tsy zatra manao talon
103. mamzelkely
(
13/07/2007 08:55)
fa za wa ato manana kraro compensé zay de lamba le izy fa mbola manaikitra fôna ry reto le izy aa :roll: de gaga za sady le izy sarotrarotra ko mande aminy refa elaela aa:-D:-D
104. ari.malala
(
13/07/2007 12:17)
meo ana ky zany hianarako mande ry mamzelkely a :-D:-D:-D:-D:-D:-D
106. kally
(
13/07/2007 17:07)
Ny compensé birikiriky endrika ireny aza ange ry reto no tena mora mampianjera be sy mampivadika tongotra e! andramo anie midina tohatoha-bato amin'ireny fa sahirana e!:-D
Raha ilay manify kely indray ny aty aloha (1sm fara-fahabetsany) dia tsy maninona.
Dia mba efa nanomboka ve ity i Ari sa ahoana?
Raha ilay manify kely indray ny aty aloha (1sm fara-fahabetsany) dia tsy maninona.
Dia mba efa nanomboka ve ity i Ari sa ahoana?
107. ari.malala
(
16/07/2007 07:39)
kally, efa nanandrana k :-D:-D:-Dfa mivanitika b fona mijery ny poziko midakadaika eo am fitaratra:-D:-D:-D:-Dd mitsiriritra maita ny ol zatra mipitipitika mande am talon:-(
108. mamzelkely
(
16/07/2007 08:30)
enaro miadana eo akia aa refa ao atrano njy de iny fôna anaovana :wink:
109. kally
(
16/07/2007 10:04)
:-D Tsy misy mafy tsy laitry ny zoto fa mijoroa mahtsy tsara fotsiny fa sao mamoritra lohalika na mivokoka ny soroka fa ratsy be.
111. ikaretsaka
(
17/07/2007 16:59)
gravy ihany ity lamodim-behivavy ity ka..mijaly be mihitsy vao atao hoe ...mihaingo!
112. kally
(
17/07/2007 18:16)
ikaretsaka:
gravy ihany ity lamodim-behivavy ity ka..mijaly be mihitsy vao atao hoe ...mihaingo!
Raha fijaliana kosa aleo mijanona fa raha izaho manokana dia ho fahafinaretana foana ny fiakanjo sy ny fihaingoana.
113. ikaretsaka
(
17/07/2007 19:24)
ka ny hitako ato dia toa marary ny tongotra e,, mamolaka tongotra e... mampijaikojaiko e, mampiova ny fomba fandeha e...
ny ahy izao fahafinaretana tsara.. malalaka tsara aho ato anaty rebareba!
ny ahy izao fahafinaretana tsara.. malalaka tsara aho ato anaty rebareba!
114. kally
(
18/07/2007 06:21)
ikaretsaka:
ka ny hitako ato dia toa marary ny tongotra e,, mamolaka tongotra e... mampijaikojaiko e, mampiova ny fomba fandeha e...
Te hilaza amiko ve izany Ikaretsaka hoe mandainga aho milaza fa fahafinaretana ihany ny ahy?
115. ari.malala
(
18/07/2007 07:52)
:-D:-D:-Defa kiraro avo no nanaovako nande niasa androany, efa taratara ah vao tafiala tao antrano fa tody soa aty ampesana sad ts nanin no ts narary ny tongotra no ts folaka no ts nijaikojaiko donk efa nahay iany zany za :-D:-D:-D:-D:-D
116. mamzelkely
(
18/07/2007 08:23)
c bien bravo ari hihihihi za klou mbola boty iva ee :-P ny kiraro avo mbola ts azo anaovana zao fa mbola mangitsy :{:{:-D:-D
118. kally
(
18/07/2007 13:51)
ikaretsaka:
fa tena important be ve ny manao talons e
Mitondra fahafinaretana, mahatsaratsara fijoro:oops:
119. mamzelkely
(
19/07/2007 07:26)
ika ie tsara ihany le mila mhay mande am talon (na de ts de mahay aza za hihi) satri hafa koko ny famindra ny endrika ny pozy en gnl zany ee matetika mampaélégante le izy :lol::lol:
120. ari.malala
(
19/07/2007 12:07)
ika, mba manome allure e, sady za efa fohy kely ty v d mbola petaka lava iany, aiza moa no ts tenenin'ny ol fa mbola mineur! :-D:-D:-D:-D
mamzelkely, fa loza fa nony hariva ny andro de narary ny hatontongotro ko:-D:-D:-D:-D le botte iny nge rikala izany e!;):-D:-D:-D:-D
mamzelkely, fa loza fa nony hariva ny andro de narary ny hatontongotro ko:-D:-D:-D:-D le botte iny nge rikala izany e!;):-D:-D:-D:-D
