Ndao hohiraina...
101. dadie
(
17/09/2007 18:31)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 14-09-2007 22:16:09:-D:-D
Lohateny : Re : Ndao hohiraina...
dadie> fialonana an'le bizorokany mitsy no amelezako azy eto
Jerijerena ra to marary anaterana kally any am hopitaly
karakaraina andavanandro sasa ina ny lamba ary koa nahandro (samoela)
106. ari.malala
(
18/09/2007 12:47)
tezitra be tam mamandry aky fa izy angamba efa tena lasa adala re ouo ouo ouo o! (samoela):-D:-D:-D
107. sitlo
(
18/09/2007 13:07)
Ny anay terezy kely ihany no tena tianay. :-D
O Terezy ah, O Terezy ah
O Terezy Kelly ah, O Terezy Kelly ah
kelly13 :°)
O Terezy ah, O Terezy ah
O Terezy Kelly ah, O Terezy Kelly ah
kelly13 :°)
108. xxx
(
18/09/2007 13:35)
mandrindra:
aloalo, ao ve nareo? (tsy tsaroko intsony ny tohin'io hira io)
zahay efa niantso nareo tsy nandray
109. mandrindra
(
18/09/2007 14:31)
xxx, iza tokoa ilay mpihira an'io??
"ari.malala" izaho anie tsy niova fa mbola "jhoulamboto" (lolo)
"ari.malala" izaho anie tsy niova fa mbola "jhoulamboto" (lolo)
110. ftma
(
18/09/2007 17:54)
mba liana de hahalala anao
mba liana hiresaka aminao
mba liana fa tena tia anao
mba liana fa fifaliako ianao (Fa :wink:)
mbaliana mba tafitra ao anaty hira roa njy :-*
mba liana hiresaka aminao
mba liana fa tena tia anao
mba liana fa fifaliako ianao (Fa :wink:)
mbaliana mba tafitra ao anaty hira roa njy :-*
112. ftma
(
18/09/2007 18:15)
Lamba mena sy lamba landy sisa no hikambanana
ny hira nihifanaovana aza zary lasa kopakopa-tanana
Ny lanitra manga nanjombona toa mosarena avana (Ricky)
ny hira nihifanaovana aza zary lasa kopakopa-tanana
Ny lanitra manga nanjombona toa mosarena avana (Ricky)
114. ari.malala
(
19/09/2007 06:41)
raha mamontsina ny akondro zay no atao hoe mamololona
Azonao tapahin'io ka fohizina ho "loula"
raha mamelana ny paiso ka maoaka vonifanja
azonao laingosana io fa tononina ho "fanja"
Azonao tapahin'io ka fohizina ho "loula"
raha mamelana ny paiso ka maoaka vonifanja
azonao laingosana io fa tononina ho "fanja"
115. aloalo
(
19/09/2007 07:22)
pissoa> maninn njay ! ;-)
Bozylove o ! babylone (Boney M)
tsy nasiko le numéro fa toa ol ray ihany no mitondra ny n° ko , izy koa moa tia klera klera mena dia atao zay mahafa-po ny tompony
Bozylove o ! babylone (Boney M)
tsy nasiko le numéro fa toa ol ray ihany no mitondra ny n° ko , izy koa moa tia klera klera mena dia atao zay mahafa-po ny tompony
116. mandrindra
(
19/09/2007 11:24)
ilay vazontsika iny, no aza hadinoina sanatria
rehfa tsya o ilay "melody" dia ny tonony ataovy poezy
rehfa tsya o ilay "melody" dia ny tonony ataovy poezy
117. Samoana
(
19/09/2007 14:05)
aloalo:
Pissoa dia zahay
Pissoa dia zahay mandrapafatinay
:°)
=)) ( tadidiko=D )
alôalô ! ao ve nareo
zahay efa miantso nareo ve mandray ô ! ( x2 )
( Tselonina )
