tsy lasa kosa zany é!

61. Angolaina ( 17/08/2007 08:14)
kelly13:

ssshhh tara lava kelly13 :?



za ko ary zao vao hanakana taxi hanenjehana ny tsy tratra ko :-D:-D:-D
62. Angolaina ( 17/08/2007 08:35)
diamondra27 > njy milay ka ! za alo mahita anzany e! :-*:-*:-*
63. xxx ( 17/08/2007 11:32)
izaho mahalala tsara an'ila olona...
efa tratrany kely ihany koa ary hitandrina...
tsy mpisera amin'ny namana any ambadika aho anefa
fa toa efa mahalala azy ihany koa ny ankizy sasany...
mandeha ny resaka...nahatsikaritra ny fihetsiny hatrizay....
ka anjarany tenany manokana no mandini-tena....
sy maka lesona ary mba miova ho matotra amin'izay...
serasera no hatao eto fa tsy fifanenjehana sy
famelezana ary fifosàna.....
samia mifanaja amin'izay fa efa samy olondehibe aby aby...
64. diamondra27 ( 17/08/2007 12:14)
Angolaina:

diamondra27 > njy milay ka ! za alo mahita anzany e! :-*:-*:-*

____________________

misaotra akia a! :wink:



65. diamondra27 ( 17/08/2007 12:15)
Angolaina:

kelly13:

ssshhh tara lava kelly13 :?



za ko ary zao vao hanakana taxi hanenjehana ny tsy tratra ko :-D:-D:-D

___________________________

Atsoy akia i Joe le taxi a!(Vanessa Paradis) :wink:

66. Fiffi ( 17/08/2007 12:33)
lasa nivadika be le dinika.....:roll:
67. hery ( 17/08/2007 15:56)
Mahagaga ahy ireto ianareo.

Ianareo ve dia tena sur 100% hoe mahafantatra an'i mim? Dia tena mitompo teny fatratra amin'izany ve ianareo ohatra?

Sao dia hanody lahy ity manenji-dresy sy mifosa ivoho ity. Nanao ny tsy nety nataony izy dia niantso ahy dia niala mangingina.

Aza omena tsiny fa ny olona be kilema toa anay itony dia ny be kilema mibebaka ihany no hitany voalohany.
68. xxx ( 17/08/2007 16:30)
kanefa kosa misy ny indice hahalalàna azy amin'ny zavatra nolazainy rehetra....:-P
69. xxx ( 17/08/2007 16:35)
aleo tsy lazaina eto ny indices fa raha tian'i hery fantarina de afaka alefa hafatra.....
sady tsy i mim ihany no resahina eto fa ilay xxx ...i mim efa lasana....izany!
70. kelly13 ( 17/08/2007 19:06)
tsy aleo v borquer-na le resaka fa le tompon'ilay sujet aza efa tsy hita tsony e, manjary lasa "mifosa" marina nge satria miresaka oul tsy eo e! asanareo klou e, aleo za hanao oe "ssshhhh tsy maharaka indray i kelly13" sy oe "tsy azo tsy mazava" ary oe "mampanôna" le resaka

diamondra27>i joe le taxi tsy tiko fa i oui-oui no mafatifaty :-P
71. fasaly ( 17/08/2007 19:58)
:-P:wink:
72. sipagasy ( 18/08/2007 14:59)
amen!:-D
73. ftma ( 18/08/2007 15:12)
tara indray zolie-sipagasy :-D
74. diamondra27 ( 18/08/2007 16:07)
[size=15px]oui-oui :wink:[/size]
:-*
75. sitlo ( 18/08/2007 18:21)

[center][/center]
76. fasaly ( 18/08/2007 18:38)



:-P:-P
77. kelly13 ( 18/08/2007 19:39)
"vidio ny bonbon pecto d tsy harary tratra intsony ianao" mba manao pub za zany e :°)
78. fasaly ( 18/08/2007 20:21)
:-D
79. karinah ( 18/08/2007 20:27)
pecto mamà? awéééééééééé! :lol: kelly13:wink::-D:-D:-D

mim: efa afaka ve izany ny fonao?:-*:-*... fa manin kosa ny sasany tsy miombon-kvt @ i mim kay?! angah izy nitonona oe iza izany lhl izany? zà klou faly e!:°)..mba misy itandremana fa rhf sendra lhl be fangatahana de mailo izay! vuos truvez pà ...:?:
mim: merci ..kambo!:-*:-*:-*^:^
80. fasaly ( 18/08/2007 20:33)
kefa we adaboy kou in aza ity?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2679