surpise parti Nice
201. Ralay
(
13/09/2007 10:00)
mbaliana:tournoi de haut niveau no haiko sur un terrain special mairaka @ adversera vhv :lol::-D
203. tywa68
(
13/09/2007 10:24)
mbaliana :lol:
sarobidy : tournoi haut niveau sur terrain spécial hono no HAINY ; inona moa no tsy ho possible raha andramana ? :lol:
sarobidy : tournoi haut niveau sur terrain spécial hono no HAINY ; inona moa no tsy ho possible raha andramana ? :lol:
204. sasa
(
13/09/2007 10:41)
sarobidy hi hi hih mahita lehilahy ampanaovina tournoi am ralay angaha njy!
205. dadie
(
13/09/2007 12:14)
sasa> aleo ono aki vhv fa am zay izy tonga d fantany oe andresy d mialoha ,fa ra lhl mety o sairana iany an
ralay> ianao ty an:-D:-D
ralay> ianao ty an:-D:-D
206. dadie
(
13/09/2007 12:15)
tywa> aona ny fanaovana azy ra toa ka lasa tampoka ka mila fafana? fa niova hevitra? :-D:-D
207. tywa68
(
13/09/2007 18:13)
Ilay sary anie no azo esorina ry dadie,fa tsy ilay resaka e (raha tsy hoe miangavy an'ny manam-pahefàna hanao izany) :lol:
208. ftma
(
13/09/2007 18:23)
lol za koa tratra kay e rehefa asorina any @ toerana nangalana ilay sary kay ilay sary dia tsy hita ilay lien
ito zao nofafaiko tao @ sary manonkana dia tsy hita
ito zao nofafaiko tao @ sary manonkana dia tsy hita
210. mbaliana
(
13/09/2007 18:51)
ftma> manova resaka tsobato....:-D:-D :-*:-*:-*
ralay>
sarobidy > ka efa hoe tsy atao ambonin'ny tsihy fa amin'ny tany malama tsara fa sao misy midongona dia hoe nibolisatra le vato
tywa68> rehefa mety dia azo andramana daholo?? aleo ihany asiana limite ka...lasa mivoana ny raharaha sa ahona hozy njy? :-D:-D :-*:-*
ralay>
terrain haut niveau dia tsy maintsy vhv no advers....tsy tournoi zany fa combat raha izany .. aiza dia olona 2 fotsiny no hifaninana.... ny tsobato tsy anki-akatra ambony fa raha latsaka amin'ny tany dia lasa misy ny mpandroaka vato koa :@:@
sarobidy > ka efa hoe tsy atao ambonin'ny tsihy fa amin'ny tany malama tsara fa sao misy midongona dia hoe nibolisatra le vato
tywa68> rehefa mety dia azo andramana daholo?? aleo ihany asiana limite ka...lasa mivoana ny raharaha sa ahona hozy njy? :-D:-D :-*:-*
211. fijo
(
13/09/2007 19:29)
raha izay le tournoi mba hanao koa aho kle,fa le tournoi de ambony lenta io an
212. Ralay
(
13/09/2007 19:42)
fijo: vaomaika mety raha handray anjara elà fa fidio ny adva sao efa misy tompony :lol:
sarobidy:lbola tsy niova taranja zah fa aleoho fidele @ io :lol:
sarobidy:lbola tsy niova taranja zah fa aleoho fidele @ io :lol:
213. mbaliana
(
14/09/2007 00:42)
ralay sy fijo> mpijapy fotsiny .. tournoi tsobato zao...sady ny anareo tsy tournoi ....:^):^):^):-D:-D:-D
214. sasa
(
14/09/2007 04:21)
ralay sy fijo nareo izany fetsy be mintsy fa maninona no vehivavy foana no alaina, satria ve ireny no fanaka mampalemilemy d amzay tonga d nareo no mahazo medaille d'or
za aloha tsy hanao raha vao lehilahy ny adva-ko za matahotra =))=))=))=))=))=))
mbaliana andao isika 2 hanao tso-bato e
za aloha tsy hanao raha vao lehilahy ny adva-ko za matahotra =))=))=))=))=))=))
mbaliana andao isika 2 hanao tso-bato e
215. ftma
(
14/09/2007 05:13)
mbaliana: njy tena manova resaka eo ko ampian'i ralay sy fijo dia faly ery tssss kick njy fa ataovy eo :wink:
sasa aleo samy vavy ihany fa manitatra ireo lehilahy ireo :D
sasa aleo samy vavy ihany fa manitatra ireo lehilahy ireo :D
216. tywa68
(
14/09/2007 06:10)
ftma : iza no niteny hoe dondrona ? :lol: omeo indice aho :wink:
mbaliana : vonona @izao tournoi spécial zao ve i toi e ? :-D:-D
mbaliana : vonona @izao tournoi spécial zao ve i toi e ? :-D:-D
217. lanto
(
14/09/2007 06:22)
tywa68:
ftma : iza no niteny hoe dondrona ? :lol: omeo indice aho :wink:
Iza tokoa niteny an'izany ? Sao mba tsy rariny ? Omeo indice koa aho :-)
Lahy contre avy ve izany ity tournoi tsobato e! Raha zany d aleo milavo lefona dieny zao ny lehilahy, vavy sy vavy no manao final :-p
219. Ralay
(
14/09/2007 07:05)
mbaliana: ka manao pub ny tournoi ho organiser-nay sy fijo anie zay e :-D
lanto: raha tsobato aloha dia aleonay manao forfait fa resibe fa raha tsobatana dia ao anatin'ny carré final zay sy fijo :P :roll:
sasa: mbola mila mikotrana mafy njy zany vao hahazo adva lhl hihi.
tywa68:Efa haiko ny advan'njy @ final :lol:

220. mbaliana
(
14/09/2007 07:28)
ralay> tsy mi-interesser ahy zany ny tournoi-nareo sy fijo...mila deplacement sy depense be... aleo za sy sasa ary ny vhv hafa no hanao tsobato fa sady tsy dia fahita loatra ka tsy maninona na misy depense sy deplacement aza ....:-D:-D:-D
sasa> ndao akia ...fa anga moa njy tsy hoe efa manana ekipa? hummmm :^):^):^)
tywa68> tsy ho vonona amin'izany tournoin'i ralay sy fijo zany ka... hiandry an'izany ve akia za.. tsy aleo aty aminay ihany no manao tournoi...misy koa aty koa :-D:-D:-D
Fa> tsy miasa eto ny kick njy :b:b=))=))=))=))