surpise parti Nice
363. sasa
(
03/10/2007 04:54)
ary iza no mba hibata an'i mbaliana :?::?::?:
tywa68 hi hi hi hi avelao ry zareo hifanaraka ao tsara aloha fa za ary efa nisy nibata koa efa tonga tany am arrivé :-D:-D:-D:-D:-D
tywa68 hi hi hi hi avelao ry zareo hifanaraka ao tsara aloha fa za ary efa nisy nibata koa efa tonga tany am arrivé :-D:-D:-D:-D:-D
364. tywa68
(
03/10/2007 05:08)
sasa : tsy tin njy fa ilay malaza mpitaba anie na any na aty vonona foana e :-D:-D
365. ftma
(
03/10/2007 06:29)
tara mihitsy za fa ny tso-bato lasa tso-batana de zao lasa akibatabaka :)
za mitazana fontsiny e haka sary :)
za mitazana fontsiny e haka sary :)
366. sasa
(
03/10/2007 10:07)
tywa68 efa fantatro izany kan! fa le mpibata aty klou mibata foana refa lozanjy zareo mifandamina ao:-D:-D
367. mbaliana
(
03/10/2007 17:37)
mahay inn ry ireto?
sasa> i mbaliana anie ka bataina tsy zaka nefa raha afindra tsy mety e...:-D:-D:-D
anga efa misy ny malaza amin'ny fibataina? :^):^):^)
sasa> i mbaliana anie ka bataina tsy zaka nefa raha afindra tsy mety e...:-D:-D:-D
anga efa misy ny malaza amin'ny fibataina? :^):^):^)
371. mbaliana
(
04/10/2007 09:08)
za tsy manaiky bataina raha tsy miteny anarana le hibata...:-D:-D:-D:-D
hasina2 > resaka ka atao fa tsy hisy sahy hibata eo e... kelikely sandry aby manko ireo ka tsy mahavoa...:-D:-D:-D:-D
hasina2 > resaka ka atao fa tsy hisy sahy hibata eo e... kelikely sandry aby manko ireo ka tsy mahavoa...:-D:-D:-D:-D
372. tywa68
(
04/10/2007 10:16)
mbaliana : efa fantanjy ilay kandida h@ voalohany e ! io i hasina2 fa mirotsaka koa, fa lazainy kely sandry r'izalahy, tsy sahy hibata nefa efa firy no voabatany tany dago ? :lol::-D sa tsy zany ry sasa ? :lol:
373. ftma
(
04/10/2007 10:31)
hasina2: adaladala ireo mamorona lalao :-D
mbaliana efa hoe fijo no hibata anjy ko io ihany no costo mahazaka anjy :-D
rahoviana indray no hihinana akoho e
ary samoana sy rapahmada lasa aiza e sa variana mihinana glasy ao?
mbaliana efa hoe fijo no hibata anjy ko io ihany no costo mahazaka anjy :-D
rahoviana indray no hihinana akoho e
ary samoana sy rapahmada lasa aiza e sa variana mihinana glasy ao?
374. tywa68
(
04/10/2007 10:37)
f'angaha d efa malaza mihinana glasy reo ? na laozany variana atsy ambadika @ sary, be niveaux ao k (efa nampianarin'i fijo ireny e):-D:-D
375. mbaliana
(
04/10/2007 19:09)
aoka tsy tenenina zay ef nahazaka zany fa aleo hijery ny tsy mbola nahazaka..
i fijo ary tsy zakany hono ny tenany e...:-D:-D:-D:-D
i fijo ary tsy zakany hono ny tenany e...:-D:-D:-D:-D
376. ftma
(
04/10/2007 19:57)
Aleo asiana sary kely :) io ilay toerana hanaovana ilay fibatabatana efa hain'i mbaliana io :wink:
377. fijo
(
04/10/2007 20:03)
mbay kely ery ry mbal fa ny virja maivamaivana tsara an,sao voabata eo ndry ka gaga,
tywa an,fijo tsy mampianatra olona izany fa mpitondra finoana fotsiny
tywa an,fijo tsy mampianatra olona izany fa mpitondra finoana fotsiny
378. sasa
(
05/10/2007 04:31)
tywa68 hi hi hi betsaka mintsy akia no voabata taty an! sa tsy izany ry fijo? firy tokoa moa izy izay????? ny sekreteranao mantsy nataonao niesona tamreny koa.:-*:-*:-*:-*
ftma tena za sy le hibata an'ahy akia no voalohany raha zao klé,:-*:-*:-*:-*
mbaliana tsy mahazo mandà ary io koa i fijo no mibata anjy koa?
hasina2 tonga d jereo izay ho batainao fa aza variana eo.
ftma tena za sy le hibata an'ahy akia no voalohany raha zao klé,:-*:-*:-*:-*
mbaliana tsy mahazo mandà ary io koa i fijo no mibata anjy koa?
hasina2 tonga d jereo izay ho batainao fa aza variana eo.
379. tywa68
(
05/10/2007 05:06)
mbaliana : miomàna njy fa hisy hibata sy hitrotro sy hanotra sns...:-D:-D
fijo : f'angaha rehefa mibata tonga d hoe entina any @ sekta ?:-D
sasa : i hasina2 hono be sandry ary ho avy hibata anjy koa :lol: :-*
fijo : f'angaha rehefa mibata tonga d hoe entina any @ sekta ?:-D
sasa : i hasina2 hono be sandry ary ho avy hibata anjy koa :lol: :-*
380. Ralay
(
05/10/2007 06:41)
Efa betsaka ny hibatazany fa raiketo @ zay ny tournoi aza e. Zah koa efa mikotrana zao fa toa ho mazana ny lalao :lol: