tsy lasa kosa zany é!

41. xxx ( 16/08/2007 11:30)
ary hono hoy aho ry zareo, ohatry ny nahatsikaritra aho hoe lasa nanjevona niaraka tamin'i mim ilay ps anakiray.... feno azy mantsy d'habitude ny dinika rehetra:°) mipetraka ny fanontaniana:{
42. diamondra27 ( 16/08/2007 11:32)
xxx: =))=))=)):-$
43. fasaly ( 16/08/2007 13:36)
ilay manana ps maro anie tsy mampaninona safidiny iny fa ilay hanidromana ny namana , hanaratsiana ny namana, hilam-baniny ny namana ambadik'ilay ps no mandreraka be ny mijery azy....ary ne nahazo vahana miitsy tao ho ao fa asa zé tohiny.....zà alou de fay sy mailo an'ireny ps mipitra tampoka mandray anjara be tampoka eto ireny e!:roll::roll::roll::roll:
aleo ihany mande amin'ny fahatsorana fa refa misy zavatra maha likiliky ani'lay ranamana dia mandeha mifanjevo any amin'ny hafatra any fa manimba ny ambiance fotsiny.....fa eto no hanala-baraka ny sasany sy hila vanona eto manjary tsy mazoto tsony ny ankizy mi fourm.....:-P
44. diamondra27 ( 16/08/2007 14:58)
fasaly: ntsôooo, ambia aty amiko e! aoka zay an!
ze mangina volamena akia a!

ny olona zatra mpanao ratsy tsy maintsy fantan'ny be sy maro eny ihany na ho ela na ho haingana.
Na dia mampiady na mamorona tahaka ny inona aza ny marina marina ihany.
Aza mihaino feon-dakolosy tokana fotsiny eo @ fiainana na aiza na aiza misy anao


"VIDIO NY MARINA KA AZA AMIDY"
45. ratonga ( 16/08/2007 15:10)
diam: fa tsy wé zé mangina diamondra v no izy :lol:
fasaly: zay zah vo niditra tato fa sô d vô-klasy @ le wé tonde miditra tampoka b reny:-D:-D
46. sitlo ( 16/08/2007 15:32)
[size=30px]([/size]
diamondra27:
de maninona aloha no i mim no mi-tél any @ hery e?

inona no idiranao amin'izany raha tsy mahadiso?
diamondra27:

saika navoakako teto mihintsy aloha ze fantatro momba ny toetrany e!

fa ianao no iza no hanana zo hanao an'izany?
diamondra27:

mody tsara fanahy zany nefa ve refa manao xxx de manao double jeu

sintoniko indray ny fanontaniako teo fa kay moa izany mahafantatra hoe iza ireny xxx ireny
diamondra27:

efa lasa izy iny ka enga anie mba holasan'izay ny ratsy rehetra , sa ahoana ry 'reto?:lol:
ho ho ho

Fa satria tsy ratsy izao ataonareo ivohon'olona izao an.
Ce n'est qu'un au revoir
Je t'aimerai
Au fond de ma mémoire
En secret
Dans nos cœurs viendra le pire
Jour après jour
Et la vie usera notre amour

Ny atao no hita

Raha tsy tadidinareo ny dinika nataon'i mim voaloha dia http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45c067b8ddcbc
Am-bava homana am-po mieritreritra.
Nanelingelina ny dinikareo ve izaho? Azafady
Aleo hidiko ny fonoteny
[size=30px])[/size]
47. sakaizakely ( 16/08/2007 15:53)
miditra antsehatra ary sitla

hay ve ela sérié be otran'io klé :lol::lol::lol:

miverena lesy de sokafy indray ny parantezy a ! tsisy manakana an'là tsy hiresaka eo fa samy manome ny sosokeviny sy izay fantany kou

tantara hoatr'izao ange mahavelona ahiahy e ! zany ve lhl malagasy ?

raha za diam's sy xxx mahafantatra ny tena marina ireo dia avoaka eo ze fantatra momba an'le oul ho fampitandremana ny namana izay mety ho voadona koa indray andro any


48. fasaly ( 16/08/2007 15:57)
fa hita wa! aleo ho tonga saina ny mpiafina ambadika ny ps sy ny xxx mamely ambadika ireny fa raha tsy misy toy izao tsy hahatsiaro tena fa de hanohy ny adalàny eny foana....ambava homana am-po mieritreritra:-P
ny marina mipoitra eny ihany refa ela nanaovana koa anie de mahavoa mason'angatra e!:-P
49. fasaly ( 16/08/2007 16:52)
efa mba samy olon-dehibe ihany ve dia tsy hifanaja fa hahafinaritra ny hifampigidragidra eny foana:-P
50. kelly13 ( 16/08/2007 16:57)
ssshhh tara lava kelly13 :?
51. fasaly ( 16/08/2007 17:20)
kelly3:-D:-D:-D:-D
aleo tara toy izay raté tanteraka:-D:-D:-D
52. kelly13 ( 16/08/2007 17:23)
iza ry tonaka zany kelly3? :-D:-D:-D

fasaly>ka za tsy t hiteny oe ni rater tateraka fa mba neveriko fa hisy hanome famintinana :-D:-D:-D (diso hevitra b za kle, aiza i rasil @ io kle io?)
53. fasaly ( 16/08/2007 17:48)
:-D:-D:-Dtena vôteliko ny 1 ry tonaka ah!:-D:-D13 ary sao de ps mipitra tampoka koa izany kelly3 zany:-D:-D:-D
ka i mim aza efa lasa pour tozourrrrrr kou hisy famitinana ahoana fa hita eo ndray ny suite:-D:-D
54. fasaly ( 16/08/2007 22:38)
izaho aloha, sady tsy momba ny atsy aho no tsy momba ny aroa...fa raha nanara body an'i diam nila kisa teny foana kosa i xxx sy i mim , tsy nisy olona nanakana azy ireny tsy hanohy izany toetra ratsiny izany, ka raha mba sendra azon'i diamondra am kihondalana izy de aleo mba hanafaka ny fony i diam....:-P sa ahoana????:{
55. ratonga ( 16/08/2007 22:45)
eka ouzy:lol:
56. booboo ( 16/08/2007 22:49)
zà klou dia tena tara train hatrany an-dreniny foana e :-D :-D.
Mba havereno tantaraina hoe lay tantara :miam:. :-D

57. xxx ( 17/08/2007 05:08)
booboo: tsy afaka averina ilay tantara fa jereo eraky ny forum de ho hita taratra eny eny ny fandehany...hihihih dia izao diamondra mi revolte izao satria mba leo kosa ny farany hahaha:-D:-D:-D
58. diamondra27 ( 17/08/2007 07:10)
sakaizakely: :lol:
marina ny anareo tokony avoaka le izy fa zao e!
aleo akia samy manao mistery eto a!
fa ixxx farany ty no tena maharaka azy

Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-08-2007 07:08:32
Lohateny : Re : tsy lasa kosa zany é!
booboo: tsy afaka averina ilay tantara fa jereo eraky ny forum de ho hita taratra eny eny ny fandehany...hihihih dia izao diamondra mi revolte izao satria mba leo kosa ny farany hahaha


de ny valinteniko de we: efa misy sopapa mandende ange any @ireny forum soratako ireny e! hita @ireny le toetran'ilay olona.
59. diamondra27 ( 17/08/2007 07:27)
sitlo: inon no idirako @ we: naninona i mim niantso tel an'i hery?
Fomba fijeriko manokana ity, tsy voatery miombon-kevitra amiko ny rehetra
Matoa niantso tel de tsy nahatanty de te-hanAdio tena , ny azy no atao tonga aloha.
Fomba fiady daholo izany.

Na hanadio tena aza ny nataonao ihany no itsarana anao.

Azo atao tsara ny mamoaka ny zavatra nataon'ny olona iray raha marimpototra ny hevitrao, raha tsy manopa sy mitandrina ny règle ianao. Zay no fahaklalako azy
Fa aiza aza no misy teny manakana ahy tsy hanao izany azonao omena ve?

ye fantatra ireny manao xxx ireny ka, olona mpiresaka na maka hevitra aminao ihany de mialona sy tsy tia ny zavatra ataoko de hany mamely ankolaka sisa no azony atao fa tsy sahy miseho masoandro.

Ka nanao veloma izy de hajaina @ heviny sa misy mahadiso ve ny manao izany? Za aza mba mahatsiaro mamaly azy koa sady velonkira :lol:

sitlo: misaotra anao
60. diamondra27 ( 17/08/2007 07:38)
sitlo:
fanampiny: de misy koa xxx olona tia manala azy mi-provoc gratuit fa :D fotsiny e!

ngah tsy nojerenao ny @ momba ahy?
Positive foana ny fiainana na inona na inona na misy ny mpanao xxx na ady ny fiainana na inona hipoitra na nona hidona sns
Indraindray misy ny alahelo fa il fô saisir rapidement.
Tsy azo atao ny mitanondrika
a chak problem de misy solution foana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275