surpise parti Nice
302. lanto
(
21/09/2007 15:34)
Hoy ny ohabolan-drazana hoe : "Aza ny hamaivan'i mbaliana no jerena fa ny havesatry ny entany".
305. kanto1
(
21/09/2007 17:21)
Miarahaba, namaky soratra de nijery sary de nandinika be avy eo hoe iza no be entana de iza nokely entana ,de nanao analyse hoe ny entana anie ka tsy ratsy , de faly nahita sary an ireo pikambana.
307. mbaliana
(
21/09/2007 17:58)
lanto>>
fa manaoahona akia ny havesatry ny entako ao...??:{:{:-D:-D:-D dia iza akia le razana nahalala fa ho hisy mbaliana sa efa nisy mbaliana hafa?:^):^):^):-D:-D
ralay> fa aiza ny lanitra voalohany?:-D:-D:-D
tywa68> trotroina ????=))=))imaginer-o hoe...:-D:-D:-D
Hoy ny ohabolan-drazana hoe : "Aza ny hamaivan'i mbaliana no jerena fa ny havesatry ny entany".
fa manaoahona akia ny havesatry ny entako ao...??:{:{:-D:-D:-D dia iza akia le razana nahalala fa ho hisy mbaliana sa efa nisy mbaliana hafa?:^):^):^):-D:-D
ralay> fa aiza ny lanitra voalohany?:-D:-D:-D
tywa68> trotroina ????=))=))imaginer-o hoe...:-D:-D:-D
308. lanto
(
21/09/2007 18:24)
mbaliana:
dia iza akia le razana nahalala fa ho hisy mbaliana sa efa nisy mbaliana hafa?:^):^):^):-D:-D
zareo nge "nahita volana alohan'ny biby" e
310. Ralay
(
21/09/2007 19:22)
301. Mpandefa : lanto [ Valio ] 21-09-2007 17:34:43
Lohateny : Re : surpise parti Nice
Hoy ny ohabolan-drazana hoe : "Aza ny hamaivan'i mbaliana no jerena fa ny havesatry ny entany".
Dia tena miombokevitra aminao aho lanto @io ohabolana io :P
Lohateny : Re : surpise parti Nice
Hoy ny ohabolan-drazana hoe : "Aza ny hamaivan'i mbaliana no jerena fa ny havesatry ny entany".
message
Dia tena miombokevitra aminao aho lanto @io ohabolana io :P
311. fijo
(
21/09/2007 19:25)
io misy mavesatr'entana ô
sasa an,misy koa ny entana miafina,toa ny €,kely fa be fonjany
sasa an,misy koa ny entana miafina,toa ny €,kely fa be fonjany
312. mbaliana
(
21/09/2007 19:42)
arialy> dia asa akia na manaohaona akia .. ny razana efa nandanja ny entako mavesatra.. kely be entana koa za 'ty zany...
lanto> tsss fa lasa biby ve za zany??? :-D:-D:-D
ralay> ntsss minonìmino foana...mba ahirato ihany ny maso fa sao mahita ny tsy fahita nareo sy lanto
fijo> firy ny lanjan'ny €????
lanto> tsss fa lasa biby ve za zany??? :-D:-D:-D
ralay> ntsss minonìmino foana...mba ahirato ihany ny maso fa sao mahita ny tsy fahita nareo sy lanto
fijo> firy ny lanjan'ny €????
313. Ralay
(
22/09/2007 05:02)
mbaliana: Asehoy ahy hoe fa mbola tena tsy fahitako izy io na dia efa hitakitako antsary ihany fa toa hahafinaritra ny mahita entana mafonja² zany an .:-P :lol:
314. tywa68
(
22/09/2007 08:59)
mbaliana : entana miafina hono ny € d tsy azo lanjaina zany e !
Ralay : hojerena sa ho trotroina mihitsy lay entana e ?:-D
Ralay : hojerena sa ho trotroina mihitsy lay entana e ?:-D
316. tywa68
(
22/09/2007 10:22)
Ralay : tanana zatra nitsotra, tsy afaka mivokona intsony moa ?:-D:-D (fa mbola afaka mitrotro) :lol:
317. Ralay
(
22/09/2007 19:04)
tywa68: arakarak'ilay toerana hanatsorana azy io fa mety mivokona ihany raha tery ilay toerana ka :lol: fa ny mitrotro aloha dia afaka foana e :wink:
319. mbaliana
(
22/09/2007 20:51)
ralay> tsy asehoseho zany ny entana fa lany manja...
.. fa anga efa zatra mivonkona i ralay?????
.. fa anga efa zatra mivonkona i ralay?????