tsy zatra manao talon
41. vale
(
08/07/2007 16:51)
fasaly::-D:-D:-D:-D:-D:-D:°), raha tia ho madama i fasaly dia hovao fotsony ny modèl-n'ilay kiraro avo reh!:oops:
strech: tounde ôtran'ny tsy misy valeur ny izaho raha vao hitako manao kiraro petaka, ny basket ndray ve moa refa manao sport de manao an'iny miaraka am tenue de sport ao tsara fa raha vao manao kiraro iva mitry an! e! e !e !e e tsy any mitsy e! otran'ny zaza be mitroka lelo zany zà ! mba tiko lay otran'ny madama :-D
;dia mila manangona célullite be dia be koa :lol:,de tsy mikotrana , andramo anie eh !:lol:; oups fa raha tsy ampy toana tsy mety aloha e, dia raha mbola célibataire dia manambady dia toundé madama !:lol:
42. vale
(
08/07/2007 18:16)
ikaretsaka::-D:-D:-D:-D
ny tena ratsy anie ry fasaly ilay tara ianao ohatra hoe any ampiangonana na ao ampiasana dia miala any dia kpok kpok kpok! lasa any aby ny intention an'ny olona!
sy le vo miazakazaka tonga dia manao ski ka misolifatra be na manao talons dia miolana ny cheville! aoka fotsiny!
43. fasaly
(
08/07/2007 18:38)
ikaretsaka:

ka zay ny mahavoa atsika gasy lay tara lava zay:^):^):^):^)
lengako zany fa mijaikojaiko e! mandeha am pointe ny kiraro izay no fanaoko:-P
44. fasaly
(
08/07/2007 18:42)
vale:
fasaly::-D:-D:-D:-D:-D:-D:°), raha tia ho madama i fasaly dia hovao fotsony ny modèl-n'ilay kiraro avo reh!:oops:
;dia mila manangona célullite be dia be koa :lol:,de tsy mikotrana , andramo anie eh !:lol:; oups fa raha tsy ampy toana tsy mety aloha e, dia raha mbola célibataire dia manambady dia toundé madama !:lol:
vale: tsy tiko ndray lay ôtran'ny damama be reny fa lay lady zany no tiko lazaina e!:-P
raha vao avo araka ny toetrandro defa lasa petite dame zay na celibat na tsia...
fa angaha kosa zé madama rehetra de be cellulite????
de refa madama koa ve dia tsy mikotrana hummmm! tsa mamely zany ka!
45. vale
(
08/07/2007 18:51)
an3 kah, fa ny efa hitako koh !:lol:; le rehefa mandeha piscine ireny aho de mahita madama feno cellulite!:oops:
e, fasaly ka pour être mme anie mila mariazy sy na soratra hoe !:wink:
e, fasaly ka pour être mme anie mila mariazy sy na soratra hoe !:wink:
46. fasaly
(
08/07/2007 22:28)
ka zà tsy manao hoe tena madama fa otran'ny madama wa! milay nge mijery anlay sipa kely otran'ny petite dame reny e! tsy azondry ny tiko lazaina
47. Rasiligaoma
(
09/07/2007 03:15)
raha bebe cellulite ianao na mbola djeune aza dia mahazo foana ny ..ataoko mora madama an, ao marina e..manao ahoana i madama!
48. fasaly
(
09/07/2007 05:07)
tsy mbola nahazo ahy ndray klou zany cellulite zany e!....ka de gaga aho hoe fangah refa misy cellulite na jeune clibat aza de atsoina hoe madama:roll:
49. mamzelkely
(
09/07/2007 05:38)
:-D:-D lasa resaka cellulite njay :-D:-D sô de le talon kosa alou manome cellulitte eee :roll::-D:-D:-D
ari tanjemo ftsn tratran $ôtran'ity fa mamay aaa :wink::-D:-D
http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=152269
ari tanjemo ftsn tratran $ôtran'ity fa mamay aaa :wink::-D:-D
http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=152269
50. ari.malala
(
09/07/2007 05:50)
ikaretsaka:
ny tena ratsy anie ry fasaly ilay tara ianao ohatra hoe any ampiangonana na ao ampiasana dia miala any dia kpok kpok kpok! lasa any aby ny intention an'ny olona!
sy le vo miazakazaka tonga dia manao ski ka misolifatra be na manao talons dia miolana ny cheville! aoka fotsiny!
=))=))=))=))tena nahatapaka ny tsinaiko iny teninao iny ry ika marina moa!!! za efa tratran'io hoe nisolifatra d niolana ny cheville nefa za aza tsy niazakazaka akory azany an! =))=))=))=)) tena mijaly e!:-D:-D:-D fa tena hiezaka hianatra mintsy fa tena tsss!voateny fona hoe otran'ny tsy vevavy hono fa zatra lotra amle mocassins sy ny kapakely:-D:-D:-D de ts d manana talons firy akory anie fa 2 ngamba no mba kiraro avo ao e! :-D:-D:-D:-D:-D
51. mamzelkely
(
09/07/2007 08:50)
ari aa mba jereo ange le video nalefako ambony io fa grave refa tratran'ny ôtran'io aa hihihihi
le mijaikojaiko no tena ts tiko refa manao talon fa mampime be ko hihihi:-D:-D
le mijaikojaiko no tena ts tiko refa manao talon fa mampime be ko hihihi:-D:-D
52. fasaly
(
09/07/2007 11:05)
mamz: exercice ho an'i randro ihany lay mijaikojaiko iny mienjana trara ny ranjo8):-D
53. kally
(
09/07/2007 11:50)
An!an kosa akia a!na manao kiraro avo aza tokony tsy hiova firy @ mahazatra ny fomba fandeha fa mizara aloha ao an-trano fa tsy misy mampihomehy miohatra ny mijery vehivavy milingilingy mikiraro avo nefa tsy mahay mandeha akory.
54. ari.malala
(
09/07/2007 12:16)
:-D:-D!:-D za efa tratran'io hoe nimemezan'olona io! :-D:-D:-D vao azoko ilay kiraro de tsy haiko akory ny nanao anazy,de nanaovana hande hiasa, nijaikojaiko, de nimemezanl' bandy tao afarako za, fa teo no ho eo de niverina nody nisolo kiraro iva de nande taxi niasa fa efa tara be :-D:-D:-D:-D aza mahavoa ny gaovy manta fa izay voa tourne le monde hoy nikopol izay:-D:-D:-D:-D:-D:-D
56. fasaly
(
09/07/2007 12:55)
kally:
An!an kosa akia a!na manao kiraro avo aza tokony tsy hiova firy @ mahazatra ny fomba fandeha fa mizara aloha ao an-trano fa tsy misy mampihomehy miohatra ny mijery vehivavy milingilingy mikiraro avo nefa tsy mahay mandeha akory.
tsy azon'i kally ny resaka fa tara train njy kally:wink::-D
ny lazaina hoe mijaikojaiko eto dia ilay lazain'i kiaretsaka hoe raha tara any ampesàna na fiangoanana dia tsy tsara ny manao kiraro mipôpôka hono de ozy zà hoe : mijaikojaiko mande am pointe de tsy mipoapoaka io:-D
57. fasaly
(
09/07/2007 12:56)
mamzelkely:
fasaly de ra la ngôde beuu le randro de aôna :-D:-D
raha ngôda be ndray lay randro dia aleo ihany manao kiraro am antonony ny ahavonay sady lay be randro reny nge tsy tsara manao kiraro avo tsony e!:-D:-D:-D:-D
59. ikaretsaka
(
09/07/2007 14:05)
eeeee.. zahay izany veloma ry talon...
ny anay ny mollet tena glady be nohon'ny baskety sy ny bisikleta fahiny
ny anay ny mollet tena glady be nohon'ny baskety sy ny bisikleta fahiny
60. ikaretsaka
(
09/07/2007 14:09)
ny lazaina hoe mijaikojaiko eto dia ilay lazain'i kiaretsaka hoe raha tara any ampesàna na fiangoanana dia tsy tsara ny manao kiraro mipôpôka hono de ozy zà hoe : mijaikojaiko mande am pointe de tsy mipoapoaka io
ko raha tsy tanalahy sy/na mpangalatra koa hijaikojaiko!
fa za nahita tokoa indray fandevenana izay.. ny andro ilay fahavaratra tsara iny mihitsy.. ilay fasana somary ambanimbany vohitra ihany.
ilay anabavin'ilay olona maty le be pozy be miaraka @ talon ireny dia ilay tsy mahay mipetraka sy tsy manaiky mihitsy fa le be zesta sy mipilapilaka ilay te ho eny amorom-pasana sy ny sisa ireny... ny eny anefa somary mamotapotaka!
ni coinsa tao anaty fotaka @ zay koa ary ity kiraro talons.. eo am-panaovana processions iny indrindra...
na i mopera aza tsy nahatana ny hehy! looooza!