tsy lasa kosa zany é!

1. mim ( 11/08/2007 10:10)
misy sipa 3 mifanoratra amiko d zao é!misy bandy ato mikoty azy lery!ataony lery zay mahatara azy @ io bandy io é!misy nifankahita taminy d fangatahana zvt no atoany lery é!oh cd,sns!azony lery d iny lery mamorona zao katsaka,tsaramaso,voanjobory zao hisarahana aminy é!lazaiko eto fa efa manambady lery io é!zatra miodina d mandainga foana oé zay vo mbo nanao anizany é!
aza atao anizany lesy ny sipa a!hain-lahy tsara ny fanjonona sy mikoty fa aza lalaovina takizao ny sentimenka ny sipa é!de lazaina oé,tratrany rafotsiny lé cd d lasa blèm b sns!
novalian'i kelly13 ny 21/08/2007 17:55
2. xxx ( 11/08/2007 12:19)
Inona leitsy no blema @zany fa ny sipa koa tsy adala ,fanahiniany atao aza ndraindray,fantany tsara ny paika fa mtoa ataony dia izay no reviny.Aza marary fo @zany.
3. tsaramaso ( 11/08/2007 12:30)
misy sipa 3 mifanoratra amiko
hahahaa, tsy efa lasa nanidina ve izay ny vorona naheno ny fipoaky ny basy ?
4. mim ( 11/08/2007 12:59)
zà leity tss mikoty f namana fts a!zà efa voageja lesy a!f ny sipa namako fantatry rafotsy daolo é!
5. tsaramaso ( 11/08/2007 13:30)
tssssssss
6. sitlo ( 11/08/2007 13:37)
tapaka mehitsy ny tsenaiko namaky an'ilay izy.
cd ve:-D

Ny ahy aloha tsotra fotsiny rehefa sendra olona ohatra ireny e. Zarako aza niseho ny tandrony.
Raha toa ianao manome zavatra olona iray dia omeo amin'ny fo, ary aza miandry tambiny.

Fa izy io, serasera izany, fomba ifandraisana fotsiny. Afaka mandray anjara daholo ny olona rehetra. Ianao no diso raha nahatoky mpiatsara ivelan-tsihy.
7. Fiffi ( 11/08/2007 13:54)
sitlo:

Ianao no diso raha nahatoky mpiatsara ivelan-tsihy.
fa ahoana kosa akia no ahafantarana an'le olona hoe mpiatsaravelatsia izy ? heu....rehefa tratra sy voafitako zay vao mba tonga saina koh !

heu.....misy namana nandefa an'ity koh an !
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-08-2007 12:47:10
Lohateny : Re : Ny xxx manevateva namana dia haseho
Tsy mety ny hevitr'i xxx hoe asiana (Alerte)mifanila @ ilay "miverina ery ambony" Tsy mety satria raha ny zavatra ny tranga taminam-pikamabana iray teto @ity site ity dia tena mampalahelo, tena namako io zazavavy io dia izao no tena fandehan'ny raharaha
Izy moa irony hoe mitady namana irony dia nisy namana tato@ serasera ny fanao foatoana taminy mbola tsy ny fankafantatra ry zareo fa ny fampiantso tamina finday avieo dia ny fankahita ny tondra ny finday ary io zazavavy io efa niresaka hono ry zareo fanao presentation teo izany eh !avieo no raisin'ilay tovolahy ilay finday dia fantany angamba fa tena tsara ilay izy dia tonga izy dia tsy hita tampoka reo, very ny hevitr'ilay zazavavy.Ary ny tena ratsy de tay an'io zazavavy io ilay finday fa an zokony,hatramin'izao d tezitra @ilay zazavavy ny zkony,koa aza d atao fitaovana re eto fa manala-baraka ny Site Malagasy izany fihetsika izany,sady mampalahelo be.



8. sitlo ( 11/08/2007 14:46)
efa hitako tao amin'ny BEPC io :-D

Sady tsy misy tandroka no tsy kely lalana. Anjaranao ny miaro ny tenanao.

Fa za akory tsy milaza hoe tsy misy tsara an. Misy tena milay be mihitsy. :°)
9. diamondra27 ( 11/08/2007 16:11)
mim: sans rancune!
asaivo mitandrina le sipa namanareo fa ny kofy tena misy tsy manana santimaka mitsy e! mpanararaotra.
De jerijereo sy atoroy hevitra ry zareo fa mampalahelo zany mahazo azy zany.

10. Fiffi ( 11/08/2007 19:58)
sitlo:
Fa za akory tsy milaza hoe tsy misy tsara an. Misy tena milay be mihitsy. :°)
hummm...iza njay hono zany ?

heu....misy kosa kalou tena mpanararaotra mintss eh ! dainnn.....:{:{:{ :^):^)


11. poker ( 11/08/2007 22:05)
ary tsy mety ve raha tsy mangataka izany e ?
tsy maintsy misy an'ity fitiavantena kely ity foana ve izy ity e ?
mampalahelo be raha toa ka mbola amin'izany ihany ilay toen-tsaina e !
12. Herimiafina ( 12/08/2007 01:33)
Hanky va re! Misy fizarana CD izany koa!
Mety ilay CD fotsiny no nilainy fa le fahatarana angamba tsy nilainy. :^):@
13. Fiffi ( 12/08/2007 08:31)
poker:

ary tsy mety ve raha tsy mangataka izany e ?
tsy maintsy misy an'ity fitiavantena kely ity foana ve izy ity e ?
mampalahelo be raha toa ka mbola amin'izany ihany ilay toen-tsaina e !
de mahagaga mintss zany an ! :{:{:{:{


14. hery ( 12/08/2007 09:36)
Azoko soloina ny CD-n'ilay sipa... ;-)
15. mim ( 12/08/2007 15:30)
k tss ianao razoky hery no voan'io a!ra ohatranao daolo ny bandy tena milay e!mamerina ny zavatra nangatahany aloa vo misaraka @ le sipa e!
ny blèm d zao é!lery mahay miresaka b!efa baina ko lery é!50 taona any é!d manjono ato!tsy ferana aloa io é!fa mampiresaka aloa a!d manao zay mahatara any lé sipa d azony ny tiany d mamorona zao rehetra zao hisarahana tssssssssss!sady ts misy fanazavana firy fa d hoe aleo hajanona d zay lé!
aogako eto ilahy ra mbola tratrako leity a!kozy é!sa ts zany ry "r"?:evil::evil:
16. diamondra27 ( 12/08/2007 19:24)
aongany mitsy zany lelah lebe zany fa tsss

17. Fiffi ( 12/08/2007 19:41)
:{:{
18. xxx ( 13/08/2007 07:37)
avereno ny cd n'ny tovovavy ry R... a ! :-D:-D:-D:-D

de mba mipetraha tsara am zay mou dadabe sao de tonga any ampototsofin'i madama ny resaka. Ny tany boribory ;-) ny zaitra sao mivaha :?::?::?:
19. xxx ( 13/08/2007 21:06)
mim: sao dia bôfy koa aza ianao izany no malahelo fatratra ny nataon'i bainina :-D
20. xxx ( 13/08/2007 21:11)
ny ato mantsy ny bôfy mody manao bandy kely:-D:-D:-D
raha mba tsy nitetateta nanome an'ilay cd an'i bainina mantsy i bôfy dia tsy ho toy izao ny fandehan'ny fitantaràna:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4299