Ndao hohiraina...
47. lanto
(
08/09/2007 11:00)
Samoana ary ve sao marenina sa kosa tsy azo tenenina
Avelo efa ratsy fanahy manao izay mba mahasosotra ahy... (Jeneraly)
Avelo efa ratsy fanahy manao izay mba mahasosotra ahy... (Jeneraly)
52. ikaretsaka
(
09/09/2007 12:37)
Tsaroako Aino fahinyyyyy, mihinana mofo tantelyyyy! (Bekoto)
Adinony Aino o o!
Adininony Aino o o (ricky)
Adinony Aino o o!
Adininony Aino o o (ricky)
53. dadie
(
10/09/2007 13:35)
ataovy hira ry zareo ty anahako ty fa ra vakina tsy mety an
tess nareo ry zavavay e
avy natsaka zahay e
tess nareo natsaka e
tery am vale mparihy
tess nareo ry zalahy e
avylavitra iany zahay e
avylavitra avy aiza ari zany e
avy tery ambony teriiiiiiiiii
tess nareo ry zavavay e
avy natsaka zahay e
tess nareo natsaka e
tery am vale mparihy
tess nareo ry zalahy e
avylavitra iany zahay e
avylavitra avy aiza ari zany e
avy tery ambony teriiiiiiiiii
54. Samoana
(
10/09/2007 14:00)
dadie/ manampy ranondranony foana an:-D
Ho an'ireo tara train izany dia ireto ny namana efa niainga aloha :
Aino/ Anona/ Ari.malala/ Avylavitra/ Booboo/ Bozylove/ Bilakarenjy/ Darlin/ Dadie/ Fasaly/ Ftma/ Haril/ Hery/ Ikaretsaka/ JM/ Kallie/ Kiadi/ Lanto/ Maditra/ Missie/ Majakely/ Maina/ Radjery/ Ralay/ Roazikely/ Ravaka/ Rrasoa/ Ravomaria/ Samoana/ Sasa/ Tywa/ Tess
Tohizo amin-tsiky hatrany ny lalao fa somonga ny antsika e:wink: !

55. Samoana
(
10/09/2007 14:09)
Vita izay ny n°1 fa hiditra @ pazappa 2 indray isika:-D :
" Oadray ery ambaravarankely
Oadray toa mam'zelikely Nahoana hoa izato izy ry kelly kely
No havela irery tahak'izao "
" Oadray ery ambaravarankely
Oadray toa mam'zelikely Nahoana hoa izato izy ry kelly kely
No havela irery tahak'izao "
58. dadie
(
10/09/2007 14:20)
Mpandefa : Samoana [ Valio ] 10-09-2007 16:00:29
Lohateny : Re : Ndao hohiraina...
dadie/ manampy ranondranony foana an
samoana lany fika d ny anarana eo iany no ataoko ihihih zay ny mpivaromagahazo ,ka ireo ny ps tena hay kooooooo
59. Samoana
(
10/09/2007 14:42)
dadie/ ity misy azondry hiraina ho an'ilay namantsika vaovao:
" Afera vita @ anamamy hoa ( x4)
De kalma fotsiny isika
Racalme fotsin'isika...:-D"
" Afera vita @ anamamy hoa ( x4)
De kalma fotsiny isika
Racalme fotsin'isika...:-D"
60. Samoana
(
10/09/2007 14:49)
ari.malala a tsy "hanoratra ho anao" intsony lanto raha tsy mandray anjara an. hihi Mba hafaro koa ilay namantsika iray hitsidika ato e ! Lazao azy fa:
" mimich teny voatenintsika izay...tokony ho tadidy tsy tsaroako:wink:"
" mimich teny voatenintsika izay...tokony ho tadidy tsy tsaroako:wink:"