tsy lasa kosa zany é!

81. kelly13 ( 18/08/2007 20:50)
alefaso klou le pecto fa tsss :°)
82. fasaly ( 18/08/2007 20:52)
fita wa! ny kéra mavokely aza efa miparitaka ny pecto efa miandry ho anzé tia kou ! pfffff!:-D
83. kelly13 ( 18/08/2007 21:11)
sitlo> le molotra mandefa le kéra mavokely klou d otran'ny molotra ramatou de 95 ans e, hihh
84. sitlo ( 18/08/2007 21:21)
tiako noho le pecto gasy :°)
85. kelly13 ( 18/08/2007 21:26)
nga misy pecto vazà?
86. sitlo ( 18/08/2007 21:35)
ka zay ndrindra, aleo ilay mpizara fitiavana raoziraozy :°)
87. fasaly ( 18/08/2007 21:35)
ny mentos:-P
88. kelly13 ( 18/08/2007 21:38)
mentso tsy milay no i pecto kou
89. fasaly ( 18/08/2007 21:45)
:-D ary nakaiza marina wa! ilay pecto tsika iny e! lay pecto nn'ny serasera:-P
90. sitlo ( 18/08/2007 21:50)

tsy misy ohatra ny fitiavana noho ny manodidina, mizara fitiavana :°)
tsy misy tambiny :°)
[center][/center]
91. fasaly ( 18/08/2007 21:58)
fagah lasa resaka amour gratos ndray lay izy e!
merci am lay kéra e! ny pecto marina masika anaty izany...
ilaozako nareo fa njao eny fa i bob marley ny am tv...rasta mannnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn bonuit dol
92. sitlo ( 18/08/2007 22:05)
tonga dia Bob marley izany ah

Could you be loved... and be loved...
Could you be loved... and be loved...

Don't let them fool ya,
Or even try to school ya! Oh, no!
We've got a mind of our own,
So go to hell if what you're thinking is not right!
Love would never leave us alone,
... lalala
93. karinah ( 19/08/2007 00:12)
fasaly:

kefa we adaboy kou in aza ity?????
ka tara fivoriana ange zà de mba te hamaly, fa zà nga masika? t@?:lol:..sa iza klou ny anotanian-njy?:°)

sitlo: merci t@ le juke box !(l):-*:-*:-* mmmmh!(l)


94. sitlo ( 19/08/2007 04:00)
tsy misy fisaorana (l) :-*:-*:-* mmhhh (l);-)
95. diamondra27 ( 19/08/2007 06:49)
fasaly:




:-P:-P

__________________________________

fasaly: mba fatanjy ve akia fa nisy ps natao hoe: pecto zay ange tato e!
heveriko fa antso ho azy io fa soa ihany i kelly fa nanao pub :-P
milay akia a!

96. fasaly ( 19/08/2007 07:00)
diamondra: io efa nosoratako io hoe nakaiza i pecto e!

vale: no comment .....! refa tsy maharaka de vakina tsara aloha zay dinika farany fa tsy mamoa fotamandry;-)
97. vale ( 19/08/2007 15:02)
fasaly: tsy azoko, tsy arako?..:lol:

sitlo: mersi!(l):-*:-*:-*
98. fasaly ( 19/08/2007 15:07)
vale: avelao amzao e! tsy de important loatra....efa milam de tsy asina resaka tsony ny amin'iny...:°)
99. karinah ( 19/08/2007 15:48)
fasaly: zà mba te namaly an'i mim ftsn!
100. sitlo ( 19/08/2007 15:52)
Marina izany,

Ny blaogin-dry koa nge ry levaly milay eh. (l) :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9028