surpise parti Nice

381. mbaliana ( 05/10/2007 08:04)
fijo> virja ve hibata e.. sao simba eo ny maha virja anareo...:-D:-D:-D:-D
sasa> tsss ahona no tsy hahazo handà e...hitanjy ny zaza rehefa e midongy tsy mety mande ireny dia manao poids lourd bee.. tsy hita zay andraisana azy... hihihihi...

tywa68> toa iadiavana indray aho zany raha izany.. aleo specta ka...haka sary...
ftma> tadidinjy iza no narary tongotra tamin'io :-D:-D:-D:-D:-D??
niampy njay ny kil ... hasina2
382. mbaliana ( 05/10/2007 08:05)
tywa68> :-D:-D:-D:-D:-D
383. tywa68 ( 05/10/2007 10:06)
Tena efa fomba ratsy mihitsy ty mitsoaka ty ry mbaliana an !:-D:lol:
384. sasa ( 05/10/2007 10:10)
tywa68 i hasina2 anie ka mbola zaza tsy ampy taona,:wink: :-$ sao mampigadra izany klé, aleo amreo efa miseho ho azy ho enjana ireo no hibata an'ahy d ho hita eo.
mbaliana miala bala foana f'angaha njy matahotra bataina e! :-D:-D:-D
385. tywa68 ( 05/10/2007 10:16)
sasa : misy sary angaha any ? Tsy misy te-higadra aloha e :lol:
ka i mbaliana anie efa specialista @ity mitsoaka ity e ! taritiny ny resaka d mibaraka izy ! :-D:-D:-D
386. fijo ( 05/10/2007 19:50)
ka itanao ihany ry tywa fa le fitoriana le asa masina tsimaintsy atao naizanaiza ko,adidy anie io e.
sasa an,ny sekretera kosa tsy navela izany fa teo akaiky teo ihany ko
387. tywa68 ( 07/10/2007 07:07)
mitarika fotoana zany i fijo androany ? :lol::-D
388. hasina2 ( 07/10/2007 19:05)
fa iza no milaza @nareo fa tsy ampy taona zay???:-w efa 26 ihany ka mavita zay kle!!!
389. hasina2 ( 07/10/2007 19:10)
=D nahazo kil nareo iny aho bebe sandry ihany hibata anareo mianakavy zay maivamaivana sy mavesabesatra koa.mila maka rdv aa:!::-P
390. sasa ( 08/10/2007 05:30)
=))=))hasina2 plus de 30 anie vao ampy taona ato d ahoana izany mbola miandry 4 ve?
fijo he he he he :-D:-D
391. tywa68 ( 08/10/2007 07:58)
sasa :-D:-D
hasina2 : kely taona fa matotra mampàka rdv an :-D:-D
392. sasa ( 08/10/2007 10:45)
tywa38 mitady ho fetsy mintsy akia io kely io d'efa mianatra ny mananihany olondehibe haka rdv :-D
393. ftma ( 09/10/2007 07:31)
hasina2: tsy haharaka an'ireo ianao fa efa mafy toto daholo ireo :-D
mbaliana: tadidiko mihitsy njy niferonaina t@ io tena nila mpibata njy t@ iny :-D
394. mbaliana ( 09/10/2007 18:19)
sasa sy tywa68> tsy teo kely mantsy za dia zao no ataonareo ahy an... tsy miala zany fa tena tsy misy mahazaka ahy ao e.. jereo ry hasina2 ... mbola soloina couche...:-D:-D:-D
ftma> azafady kely fa le olona niseho nilay be no tena nanray tongotra.. za en forme jusqu'à la fin an.. na dia somary pessimiste aza tamin'ny voalohany...:b:b:-D:-D:-D:-D
395. tywa68 ( 09/10/2007 18:28)
fa naninona zahay ry mbaliana ? :-D
Tandremo fa misy zazakely mampàka rdv ato e fa tsy hanolo couche kosa e :-D:lol:
396. fijo ( 09/10/2007 20:12)
tratra indray mbal de be rediredy an
hasina an,mbole kely loatra ianao hoy ilay hira nalaza fahiny
397. sasa ( 10/10/2007 04:32)
mbaliana fa nataonay inona indray njy e! hi hi hi hi fa iza ary no tianjy hibata anjy sa raha tsy mahazaka anjy aza ny 1 am bandy ato d aleo fa atao 2 indray mety izay:-D:-D:-D:-D:-D. io hasina2 io efa grave am fibatana hono na mbola vao 26 aza fa mitandrema njy:wink:
398. fijo ( 10/10/2007 19:33)
mila roa marina ngamba mbal vao lasa ka
399. mbaliana ( 10/10/2007 20:04)
tywa68 sy sasa> ka za lazainareo fa miala bala koa... nefa za mbola eto...:^):^)
fijo> tratran'ny inn ary za e?
sasa> ... ny tiako hibata ahy dia i....mbola zaza zany akia i hasina2 :-D:-D:-D
hasina2> sans rancune an :wink:
400. fijo ( 11/10/2007 19:21)
sans rancune avec rakotra hono hasina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017