surpise parti Nice
421. tywa68
(
16/10/2007 05:27)
lanto sy mbaliana : ny tso-batoko aza tsy misy place intsony fa feno kanety be ny kôfra ! :lol:
422. lanto
(
16/10/2007 05:48)
tywa aza manaiky an'izany kosa fa fitovian-jo zao no dradradradraina :p
423. Ralay
(
16/10/2007 06:08)
Efaavy nikotrana zah io fa hanaomboka hibata iza moa ilay bataina voalohany? :-P
425. tywa68
(
16/10/2007 08:43)
lanto > soa fa be d be eran'ny bord :lol: tsy olana e !
ftma > f'iza ary no hikotranany eo ? :lol:
Ralay > efa hoe mbaliana no voalohany hono :D
ftma > f'iza ary no hikotranany eo ? :lol:
Ralay > efa hoe mbaliana no voalohany hono :D
426. mbaliana
(
16/10/2007 10:43)
za tsy mila bataina zany intsony fa zao izy vao tonga ... efa niova kanety be njay zao .. za no hibata ny kanetybe any amin'i tywa ..:-D:-D:-D:-D
427. ftma
(
16/10/2007 11:18)
tywa68: mbola handeha hitsikilo any za hijery izay hikotranan'i ralay ao :-D
mbaliana njy ve de hahazaka kanetybe :-D
inona no ataontsika @ 19 oktombra e ndao mba hanao fety fa anniversaire be io
mbaliana njy ve de hahazaka kanetybe :-D
inona no ataontsika @ 19 oktombra e ndao mba hanao fety fa anniversaire be io
428. tywa68
(
16/10/2007 11:35)
mbaliana : :-D:-D bataintsika @ sobika mihitsy :lol:
ftma : ngah njy hahita eo na hitsaitsaika aza :-D:-D anniversaire be ahoana aloha le 19 e ? :lol:
ftma : ngah njy hahita eo na hitsaitsaika aza :-D:-D anniversaire be ahoana aloha le 19 e ? :lol:
429. mbaliana
(
16/10/2007 19:03)
ary i ftma koa efa akaiky foana vao miteny :-D:-D:-D
merci akia tywa soa fa misy anjy hibata kanety be...:-D:-D:-D
merci akia tywa soa fa misy anjy hibata kanety be...:-D:-D:-D
430. fijo
(
16/10/2007 20:28)
za koa misy kanety be foana ao anaty fiara ao,fa ny anareo moa vato no tianareo de navelako nandoto tanana teo.naleoko nihinana glasy.
lanto,za koa hafaka mibata ka,sady tanana virja be
lanto,za koa hafaka mibata ka,sady tanana virja be
431. lanto
(
17/10/2007 05:13)
fijo> mety tsy natakalonay vao tokoa aloha e! Ary angaha mbola virja hatramin'ny tanana ? Mbola tsy nanoratra pistily mitsy zany ? :P
432. hasina2
(
17/10/2007 09:19)
sali daholo a!!!!! elaela aho tsy tatoé!! bola sahirana.
fa nareo ato zany ra azoko tsara efa tena eo @ soixantaine daholo an:!::!::!:8-) ka dia tena bola jeune aloha zay tsy maharaka soary!!!=))=))=))^:^
sa ahoana é?
fa nareo ato zany ra azoko tsara efa tena eo @ soixantaine daholo an:!::!::!:8-) ka dia tena bola jeune aloha zay tsy maharaka soary!!!=))=))=))^:^
sa ahoana é?
433. tywa68
(
17/10/2007 09:36)
lanto : f'inona no virja noeritreretinjy ? :-D
hasina2 : efa ho 60 izahay ka :-D:-D ary mandray soara koa :wink:
hasina2 : efa ho 60 izahay ka :-D:-D ary mandray soara koa :wink:
434. mbaliana
(
17/10/2007 09:56)
hitanareo fa miala bal akoa i hasina2.. fika daholo ireny fa ny tena izy matahotra ny hibata... amin'ity tanana virja hono =))=))=))
435. lanto
(
17/10/2007 14:48)
tywa> la eritreretinjy :-D
mbaliana> mila hahakivy akia kou, ohatry ny tsy hisy le fifaninana raha izao no izy. i virja tsy ampy "expeurihanche" am le lalao ihany no mba vonona :-p
Nahitsin'i lanto
mbaliana> mila hahakivy akia kou, ohatry ny tsy hisy le fifaninana raha izao no izy. i virja tsy ampy "expeurihanche" am le lalao ihany no mba vonona :-p
Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 17/10/2007 18:26
438. fijo
(
17/10/2007 20:32)
hasina an,raisinay daholo na antitra na soara na mody masoandro ka.ndao hiaraka aminay
440. lanto
(
18/10/2007 05:24)
tywa> izy tsy soara fa zah no 60 kou
fijo> lasa poety an! vonikazo= vhv ?
!aiza i ralay
***mbola mi....kotrana :lol:
fijo> lasa poety an! vonikazo= vhv ?
!aiza i ralay
***mbola mi....kotrana :lol: