnona eh, o ry zazavavy (samoela)
12. lanto ( 05/09/2007 13:48)
Tena izy 'lay
ny miaraka mi-boum am sipa majakely
mahay mandihy...
13. ari.malala ( 05/09/2007 14:19)
lanto:

ari.malala a! manoratra ho anao aho (rossy) :-p



lanto>:-D:-D:-Drefa any am karajia za d misy maka PV d tonga d io no mitsena ana ao:-D:-D:-D:-D

Darlin hoa darlin e, fezon lamour sesoara :P (Princio)


14. Samoana ( 05/09/2007 17:08)
- " malahelo izaho ka mitaraina , radjery jery e 'zaho aty " ( hira kaiamba ho an'ny namana Radjery:wink:)

- " Booboo gasy, maharitra am-bava, mora mampisava ny ngidin'ny fiainan'efa mankalao " ( Lôlô sy ny tariny ho an'ny namana tia motika:-* )
15. ikaretsaka ( 05/09/2007 18:12)
Ny hamba hisy intantanaaaaaa, Samoana hisy handre, tsy tsy salama vatana hisy ampianatra mande
16. lanto ( 05/09/2007 18:21)
hihihi ao daholo izany !
Seraseran-dresadresaka ee oyaee
Ikaretsaka fotsiny no bobaka eee
17. ikaretsaka ( 05/09/2007 18:24)
Veloma ravak'oooooo Fasaly la kompaniiiii!
18. fasaly ( 05/09/2007 19:05)
:-P tsy mahay.....
sali sali ikaretsaka:-D
19. Samoana ( 05/09/2007 19:22)
tess, taiza indray enao ? Tess, ny marina lazao ?! ( Bessa ho an'ny namana tess sy ilay kambana aminy:wink: )
20. nanoukely ( 05/09/2007 19:30)
"avylavitra" aaaaa hanafay reo tsy marina sy ireo mpanefo sandoka aaaaaaaa:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083