tsy lasa kosa zany é!

21. xxx ( 13/08/2007 21:13)
i bôfy kely koa anie no te hanome an'ilay cd hatao fahatsiarovana hono e!=))=))=))
22. xxx ( 13/08/2007 21:23)
hery:

Azoko soloina ny CD-n'ilay sipa... ;-)

ka ilay sipa efa bôfy kely ihany koa anie e!:lol:sady izy no nitetateta nanoe kadô hatao fahatsiarovana rahatrizay hono refa mitondra tehina i bôfy:-D


23. diamondra27 ( 14/08/2007 07:02)
xxx: toa zay tokoa ngamba no tena marina e!

rabainina manao retour d'âge de sipa kely no jerena
_______________________________________


revy doly zany e!
avaoahy ny air bag de mande ho azy
______________________________________



hanky va re ka lasany ny cd:wink:
Teneno ny hirany ataoko: copie de omena anao e

omeo bizoroka ihany shoan aloha :*:*:*:-*:-*:-*
24. mim ( 14/08/2007 07:15)
nareo nama aza manao anzany lé!lé izy ts d kestion cd é!ts mivakl @ zé cd any é!f lé milalao @ sentimentaka no ts lasa é!tsy bofy lé sipa ranona xxx a!!!!ny raika vo 22 taona é!tsssssssssssss
25. xxx ( 14/08/2007 08:03)
tena i mim mihitsny angamba ilay gofy kely nahatsapa nolalaovin'i bainina santimanka:-D matoa marary fo be amin'ny aferan'ny olona:{:{:{:{maninona ary ahodina ny resaka fa tsy hatao direkta:roll::roll::-P
26. xxx ( 14/08/2007 08:04)
gofy kely = bôfy kely
27. Fiffi ( 14/08/2007 08:12)
xxx:

tena i mim mihitsny angamba ilay gofy kely nahatsapa nolalaovin'i bainina santimanka:-D matoa marary fo be amin'ny aferan'ny olona:{:{:{:{maninona ary ahodina ny resaka fa tsy hatao direkta:roll::roll::-P
heu......ary mim anié toa miditra am aféran'olona foana koh an ! heu.....efa nisy dinika iray zay toa.....:-w:-w:-w zay mahatsara ny fiainanao atao fa inn azy ity ? :roll::roll:


28. xxx ( 14/08/2007 08:14)
i rabôfy sy ny zanany izany no natambatr'i rabainina tao :-D:-D:-D ary tena dadany mihintsy kosa bainina izany an! izany no alehany rehefa samy mitonatonana :-D:-D:-D ary dia to hoe koa izany mbola nanolotra cd dia avy eo anaovana alahelo, fa raha izaho no teo amin'ny toeran'i bainina dia efa nariko tany izany cd izany, efa fantatra izao fa i mim ihany io bôfy io, fa dia mahaiza mipetraka amin'ny manaraka, ary mba manaova amizay resak'olon-dehibé, fa tsy manao zaza saina sy manenjika ireo bandy kely rehetra eto amin'ny serasera, ny tena mba efa vehivavy lehibé ihany. Tohizo ihany ny adalanao fa dia avokako eto iza marina no mim ny farany.
29. fasaly ( 14/08/2007 09:05)
:-D:-D:-D:-Dresaka bainina sy bofy ny ato ....efa hivoaka ihany ny marina atsy ho atsy fa aleo hanaraka film tsara:-D:-D:-D:-D fa i mim marina ve ilay nanolotra cd no miakampofona be!:-D:-D
30. fasaly ( 14/08/2007 09:07)
ary izay vao tadidiko fa efa nanao xxx io mim io nanampatra ny danin'ny kibony dia navoakani hery ny ps:-D:-D:-D
31. melody ( 14/08/2007 09:19)
Izao vao mba nahita ity dinika ity fa mampalahelo ihany ilay tantatara.
ka ilay sipa efa bôfy kely ihany koa anie e!sady izy no nitetateta nanoe kadô hatao fahatsiarovana rahatrizay hono refa mitondra tehina i bôfy


izay tia adala hoy ilay fitenenana na dia bôfy aza izy e!

heu......ary mim anié toa miditra am aféran'olona foana koh an ! heu.....efa nisy dinika iray zay toa..... zay mahatsara ny fiainanao atao fa inn azy ity ?


sô dia i mimm kosa no voan'io fandehan-javatra io dia mody hoe ilay namany:wink:


fa tsy manao zaza saina sy manenjika ireo bandy kely rehetra eto amin'ny serasera, ny tena mba efa vehivavy lehibé ihany.


fa tsy hoe 50ans ilay bandy?
32. xxx ( 14/08/2007 09:22)
melody: ka mety tsy ny 50ans ihany no efa nomeny cd fa ny vintage....=))=))=))
33. ftma ( 14/08/2007 10:22)
efa hivoaka ihany ny marina atsy ho atsy fa aleo hanaraka film tsara
mahasolo dallas ity :)
34. hery ( 14/08/2007 10:50)
Ary miitatra be ilay izy.

manjary izay sipa nanome CD sy izay bandy nahazo CD izao toa matahotra daholo tssss.

efa ni-tel ahy i mim tamin'ny maraina :-) dia efa nifanazava tamiko sy nolazaiko ny tokony hatao... Tsy tokony manoratra momba an'io intsony elah ra-mim fa manjary mifampijery ny kil
35. diamondra27 ( 14/08/2007 14:27)
feux de l'amour zao koa victor sharone ary nikki
:-D:-D

de malahelo zany fa mety tsy hisy tsony ny tabtara fa efa hande sahady hono i mim koa


iza no mahalala le hira we ce n'est qu'un airevoir mba atolotra azy farafaharatsiny e!


de maninona aloha no i mim no mi-tél any @ hery e?
36. Papoose ( 14/08/2007 22:27)
hery, aleo moa mba hifampijery ny kil de manao fihaonana ndray avy eo e!:-P:-D

fa hira v moa sa video no tao anatin'le cd n'i dadabe:?::lol:
37. xxx ( 15/08/2007 13:23)
diamondra27:
de maninona aloha no i mim no mi-tél any @ hery e?

:-winona tokoa kay no nahatonga an'i mim hiantso an'i hery:roll:,
raha tsy hoe natahotra izy sao dia vaky batsilana eo ny resaka ;-) ary dia ho fantatra marina hoe iza marina ny ao ambadiky ny ps mim io :°), soa ihany moa izany enao ry hery fa tena mba diplomaty :lol: dia nahay nandamina ny resaka fa raha tsy izany dia mety ho hafa ny fiafaran'ny tantara:-D:-D:-D
38. fasaly ( 15/08/2007 13:54)
zà mba gaga otran'n y hoe mamo indray no maintso police.....
39. diamondra27 ( 16/08/2007 10:51)
saika navoakako teto mihintsy aloha ze fantatro momba ny toetrany e!

mody tsara fanahy zany nefa ve refa manao xxx de manao double jeu

efa lasa izy iny ka enga anie mba holasan'izay ny ratsy rehetra , sa ahoana ry 'reto?:lol:
ho ho ho
40. diamondra27 ( 16/08/2007 10:53)
ny resaka mytho aloha tena tsy mety mihintsy e!
de aza mamadi-dresaka
de aza mampiady olona

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9562