tsy zatra manao talon

21. majakely ( 06/07/2007 19:48)
mandrindra :-D:-D,fa firy no tokony ho zaka kay?
22. Stretch ( 06/07/2007 20:28)
fasaly:
ny ahy izao hatram 8 à 9 cm ihany no haiko ny mande aminy fa vao à paritir ny 10 cms kosa de efa mijaningojaingo lôtra


mianikiny avo de avo mintsy ndry zany ry fasaly an !

sali sali [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/drapeau-suisse5.gif[/IMG]


23. mamzelkely ( 07/07/2007 06:09)
:-D:-D ts njy rery akia no ts zatra manao talon ry ari za ko aza ao manano collection mitry fa de mipetraka fotriny ao :( ny an mamanay zao afaka anaovako fa mamanay ts de manao talon de nefa ts sahy aho :( hihihi nisy periode za efa nanomboka zatra de niverina ty lamôdin ballerinne ty de tafaverina am ballerine njay neny hihihi:-D:-D
24. mandrindra ( 07/07/2007 09:14)
mamzelkely, tsy haiko hoe firy no tokony ho zaka fa mba fanamarihana ny ahy e:D
25. kelly13 ( 07/07/2007 12:59)
ny ballerine kou makarary voditongotra ka, za tsy tia :wink:
26. fasaly ( 07/07/2007 13:11)
mandrindra:

fohhikely aby any zany zakanareo izany ry sipa isany:wink::-D

raha mihoatra n'io norme io njay defa version drag king ry mandrindra ah!(tsy haiko ny manoratra azy):?


27. fasaly ( 07/07/2007 13:14)
Stretch:

fasaly:
ny ahy izao hatram 8 à 9 cm ihany no haiko ny mande aminy fa vao à paritir ny 10 cms kosa de efa mijaningojaingo lôtra


mianikiny avo de avo mintsy ndry zany ry fasaly an !

sali sali [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/drapeau-suisse5.gif[/IMG]




:-D:-D:-D:-D tsy avo izany 8-9cm zany retsy e!
mbola mavita mipitiîtika mitry refa mamindra raha confort tsara ny kiraro:-P


28. fasaly ( 07/07/2007 13:18)
sady itako otran'ny mampatsara famindra izany lay manao talon avo e!:-Phummm
29. vale ( 07/07/2007 13:57)
dreamm aaa, aiza indriko fa njy izao no tena havanana @ io resaka talon io(l), de mba ampianaro famindra-na mannequin zahay fa tsy mahay!:cry:;...ari.malala: de ahoana zany rehefa miaraka mamonjy cérémonie miaraka @ Mr arimalala:wink: toa tsy mino an'izany izaho kah !:oops:
30. kally ( 07/07/2007 15:09)
Na ratsy aza ny akanjo, raha vao manao kiraro avo dia hafa mihitsy ny fivoakany.
31. vale ( 07/07/2007 15:43)
kally: izany ve dia hifanaraka kosa? ..fa mahafinaritra tokoa aloha mijery vhv mikiraro avo an !(l)... fa tsy vita aloha raha isan'nandro kah !(ho ahy manonkana!:wink:)
32. Stretch ( 07/07/2007 17:25)
kelly:
ny ballerine kou makarary voditongotra ka, za tsy tia

ny olako refa manao kiraro petaka foana de ohatrany tapaka zany eo am lantontongotra eo .

fasaly:
sady itako otran'ny mampatsara famindra izany lay manao talon avo e!hummm

kally:
Na ratsy aza ny akanjo, raha vao manao kiraro avo dia hafa mihitsy ny fivoakany.


mampiova personnalité ihany koa ry reto ny talon a !
tsy mitovy mintsy ny donne refa manao talon sy baskety, za klo zany no hitako an !:-P
33. vale ( 07/07/2007 17:57)
Ka aiza kosa moa dia ho baskety sy tennisy fôna , na dia hamonjy alim-pandihizana koa ve?:°)
34. fasaly ( 07/07/2007 20:30)
strech: tounde ôtran'ny tsy misy valeur ny izaho raha vao hitako manao kiraro petaka, ny basket ndray ve moa refa manao sport de manao an'iny miaraka am tenue de sport ao tsara fa raha vao manao kiraro iva mitry an! e! e !e !e e tsy any mitsy e! otran'ny zaza be mitroka lelo zany zà ! mba tiko lay otran'ny madama :-D
35. mignone ( 08/07/2007 08:56)
ari.malala > mizara tsikelikely rehefa ao antrano
36. kally ( 08/07/2007 10:32)
Izaho koa tsy mahazo aina raha vao mikiraro petaka, ohatry ny hoe akanjo fitenaina be izany ny fieritreretako ny tenako.
Izaho toa mahazo madmozel ihany na manao kiraro avo aza k'no:-D:-D
Io koa miankina amin'ny toerana alehanao fa raha handeha pavés isan'andro na vatokely dia sahirana.
37. ikaretsaka ( 08/07/2007 12:54)
manaova fomban'amerikanina any anaty metro ry ari an.. manao tailleur fa tenisy aloha no anaovana..
dia ilay rehefa miseho fotsiny no manao talons

za indray tena tsy tia mianjaika mihitsy (na manao ilay kiraro mangirana somary mipopoaka malamalama ireny aza
dia any am-piasana aho vao misolo akanjo raha misy fivoriana
38. fasaly ( 08/07/2007 14:33)
ika::-D:-D:-D:-D de we mipoapoaka , ny ahy izy mipoapoaka iny mitsy no itiavako azy:-D:-D:-D
lasa mi balancer waz zany ny famindra hummmmm!:-D:-D:-D
ika: mba ilaina ihany ilay miova kely fotsiny na tsy tia aza e!:^) izaho koa aloha tsy tia bandy menjaika foana fa tiko izy miovaova arakaraka ny fotoan'andro io...mba tiko izy cool njainjay fa tsy ilay miriaro mangirina mipoapoaka iny foana:-D:-D:-D
zà klou refa vôkasy dia sandale kely ihany no ady eo e! ireny tongs ireny ihany no tena mapalezy ahy ....fa refa mba hande hikaly ny hariva vao manao talona kely.....
39. diamondra27 ( 08/07/2007 15:33)
zazakely mipipi @ pot aza tsy tian'le voisine ny maheno azy maika fa bruit @ talon, :-D:-D
ho lasa adala eo le voisine an!
40. ikaretsaka ( 08/07/2007 16:17)
ny tena ratsy anie ry fasaly ilay tara ianao ohatra hoe any ampiangonana na ao ampiasana dia miala any dia kpok kpok kpok! lasa any aby ny intention an'ny olona!
sy le vo miazakazaka tonga dia manao ski ka misolifatra be na manao talons dia miolana ny cheville! aoka fotsiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081