surpise parti Nice
341. sasa
(
28/09/2007 04:10)
fijo:
ao ary fa ny an'i sasa kitsotsotra e.iny maivana mantsy
ye io izao mety amiko io kitsotsotra io
lanto fa raha courses ankibatabata nefa ilay izy d izay mibata an'ahy no voalohany satria za maivana kely, otrany handray anjara indray za raha izany!
fa le mangalatra depart kosa tsy mety fa miverina kely aloha d miaraka miainga
Ralay d'efa miomana izany enao hanotra fa betsaka ny ho resy eo koa :-D:-D:-D
342. lanto
(
28/09/2007 05:51)
Aleo atao ankitsapaka zany izay hibata an'i sasa sao d le bokona be no be fitsoraka hibata ny maivana :-D
343. tywa68
(
28/09/2007 10:08)
sasa : ts miomana intsony izy fa efa vonona foana koa :-D
lanto : efa fantatr'i sasa ny hibata azy, fa tsy atao ankitsapaka :-D
lanto : efa fantatr'i sasa ny hibata azy, fa tsy atao ankitsapaka :-D
344. hasina2
(
28/09/2007 11:19)
slt é naheno aho hoe isy fety association nyfitia any Nice samedi29 septembre. manao ahoana ny ambiance ao mbola tsy namonjy soirée association aho mety fantatratreo ao nice ao amgamba
345. tywa68
(
28/09/2007 14:45)
hasina2 : tsy hisy hamaly anao eo izany androany fa efa miantsena ny ankizy, ka raha izaho enao mandeha any dia mahita (dia mitantara aminay avy eo).:lol:
bonne soirée zany e
bonne soirée zany e
349. boubounezy
(
29/09/2007 21:06)
ô ry zareo a! nijery film wa za d mba tongasaina kely nieritreritra wé inn mou lé dinika ao @ sera2? dé nitovy2 t@ ty lé titra wé brise de nice:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-P:-P maina b ny tendako zany fa aleo alou isotro fampangatsiahana:-D:-D
352. xxx
(
30/09/2007 15:11)
rahoviana ary vao mba hoe afaka mihaona dooly ny olona reetra ato amin'ty serasera ity na avy aiza na avy aiza. otrany mety hilay be ihany zany an. olona mihoatry ny 10 000 no mihaona sy milalao. otrany we fiaonana arapanatanjahantena any andafy ireny e. mba karakarao reto izany a
misaotra
misaotra
354. sasa
(
01/10/2007 04:23)
tywa68:
sasa : ts miomana intsony izy fa efa vonona foana koa :-D
lanto : efa fantatr'i sasa ny hibata azy, fa tsy atao ankitsapaka :-D
Iza akia no hibata an'ahy tsy mbola nisy nisoratra anarana aza taty amiko fa ny hibata anjy zao no efa fantatra koa :-D:-D:-D:-D
355. lanto
(
01/10/2007 05:55)
hmmm zahay ihany izany no tsy maharaka ;-) lazao zay efa misy advà sao mijabaka ny sasany :-D
356. tywa68
(
01/10/2007 07:25)
sasa : hay tsy sahy nitolo-batana tany r'izareo :-D:-D : iza koa zany fantanjy hibata ahy zany ?
lanto : lazaina an'iza ? :lol:
lanto : lazaina an'iza ? :lol:
358. sasa
(
02/10/2007 04:17)
mbaliana i ralay sy fijo no organizatera koa.
tywa68 efa niteny taty amiko izy hoe njy hono no ho batainy koa hi hihihih
tywa68 efa niteny taty amiko izy hoe njy hono no ho batainy koa hi hihihih
359. tywa68
(
02/10/2007 04:53)
sasa : sao dia naheno vilana njy ? zah koa naheno fa samy te-hibata anjy r'izareo fa mila mifanaraka aloha :-D:-D
360. mbaliana
(
02/10/2007 18:52)
sasa> Rehefa tsy zaka ohatry zay i tywa68 di atsy zakan'ireo intsony e.. efa vonona ny maoasyy be an'i tywa hihihi :-D:-D:-D