tsy zatra manao talon

121. mamzelkely ( 19/07/2007 13:59)
:lol::lol: normal ka ts ho afaka ambôlohany kosa ange akia leizy ee :wink:
122. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:13)
eee.. kay mao le haha-lava no tanjona ko!
123. mamzelkely ( 20/07/2007 09:33)
:-D:-D anisany ko zay ka fa ts zay le priorité :-D:-D
124. ari.malala ( 20/07/2007 13:50)
ika, ieuu, le ho lava no tanjona ka :-D:-D:-D

mamzelkely, de natsipy ndray alo le izy fa refa sitrasitrana ndray ny hatotongotra iverenana ra mbola sahy ko:-D:-D:-D:-D
125. ikaretsaka ( 21/07/2007 04:03)
ari> de zay zany ahoana raha manao talons?
soa ihany aho fa... na manao rebareba aza indraindray
126. boubounezy ( 21/07/2007 22:37)
ari.malala mety mbola tsy tratrany évôlutiony taloanjy zany, d mety zay ny matonga anizany=))=))=))=))=))=)):-*
127. ikaretsaka ( 22/07/2007 21:14)
Ny tena tsy milay koa hono dia raha ohatra nareo mitsam somary mitovitovy halava dia raha vao manao talon ianao dia difotra lery dia tsy reveny be?
128. ari.malala ( 23/07/2007 14:50)
ika, io teninao farany io alo ts aiko e :-D:-D:-D:-D fanga enao koa hanao talon?:roll::-D:-D:-D:-D
129. ikaretsaka ( 24/07/2007 16:07)
santiags aza tsy anaovako nefa za aty am-potony ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584