surpise parti Nice
281. mbaliana
(
19/09/2007 18:57)
hay ve.. za ve nahalala... aiza le fonjam-by' ho bataina eto raha izany???:-D:-D:-D
283. sasa
(
20/09/2007 04:40)
f'angaha ny entana moa misy fonja d misy vy, otrany entana hafahafa ihany izany koa :-D:-D:-D:-D
286. mbaliana
(
20/09/2007 08:25)
lazao ze marina fa aza mifanilika eo nareo... indrindra moa i ralay mody tsy miteny io :^):^):^)
287. Ralay
(
20/09/2007 08:45)
Izay mafonja any aminjy ry mbalina ka mila bataina dia atolory ahy fa lanjaiko:wink: :lol:
290. mbaliana
(
20/09/2007 18:28)
ralay> za manontolo no mafonja aty amiko fa toa tsy ho zakanao ka...maivana loatra mantsy aho...ny anao le vy be ireny ihany no zakanao...maivana noho izay tsy zakanao...:-D:-D:-D:-D:-D
tywa68> hihih tsy zakany aho fa maivana zah e :-D:-D:-D:@
tywa68> hihih tsy zakany aho fa maivana zah e :-D:-D:-D:@
291. tywa68
(
20/09/2007 18:42)
mbaliana : tsy ilay mibata kay no miteny hoe maivana na mavesatra ?:lol:
292. mbaliana
(
20/09/2007 19:21)
tywa68> :-D:-D:-D:-D ka izy no mitady ny mafonja nefa tsy misy aty koa...mba efa nilanja kosa anie za e...:-D:-D:-D:-D =))=))
294. Ralay
(
21/09/2007 04:02)
mbaliana:Vao maika mora lanjaina izany sady toa mafonja² ihany ny fijeriko azy kou sa ve efa nihena? :lol:Tsy manin fa azo trotrona na ampofoina raha maivana ka :lol::wink:
298. mbaliana
(
21/09/2007 08:07)
ka efa hoe tsy zaka bataina fa tonga dia mitsingevana koa...:-D:-D:-D:-D
fijo> hanolotra entana anga .. =))=))=))=))
lanto> tsy mbola nanomboka na tamin'ny ara-zero ary koa :-D:-D:-D:-D
fijo> hanolotra entana anga .. =))=))=))=))
lanto> tsy mbola nanomboka na tamin'ny ara-zero ary koa :-D:-D:-D:-D
299. Ralay
(
21/09/2007 08:21)
otran'ny apesenteur v ry mbaliana tsy vao maika tsara ve zany lanitra fahafito ny hasambarana :-P
300. tywa68
(
21/09/2007 10:31)
Lanto : efa tso-bato hafa ny ato e :lol:
Mbaliana : ho trotrona hono njy zany fa aza matahotra :lol:
sasa : aza mitsoaka fa efa vonona r'izalahy hibata e :-D:-D
Mbaliana : ho trotrona hono njy zany fa aza matahotra :lol:
sasa : aza mitsoaka fa efa vonona r'izalahy hibata e :-D:-D