Ndao hohiraina...
21. Samoana
(
05/09/2007 19:41)
- Rrassoa e no manam-piara e, rrassoa e no manam-piara e... ( Lôlô )
- Ralay takariva kely tery amoron-kady... ( kalon'ny fahiny:wink:)
- Ralay takariva kely tery amoron-kady... ( kalon'ny fahiny:wink:)
22. fasaly
(
05/09/2007 20:02)
Samoana:=))=))=))=))
tess, taiza indray enao ? Tess, ny marina lazao ?! ( Bessa ho an'ny namana tess sy ilay kambana aminy:wink: )
23. ikaretsaka
(
05/09/2007 20:09)
t@ mbola kely dia misy hira hoe
fa salikenatsaaaa fasali kenatra fasali kenatra ny havanao fasali kenatra aa (tsy tadidiko hoe iza no mihira an'iny)
fa salikenatsaaaa fasali kenatra fasali kenatra ny havanao fasali kenatra aa (tsy tadidiko hoe iza no mihira an'iny)
27. majakely
(
06/09/2007 06:52)
samou samou samou samoua d'orrr ...hihihihihihi samoana io sady pub aa...:°)waii je sé c'est nul:-D
29. Samoana
(
06/09/2007 13:31)
lanto/ Ity hira ity de atolotro an'ilay ranamana mpikarakara ny RVG-nay:wink::
" JM, J'M JM JM, j'aime les filles de mon pays..." ( refrain- Henri Ratsimbazafy )
" JM, J'M JM JM, j'aime les filles de mon pays..." ( refrain- Henri Ratsimbazafy )
30. Samoana
(
06/09/2007 13:35)
ftma/Ito indray hasolo ilay mangahazo tsy tonga ho famitram-pihavanana:-*
" Tady vita ftma...no mamehy antsika 2 " ( Lôlô )
" Tady vita ftma...no mamehy antsika 2 " ( Lôlô )
31. Samoana
(
06/09/2007 13:40)
Aleo ampiana raika hafa sao misy saro-piaro. hihihi
" Ô tywanao 'zaho ô enô diso hevitr'iny... " ( Jaojoby )
" Ô tywanao 'zaho ô enô diso hevitr'iny... " ( Jaojoby )
32. darafify
(
06/09/2007 14:20)
Mila misasa isa-maraina isa-maraina http://www.dailymotion.com/relevance/search/momota/video/x2ib27_momota-gasy-sy-zaza-madio_family
33. nanoukely
(
06/09/2007 15:10)
Kallie kallie ô ô ô ..ataoko ahoana no tsy fijery anao (Spy D) http://www.dailymotion.com/relevance/search/Spy+D+gasy/video/xw601_kally_music
34. lanto
(
06/09/2007 15:58)
Samoana:
lanto/ Ity hira ity de atolotro an'ilay ranamana mpikarakara ny RVG-nay:wink::
" JM, J'M JM JM, j'aime les filles de mon pays..." ( refrain- Henri Ratsimbazafy )
Misaotra eee Ary misy aingam-panahy mitsy ange samoana izany e :-D
36. ftma
(
06/09/2007 18:18)
misaotra samoana :wink: ampiarahana ny dihy noforonin'i seb sy W.j. sy Crist.. io dia tena mety
