tsy zatra manao talon
1. ari.malala
(
06/07/2007 12:45)
Ahoana no tokony ataoko fa za tsy mba zatra manao talon ka na dia miakatra kely fts na d 3cm aza ny kiraroko de efa marary be ny haton-tongotro? Io le noteneniko ary am dinik'i mamzelkely hoe sairana refa mandeha ceremonie na mila mianjaika! :-D:-D:-D
novalian'i ikaretsaka ny 24/07/2007 16:07
3. ari.malala
(
06/07/2007 13:50)
ka za anie ry kally mande miasa fona e! de efa zatra mocassin isanandro amle mirotoroto...:?
5. haretsarobidy
(
06/07/2007 13:56)
Atao tsikelikely, dia aza atao aiguille aloha fa ataovy gros talon dia atao mihena tsikelikely eh.
Za koamanko taloha tena tsy nahay fa izao efa zatra kely.
Mazotoa eh:lol:
Za koamanko taloha tena tsy nahay fa izao efa zatra kely.
Mazotoa eh:lol:
9. Mitah
(
06/07/2007 15:02)
tena mitovy amin'i Arimalala aho ka hoy ny havako hoe mihaingo tapany rehefa mianjaika. Tsy haiko fa manova ny famindrako ny kiraro avo. Lasa mijaikojaiko izany sady tsy mety fa matahotra foana sao hianjera.hihihi
Andraso ary fa hanandrana hikiraro avo aho ato an-trano.Nandefasan'ny zokiko kiraro tsara be aho ato saingy tsy mbola nanaovako mihitsy.tsy haiko ny mamindra aminy e!
Andraso ary fa hanandrana hikiraro avo aho ato an-trano.Nandefasan'ny zokiko kiraro tsara be aho ato saingy tsy mbola nanaovako mihitsy.tsy haiko ny mamindra aminy e!
10. booboo
(
06/07/2007 15:10)
Tsisy haiko aby ny anarana pôzina talon fa raha lé ôtra fanaovan'i Kally reny klou tsy omeko mandeha 1 metatra zà defa mianjera e :-D
Misy iva² ange fa zoli zoli ilay kiraro e...dia ireny kloungany andramana mandeha aminy...
Misy iva² ange fa zoli zoli ilay kiraro e...dia ireny kloungany andramana mandeha aminy...
11. cialaurie
(
06/07/2007 15:13)
lay somary talon compensé ireny aloha hanombohana azt , ireny confort kokoa
15. pissoa
(
06/07/2007 15:55)
:-D:-D:-D
nefa mety milay zao ny manao an'le matsoko kely reny an ... raha vao miseho ho be kredy de itsahina kely ny tongony na dakana amin'ilay lohana maranitra be iny ! aaaiiiiieeee :oops::-D:-D:-D
nefa mety milay zao ny manao an'le matsoko kely reny an ... raha vao miseho ho be kredy de itsahina kely ny tongony na dakana amin'ilay lohana maranitra be iny ! aaaiiiiieeee :oops::-D:-D:-D
16. mandrindra
(
06/07/2007 15:59)
tandremo ary sao dia voahitsaka sy voadakan'i matsoko kely sady joko tsorika any amin'ny tsy mahay maka ho valin'izany ann:P
17. kelly13
(
06/07/2007 16:20)
justement ankia ry ari.malala ra mande miasa (sauf hoe sation debout fona ny asa) d tsy koi ny manao talon a, na refa tena tsy zakandry d asio kiraro de rechange mijanona ao ampesana. :wink:
18. kally
(
06/07/2007 16:35)
Raha tsy mahay ho'a dia ao an-trano aloha fa sao mijaikojaiko na hafahafa fandeha ka hataon'ny olona fihomehezana hoe jereo anie iry madama iry e!:-D
Ny fiakanjoana sy ny fanaovana kiraro tokony ho fahafinaretana foana rehefa mampijaly dia aok'izao.Fa ny kiraro tsy iva tsy avo 5 na 6 cm mandreraka lavitra noho ny 9 na 10cm.
Ny fiakanjoana sy ny fanaovana kiraro tokony ho fahafinaretana foana rehefa mampijaly dia aok'izao.Fa ny kiraro tsy iva tsy avo 5 na 6 cm mandreraka lavitra noho ny 9 na 10cm.
19. fasaly
(
06/07/2007 16:43)
ari.malala: tsy toundé de mulingilingy eny am 3cm kosa injy e! zaro am 1cm klou de apekaro ho 2 cm de refa mbola tsy ampy fa mila mitady 3cm de zaro de apekaro ihany hatreny am zay farany tratra
....
ny ahy izao hatram 8 à 9 cm ihany no haiko ny mande aminy fa vao à paritir ny 10 cms kosa de efa mijaningojaingo lôtra:?
....
ny ahy izao hatram 8 à 9 cm ihany no haiko ny mande aminy fa vao à paritir ny 10 cms kosa de efa mijaningojaingo lôtra:?

[/center]