tsy lasa kosa zany é!

121. wooda ( 19/08/2007 21:48)
sitlo:

(...) mampitombo namana virtuel :x



:roll: Ny tena namana en "réel" tena vitsy be. :cry:
122. sitlo ( 19/08/2007 21:55)
wooda> hahaha, tsy mihomehy loza aho. :-D

Mba mietsiketsika letsy dia mahazo be dia be ah. Fa aza atao be loatra koa aloha eh. Sady fidifidio tsara.
123. fasaly ( 19/08/2007 22:26)
sitlo: in zany ambany gorodona..
fa tandremo an! ny any am tontolo ny lanitra rock ahitàna ny namana fahiny...betraka ny namana fahiny mpametraka sary tato tsy miserana firy ato tsony de any dool no hitako de mifampitafa any ndray fa manja....
fa milay nge ny blogy.org fa tsy nampazoto ahy nanafoanako ny ahy vitsy mpitsidika de raha vao tsy de be mpitsidika de lasa kamo e ! tsy manana korazy firy hanohy azy....hoy ny voalaza ary am blog n'i shoan hoe ny site tsy mietsika hono naman'ny site maty toy izany ny blogy ka raha ny kil tsy mametraka tsikera na ny heviny akory de maty ho azy ihany satria tsy misy varany:-P
124. karinah ( 20/08/2007 11:21)
sitlo:

hahaha, nahavoa njay njy tamin'iny :-D, tonga dia mbolatiana ve? :-D

Ny ahy ny mozikako tsy ao ka. Ny mpanakanto tiako tsy dia mahatakatra myspace. njooooo, Na kamo koa angamba. :-D, ny ahy mantsy ilay ambany gorodona miketriketrika be ireny no tena tiako.
Dia raha hihaino hira vazaha indray dia blogmusic.net. Na dailymotion sy youtube eh. Dia atsofoka ao an-drano antsinana ihany. :-D

sitlo: tsy matakatra myspace am awona koh!^^.. zvt maimaim-poana ny fanokafana anazy kounn!rhf tsy ty oe de mijann!:b:-D
ka tsy hihaino hira fa hifandray mivantana mintsy! hà lala!:wink::lol::-D:-D:-D


125. vale ( 20/08/2007 11:42)
fasaly: eo @ pejyn-dry eo ihany koh, mi-klika ftsn toi eo @ le oe music!^^..fa ze tin-njy ihany io!:°)

sitlo: ze tin'toi ihany koh io e!;-);-)
126. sitlo ( 20/08/2007 16:32)
fasaly: ambany gorodona = mpihira tsy mitady vola amin'ny hira fa fitiava tia hihira fotsiny. Ireny no hitako misy heviny kokoa ny hirany.

vale: Dia izay no itenenako hoe tsy mahatakatra myspace satria tsy dia hitany loatra no ilavany myspace. :°) Za nge mijrery myspace ihany indraindray. Fa tsy mpikambana mandray anjara fotsiny eh. :°)

fasaly: ilay comms amin'ny blaogy ange ka routine be eh. Zavatra routine izany no tsy tiako indrindra.

rock mangirangirana be ohatra ny fivarotana sinoa. :-D Tsindro-paingotra, izay voa aza tezitra. :-D (sady vita fr ;-))

Ny ahy ny itiavako blaogy mba misy tena dinika lalina. jentilisa, mba misy tantara, soanja, ... Rehefa tsy eo kitjo dia eo ikalamako eh. Manja

Zany hoe samy manana ny je t'aimeny marina io. Tsiditsifihinay eny ihany fa aza matawatsa. ;-) :-*
127. kelly13 ( 20/08/2007 17:03)
sitlo>ianao tia ambany gorodona io jereo ny myspace "scrubbers", "vernon reid", d teneno ra tia an'izao ianao
128. sitlo ( 20/08/2007 18:33)
hmmmm, electronic music. Tairo isika sy ndry ho any am bar. :°)
129. fasaly ( 20/08/2007 18:42)
désolé fa raha tantara lava be zà tsy mamaky!marary ny andohako ny mamizana no kamo aho izay no tena marina....:-D:-D:-D
130. fasaly ( 20/08/2007 18:47)
sitlo: ka zahay tara tsinoa ihany de avelao mba hamirapiratra ny rock:-D:-D:-D:-D lova mifindra ireny:-D:-D:-D:-D

fa io samy manana ny totolony fa ilay mamaky lava be ireny no routine amiko zà tsy manana pasiansa izany fa lay mitsidika kely de manka fy de iny no tena tiko de lay manokatra ndray de manka fy mijery ny zava baovao ao;-) samy anana ny tontolony marna klou e ny ahy mantsy juste fameno ny zavatra hataoko eo am fiainana andavan'andro fotsiny felamboly fanampiny iny :-P ka zé mahafinaritra ny saina no hatao:b
131. sitlo ( 20/08/2007 19:17)
Tairo ary samy manao pub ny azy. :-D

skyrock misy pub mipelipelika ery ambony :b
132. fasaly ( 20/08/2007 19:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
ary ny avy any andrano andrefana aza mba avoahay ny pub????tônin'ny anaaaaay! mahitsy wa!:-D
133. fasaly ( 20/08/2007 19:45)
ôtran'ilay tarokatra andrano antsinana iny aloha voavakiko ihany ny tonokalo n'i sitl e:?8-)dray dray dray:-D:-D:-D
fa raha tantara lava be palelo be koa de tiko ny mamaky azy sady mitero aho no maka fy no mety hitomany akory aza mamaky azy fa raha vao bla bla sady tsy misy haingony fa soratsa lava be de tsy avy aho zay...raha to ahy dool ny kil de tsy hisy mpamaky :-D:-D:-D:-D
134. fasaly ( 20/08/2007 19:46)
mitoreo io fa tsy mitero:? ontsa izany e!:-P
135. sakaizakely ( 20/08/2007 19:57)
za koa aza mba variana mijery ny blaogin'i sitla de mihaino aza mba manary toky, fa toa tsy be raha jerena sa ve za no zefa ? aiza doly le hira taloha e ?
136. sitlo ( 20/08/2007 20:10)
Taraiky be ny akama izany. Ilaozany mitady anarana papozy. Za efa miteny hoe ataovy sitlo dia vita. :°)

Izany hoe ohatra ny mandika ny zon'ny mpamorona aho dia nasoriko ilay izy. :°) Rehefa manam-potoana aho dia tapatapahako daholo dia alefako. Aza mikrapa fotsiny. ;-)

fasaly> mbola misy kalo sy kaly koa ao fa tsy hita fotsiny ikala pitsana. Sady iny no tena mpiondana tonokalo. Iza ary? :°)
137. fasaly ( 20/08/2007 20:21)
betraka ny mpiondana tonokalo aho fa ny ahy zapéko zé tiko vakina fa zé tsy tiko vakina de miandry fotoana mampazoto ndray klou am manaraka ndray
138. kelly13 ( 21/08/2007 17:35)
za kou klou tsy mpiondana tonokalo e! za d varina mihintsiny @ aingam-panahin'ny sasany mahavita to,okalo reny

sitlo>ka aona hoa ny fihenonao le hira? :°)
139. fasaly ( 21/08/2007 17:51)
kelly13 : mba tsidiho kely ange ky ny tonokalo n'i sitl ao e!:? sa efa hitanjy?????:-D
140. kelly13 ( 21/08/2007 17:55)
fasaly>kamo za hamaky, hihihi, naita santionany za tary ananona tary hahahahaha :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372