surpise parti Nice

241. lanto ( 14/09/2007 20:14)
Mila fanazavana mikasika voambolana ny tenanay :
tsobato ve mira tsobatana ???
poulet ve mitovy am poulety ???
Donto kely fa miala tsiny hihihi :-) nefa hono toa nanao ny sasany ho donto ( misy be tati-bolana kou ato an !!!!!:-( )
242. tywa68 ( 14/09/2007 20:31)
lanto : f'angaha mila averina in-2 e ? sao dia tsy donto kely fa mpananihany ?
Andraso ampiako e : :-w zay be fanontaniana dia tafiditra lalina : aleo aloha hiala hijery ny tohiny ary :-D

dadie : tandremonao sao mizaha akoholahy ka misy mitifitra eo : ireny jerena kalma ireny tsy hay loatra ?:-D:-D
243. mbaliana ( 14/09/2007 20:50)
dadie> hay ve... miverina bdb loatra mantsy ry poulet sy poleta ka tsy hay intsony...
ftma> ka njy tsy miresaka koa
lanto< tso-bato... moa ny tso(tra)-batana

tywa68> za mamaky fotsiny ka
244. ftma ( 14/09/2007 21:00)
Lasa lavitra ilay resaka tso-bato marina :)
245. tywa68 ( 14/09/2007 21:06)
lasa lavitra ahoana ry ftma ? :lol:
246. fijo ( 14/09/2007 23:21)
izao e,io resaka sofina;
teo ampitenenana nisy naheno tso bato,nisy nandray azy tso batana.fa le tournoi ihany io e.aza alalinina fa aleo samy haka ny azy eo.
247. lanto ( 15/09/2007 05:33)
poulet poulety pouleta tsy hay tsony, aleo alina mora fa tsy poulesina
tso...tso...aleo tokoa raisina tsotsotrement eny ;-)
248. mbaliana ( 15/09/2007 07:16)
dia nivadika inn zany ny tso-bato? tsy raikitra intsony? ^^^^^^
249. Ralay ( 15/09/2007 07:40)
samoana:Ela toa tsy afaka manao eliminatoire fa kalifié dofisy ko :lol:
lanto:Karazana lalao daholo na tsobato na tsobatana izay resy @ tsobato manao tsobatana :P
dadie: afaka hanao tsobatana miaraka aminay koa v i racalame? :lol:
250. lanto ( 15/09/2007 08:17)
racalma kou zany kalifié dôfisy e!
iza sisa no advà ? loll
zah hanao resy de hanao tso-batana :-p tsy le mitsotsotra eny ambony servieta eo am plazy mou io ? :-D
251. ftma ( 15/09/2007 08:33)
tywa68: lasa miova ny terrain hanaovana tso-bato ko :) i mbaliana sy fijo ary ralay lasa mahita tso-bato hafahafa :-D
lanto lol tso-batana hafa io ko, anontanio anie ralay e :-D

aleo asiana sary kely na izany aza, mivazo zahay t@ io :wink:

252. mbaliana ( 15/09/2007 11:50)
ftma> ralay sy fijo no namorona koa...:-P
253. Ralay ( 15/09/2007 15:56)
lanto:toa ho sarotra ihany ny hahita adva raha ho kalifié dofisy daholo :lol:
mbaliana: Taranja be mpanao erantany io an :lol:
254. ftma ( 16/09/2007 18:19)
mbaliana: efa haiko, ralay mpamorona fijo mpanamafy :-D
255. tywa68 ( 16/09/2007 18:46)
ftma : samy mpamorona r'izareo koa !
Zah mahalala mpanitatra :-D:-D
256. dadie ( 16/09/2007 19:23)
dadie : tandremonao sao mizaha akoholahy ka misy mitifitra eo : ireny jerena kalma ireny tsy hay loatra
:-D:-D:-D
marina zany reny no tena tsy mahay tso bato e:-D:-D
zany ry fijo a ,aleo izy gilasy iany fa tso bato tsa voany :-D:-D:-D votifitra eo za :-D
257. tywa68 ( 16/09/2007 19:29)
dadie : rehefa tsy tso-bato zany d tso-batana ô !:-D:-D
258. mbaliana ( 16/09/2007 20:43)
iza no nanitatra an'iza ry tywa68?:^):^):^)
ralay> fa lasa ordinaire be raha ankalazaina...:@:@
ftma> njy mpanisy sira :-D:-D:-D:-D:-D:-D
259. sasa ( 17/09/2007 04:31)
fijo:

sasa an,tournoi tsobatana nentsika e,io raha vizana aza de eo ihany fa tsy olana
dadie an,aleo racalme hanampy anay sy ralay e,ndao koa rasamoina fa tssss
ftma an,aza inoaninray ity mitady hifampitifitra ity???


tsy haiko izany tournoi tsobatana izany koa, hazavao tsara aloha :-D:-D:-D:-D:-D

mbaliana ye te hanao tsobato aminjy za :-*


260. ftma ( 17/09/2007 08:28)
tywa68: za koa mahalala mpanitatra :wink: za sy samoana :D fa misy antony raha toa manitatra zahay dahy an, kamo hisaraka :-*
sasa: aza miditra izany tournoi tsobatana izany njy fa mazana io :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3374