tsy zatra manao talon
82. fasaly
(
10/07/2007 15:52)
sao de otran'ny lay comoriana manao rebareba ireny tsy misy nin nina ao anatiny ao, tratran'ny rvotsa amzany an!:-D
83. ikaretsaka
(
10/07/2007 15:56)
mafana ny andro izao fia tsy maninona ka fa rehefa ririnina apetaka ny pataloha
85. vale
(
10/07/2007 16:31)
ikaretsaka:Ikaretsaka: :-w :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink::wink:
za hoa manao rebareba .. fa saingy za lehilahy!
86. vale
(
10/07/2007 16:39)
fasaly: tsy mety raha efa voa fa raha tsy vakiana dia hiafina any fôna na mangirifiry aza!:-P
..vao manandrana mihintsy no asiana ilay patch dia izay faritra hita hoe maharary fa raha efa izy misy tsy mety ka, de na koa efa atao anaty sac ilaypatch ka raha vao manomboka le manaikitra dia asiana an'iny à izay!:oops:

87. mimich
(
11/07/2007 06:12)
za miaina am zava misy, raha vao folahina iny ny kiraro d'efa avy za am sparadrap ialana am ampoule sy ilay mikotringatringa.
88. ari.malala
(
11/07/2007 06:22)
:-D:-D:-D ika, soa iany enao fa niteny we lelà fa naika itenyz a we ao savaina fa mampieritreritra izany manao rebareba sy manao kiraro mipoapoaka izany:-D:-D:-D:-D:-D
fasaly, ts rangitra za fa gaga b fts k! :-D:-D:-D 3 hono ny zanako lolllllll:-D:-D:-D k'efa miteny anjiko za fa ts mahazaka wa ko! vao miakatra kely fts d'efa maray bbbeeee ny hatontongotsa :P fa ts koi ra zay ny defi tadiavinjiko e! tafiditra ao anatinle coaching ko zany ra ts diso za ;):P

89. mamzelkely
(
11/07/2007 06:26)
ika patch iray tsy omby vava =))=)) iny njay no ts hitako :-D:-D
fasaly ie ny sandale ko manaikitra njaynjay surtout eo am ratsatonogtra iny grave beuu :? :-D:-D:-D
xxx de manin ko zao manao fiteny masika toy io :roll:
fasaly ie ny sandale ko manaikitra njaynjay surtout eo am ratsatonogtra iny grave beuu :? :-D:-D:-D
xxx de manin ko zao manao fiteny masika toy io :roll:
90. ari.malala
(
11/07/2007 06:33)
mamzelkely, aleo ky izy ho eo aaaa! tohizo ny resatsika fa reny le hotratry ny patch iray tsy omby vava refa any aoriana any fa b vava lotra:-D:-D:-D:-D
92. vale
(
11/07/2007 10:38)
xxx:lolllllllllllllll; xxx> rhf tsy misy papoose vao hanaovana ilay talona!:lol:
Rehefa ty tia dia mijanona an! Aza be chichi eo e!
Hanenjika zaza telo ve dia mila talon ry ari an!
Mila kiraro iva raha 3 fa raha 1 dia avo dia ampy!=))
93. kally
(
11/07/2007 15:11)
mamzelkely:
mba zarao we akia zany pchitt zany ry kally fa za tena mijafajafa mits ra vô mividy kraro fa kakeriny fôna hihihi:-D:-D
Tana Universal akia ny anaran'ilay izy, dia spray izay izy atao amin'ny kiraro vaovao hampalefaka an'ilay hoditra, dia tifirina an'iny izay faritra mety hanaikitra dia ampidirina ao mandritry ny 20' ny tongotra dia vitaaa! tsy manaikitra izany mihitsy.Asa indry raha mety hahita an'io any.
94. mamzelkely
(
12/07/2007 05:28)
kallyt micii anjaso we jereko zany fa sô de mba mahita iany eny am grande surface na ts haiko hihihih zany manko zao no mba tena zvt tedavina :lol::lol:
97. kally
(
12/07/2007 13:32)
Inona akia ity mahatapa-tsinay anareo?dia ho ilay smiley fotsiny ve?:lol:
99. mamzelkely
(
12/07/2007 14:33)
kalyy non ny anah alou tena nandinika an le smiley za teo de hitako we mananihany be le izy (oupsss :oops:HS kely iny fa azfd ari aaa )