Ndao hohiraina...

121. ikaretsaka ( 20/09/2007 01:55)
aiza ra mbaliana manana ooo aiza ra mbaliana manan'ooo
(Justin vali)
122. ari.malala ( 20/09/2007 07:39)
ika:-D:-D:-D:-D:-Dmaita tenenina mints:-D:-D:-D:-D
123. mbaliana ( 20/09/2007 19:18)
ika> dain dia misy an'izany koa ve.. na izany aza merci bdb e ...:-*:-*:-D
124. ari.malala ( 21/09/2007 06:55)
fiderana no asandratro hoanao Ray ô! (Hantatiana)

'Reo lolo mpikaretsaka, mpanambaka raozy betsaka tandremonao anie ry Fanja!(Rakoto Frah)
125. ikaretsaka ( 24/09/2007 18:32)
eto atywa le zavatr'iry
ny malotonao mampidegoba eo @ lalamby
(samoela sy 17,9)
126. ari.malala ( 25/09/2007 13:51)
Belle belle belle comme le jour
Belle belle belle comme l'amour :)

...izy manome tooky hoe maniry hitoetra anilanao fona aho


127. ari.malala ( 26/09/2007 12:17)
na ny faonao manako na ny tendrinao milantolanto (rebika) ary mba tian'i rebika mints Lanto an:P
128. lanto ( 27/09/2007 19:29)
ari.malala> raha mba fantatry njy manko :-p sahala amin'ny itiavan'i rossy anjy ihany io e hihii
129. ari.malala ( 28/09/2007 12:19)
lanto, zany an hihihi:)

Nos corps enlacés sur le sable
L'eau qui vient mourir à nos pieds
Dans mes cheveux le vent du large
Et tes levres goûtent l'été
Patrick je t'aime :P
130. mandrindra ( 28/09/2007 13:44)
deklarasiô ve zany:lol:
131. nanoukely ( 01/10/2007 19:47)
jereo ny "vitsika" mavitribitrika ....:p
132. ari.malala ( 02/10/2007 13:18)
mandrindra, azo atao:-P
133. lanto ( 02/10/2007 15:36)
nanoukely hay mba hainjy iny hira iny ;-)
134. mandrindra ( 12/10/2007 14:54)
ari.malala, inay any aho le patrick eeee:oops::°)
135. ari.malala ( 15/10/2007 13:21)
mandrindra ao aza fa atolotra anao le deklarasio na d ts patrick aza ny anaranao e;)
136. lanto ( 28/10/2007 08:55)
Mety efa tsisy spekta intsony ato nefa izaho mbola te hihira :D


O ry samoana o ry samoana
atolotro anao ity hirko ity
ho fahatsiarovana rahatrizay
......
tsara e! tsaramaso e
ny alokanay androanyyyy

(raozin'i paradisa natambatry johary)

Itoagnanio raho hery e
itoagnanio fa matahotse....
te houuullly
holy fa manintagny e

(vaovy)

(tsy nataoko teo am salakao sao misy mandika vilana :wink::-) )

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0598