surpise parti Nice

401. mbaliana ( 11/10/2007 19:43)
fijo> ianao anga no mandrakotra azy?
402. sasa ( 12/10/2007 04:48)
mbaliana otrany mitady ho haiko le tianjy hibata anjy i ann....... ve? mety tsara iny :wink:
403. tywa68 ( 12/10/2007 05:18)
sasa : mbola tsy hay foana angaha iza no hibata e ? ilay tary amboalohany miampy an'i fijo sy hasina2 koa ! Hisy hamerina hamaky an'ity dinika ity zao hanao detektiva :-D:-D

mbaliana : miala bala an ! tonga d tsory hoe 1 na 2 zany tsy ampy hibata (hifandimby na hifarimbona):-D:-D
404. lanto ( 12/10/2007 08:03)
Zah zareo mba batao ah! Manja io bataina io an :-p:oops:
405. mbaliana ( 12/10/2007 09:34)
sasa> aaaaaaaaaaaannnnnnnnnnn... za aza tsy mahalala hoe iza re no tiako hibata ahy koa =))=))
tywa68> za te ho bataina fa tsy misy vonona ireo koa... miala bala daholo rehefa eo tokoa...:^):-D:-D:-D
lanto> tsy hisy hibata eo wa ireo.. vava fotriny ny an'ireo :-D:-D:-D
406. lanto ( 12/10/2007 14:20)
mbaliana> eny ho'a :-D:-D:-D
407. tywa68 ( 12/10/2007 18:39)
lanto sy mbaliana : mifanaraha aloha nareo fa manjary mitsoaka r'izalahy efa vonona e :lol::-D
408. fijo ( 12/10/2007 19:45)
i ralay efa hoe hibata ry lanto ko ndry ko
409. tywa68 ( 13/10/2007 08:31)
fijo : f'angaha i ralay ihany ?:lol:
410. lanto ( 13/10/2007 18:57)
f'iza koa ? fijo veuh ? tsy sport ho an'ny virja ny batabata :-p
411. tywa68 ( 14/10/2007 07:54)
lanto : efa nobatainy angah njy d tsy zakany ?:-D
412. lanto ( 14/10/2007 08:09)
raha mibata eo izy miongotra ilay grady mahavirja azy kou! aleo izy aloha hispekta eto
413. tywa68 ( 14/10/2007 08:37)
hay tokoa moa :-D
414. mbaliana ( 14/10/2007 20:28)
aleo hiverina amin'ny resaka tsobato fa tsss... manjary mampadiso fanantenana ry virja isany :-D:-D:-D:-D
415. lanto ( 15/10/2007 05:38)
aleo tso-kanetibe ka! Sa mba handray anjara le namantsika iray iny :)
416. mbaliana ( 15/10/2007 09:26)
zahay tsy mahay kanetibe koa ...:^):^):-D:-D:-D
417. tywa68 ( 15/10/2007 11:55)
lanto : na tsy nisy niteny aza misy kanety be foana anaty fiara e :-D:-D

mbaliana : manipy ve d tsy ho hay e (rehefa tsy eny @ lohan'olona :-D)
418. booboo ( 15/10/2007 12:53)
419

(tohizo lé dinikareo fa zà nanisa fotsiny kah hihihi)
419. lanto ( 15/10/2007 15:20)
tywa> hay nisy tany ? am sisa asiana ankisava kanetibe hilalaovana ( aleo ihany teny gasy )
420. mbaliana ( 15/10/2007 19:16)
tywa68> ary nareo kosa tsy nitenytamin'zah nahita anareo iny.. tahak'izay zah nahay kanety be...sady zany manipinipy kanety be zany ..sao le kanety njay no mavesatra noho za...:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4847