Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
61. ikaretsaka
(
02/07/2007 14:54)
Avadiko kely ary ilay fanontaniana fa inoako fa mifantoka @ ilay hevi dehibe ihany.
Aleo atao hoe
Manan-janaka mianadahy ianao, Nony samy lehibe ireo ka samy nanana ny tiany dia samy nandeha nanambady avy. Ilay vavy nanambady silamo (na izay tianao fa tsy Kristianina) ary nisafidy ny hanaraka ny finoam-badiny(Fitiavana io ko)
ilay lahy dia nanambady kristianina . Sendra tojo olana kely aza ilay vehivavy, dia mba misambotra vola any aminao, ahoana no hataonao?

63. xxx
(
02/07/2007 15:11)
Hoy i xxx:
fanontaniana ho an'i Niryna :
Iza no mila fanampiana bebe kokoa @ iza roa ?
Iza no mila vola maika kokoa ?
Jereo àry ny hiérarchie de valeur sy ny urgence ihany koa
hoy Niryna
Misy fanazavana mikasika ny fanampiana ny mahantra sy ny olona mila vonjy ao anaty baiboly a.
Ny fanontanian'ilay olona dia hoe samy mila vonjy izy ireo.Fanampiana ara-bola.Samy fantatrao fa namanao.Ny iray ihany no ampiana.Tsy azo atao hoe zaraiko roa ilay vola Fa ny iray amin'izy roa ireo ihany no omena ilay fanampiana
Mbola tsy novalianao ny fanontaniako. Mba miangavy ny hamalianao azy mivantana. Misy critère hisafidiananao azy ireo dia miandry ny valin-teninao izany.
64. ikaretsaka
(
02/07/2007 15:15)
cutie:
refa tojo olana nga misy fijerena ze finoany any ?:roll:
Izay mantsy
ka mahatonga anay sy i marozevo hanontany ny tena tian'i Niryna hahatongavana sy miteny hoe inona ary ity fanontaniana kidaladala ity
65. pissoa
(
02/07/2007 16:48)
Izay izany ! raha mananjanaka mihoatra ny iray ianao dia lazao an'izay izy ireo: resabe fotsiny fa tsy mitovy ny fitiavanao azy ireo ary tsy afaka ny hitovy mandrakizay!!
Matoa aho tsy mahatsapa ny tsy fitovizana dia tsy misy ilay tsy fitovizana ! hitako eny foana raha misy tiako kokoa !
:-D:-D:-D
Otran'ny tahotra ny reaction an'ny zanaka njay no hilazana hoe mitovy ny fitiavana azy zany raha azoko tsara :-P Ny tsy fitoviana nge tsy voatery hoe "habetsany" e. Na ny habetsany aza tsy azo refesina akory hoa. Fa ny fisehony sns ... Ary ny tsy fahatsapana dia midika ho tsy fahatsapana fotsiny ihany, fa tsy midika ho tsy fisiana mihitsy akory ! (raha tadidiko ny malagasy tamin'ny 7eme aloha) :oops::-D:-D:-D
Tsy mbola zanaka akory nefa ny resaka eto fa namana fotsiny. Ny iray Kristianina, ny iray tsia. Donc, le namana iray tiavina miaraka ny mahaKristian azy, moa le iray tiavina miaraka ny maha tsy Kristian azy. Tsy mitovy izany :-D:-D:-D
66. Kota
(
02/07/2007 18:00)
pissoa:
Otran\'ny tahotra ny reaction an\'ny zanaka njay no hilazana hoe mitovy ny fitiavana azy zany raha azoko tsara :-P Ny tsy fitoviana nge tsy voatery hoe \"habetsany\" e. Na ny habetsany aza tsy azo refesina akory hoa. Fa ny fisehony sns ... Ary ny tsy fahatsapana dia midika ho tsy fahatsapana fotsiny ihany, fa tsy midika ho tsy fisiana mihitsy akory ! (raha tadidiko ny malagasy tamin\'ny 7eme aloha) :oops::-D:-D:-D
Tsy mbola zanaka akory nefa ny resaka eto fa namana fotsiny. Ny iray Kristianina, ny iray tsia. Donc, le namana iray tiavina miaraka ny mahaKristian azy, moa le iray tiavina miaraka ny maha tsy Kristian azy. Tsy mitovy izany :-D:-D:-D
Izaho anie tsy miteny anao hoe firy metatra ny (tsy)fitiavako an-dranona na i ranona e ! rehefa réaction mitovy no ananako amin\'ny olona roa samy hafa manoloana tranga iray dia amiko mitovy izay ny fitiavako azy! izay ilay fisehoan\'ilay fitovizana tiako resahina ! fa mba hazavao ahy ary ahoana ny hisehoan\'ilay tsy fitovizana e !
Ekeko fa tsy resaka zanaka ny eto fa resaka namana kristiana sy tsy kristiana : dia averiko aminao : matoa izy namako dia tiako aloha fa tsy azoko hoe maninona no forcer-na hoe ho tiako kokoa ilay kristiana ! fa ahoana ilay hoe tiavina amin\'ny maha kristiana azy fa tsy azoko ? Raha mbola tsy namako izy dia zavatra hafa izay fa namana no resahina eto ! sa ilay valeur n\'ilay namana no tsy itovizantsika angamba ! tsy hoe mpiara-miangona, tsy hoe mpifanolobodirindrina na mpiara-miasa na olom-pantatra fa namana !
67. pissoa
(
02/07/2007 19:13)
:-D:-D:-D
ka eo ndrindra isika izao. Rehefa mitovy ozy enao ny reaction-nao manoloana ny tranga iray ... dia mitovy izany ny fitiavanao. Fanontaniana : iray ihany no azonao omena ny vola, iza aza no omenao ary iza no tsia ? Mitovy ve ny reaction-nao manoloana io tranga io ? :-D
za nga moa manery hoe ilay Kristianina no tsy maitsy tian'ny Kristianina bebe kokoa ! ary izaho koa tsy niteny hoe tiavina amin'ny mahaKristianina aza, fa tiavina miaraka amin'ny mahaKristianina azy. Tsy hoe tina izy satria Kristianina, fa tiana izy dia tiavina amin'ny mahaizy azy, tafiditra ao ny finoany. Misy ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny. :-D
Izaho anie tsy miteny anao hoe firy metatra ny (tsy)fitiavako an-dranona na i ranona e ! rehefa réaction mitovy no ananako amin'ny olona roa samy hafa manoloana tranga iray dia amiko mitovy izay ny fitiavako azy! izay ilay fisehoan'ilay fitovizana tiako resahina ! fa mba hazavao ahy ary ahoana ny hisehoan'ilay tsy fitovizana e !
ka eo ndrindra isika izao. Rehefa mitovy ozy enao ny reaction-nao manoloana ny tranga iray ... dia mitovy izany ny fitiavanao. Fanontaniana : iray ihany no azonao omena ny vola, iza aza no omenao ary iza no tsia ? Mitovy ve ny reaction-nao manoloana io tranga io ? :-D
Ekeko fa tsy resaka zanaka ny eto fa resaka namana kristiana sy tsy kristiana : dia averiko aminao : matoa izy namako dia tiako aloha fa tsy azoko hoe maninona no forcer-na hoe ho tiako kokoa ilay kristiana ! fa ahoana ilay hoe tiavina amin'ny maha kristiana azy fa tsy azoko ? Raha mbola tsy namako izy dia zavatra hafa izay fa namana no resahina eto ! sa ilay valeur n'ilay namana no tsy itovizantsika angamba ! tsy hoe mpiara-miangona, tsy hoe mpifanolobodirindrina na mpiara-miasa na olom-pantatra fa namana !
za nga moa manery hoe ilay Kristianina no tsy maitsy tian'ny Kristianina bebe kokoa ! ary izaho koa tsy niteny hoe tiavina amin'ny mahaKristianina aza, fa tiavina miaraka amin'ny mahaKristianina azy. Tsy hoe tina izy satria Kristianina, fa tiana izy dia tiavina amin'ny mahaizy azy, tafiditra ao ny finoany. Misy ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny. :-D
68. cutie
(
02/07/2007 19:19)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 02-07-2007 17:15:38
Lohateny : Re : Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Hoy i cutie:
refa tojo olana nga misy fijerena ze finoany any ?
Izay mantsy
ka mahatonga anay sy i marozevo hanontany ny tena tian'i Niryna hahatongavana sy miteny hoe inona ary ity fanontaniana kidaladala ity
eny wa
namaste:lol:
69. tslem
(
02/07/2007 19:21)
Raha izaho dia tsy hanao mizàna tsindrian'ila aho fa zaraiko roa mitovy ilay vola eo am-pelatanako azoko hamonjena azy ireo dia samy omeko dia any an-kafa indray izy mitady ny hamenoana azy raha tsy ampy.Tsy @ maha-kristianina azy na tsia na @ maha kristianina anao na tsia no tokony hamonjena olona fa @ maha-ianao anao afaka hamonjy olona.
70. cutie
(
02/07/2007 19:22)
.Tsy @ maha-kristianina azy na tsia na @ maha kristianina anao na tsia no tokony hamonjena olona fa @ maha-ianao anao afaka hamonjy olona.
=D
71. Kota
(
02/07/2007 20:55)
[quote=pissoa]
:-D:-D:-D
ka eo ndrindra isika izao. Rehefa mitovy ozy enao ny reaction-nao manoloana ny tranga iray ... dia mitovy izany ny fitiavanao. Fanontaniana : iray ihany no azonao omena ny vola, iza aza no omenao ary iza no tsia ? Mitovy ve ny reaction-nao manoloana io tranga io ? :-D
Ka izay ange no nahatonga antsika mifamaly eto fa izaho miteny hoe omeko mitovy izy ireo dia lazainao hoe miteniteny foana raha miteny izany ! Tsy nipetraka tany amboalohany mihitsy ny hoe "iray ihany no azonao omena vola", zavatra exagéré izany hoe tsy maintsy ny iray ihany no omena; azo zaraina foana ny vola !
ka inona ary ilay ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny, noho ny finoany ? Raha ilay resaka vola dia efa fantatrao ny hevitro fa tsy miditra ilay finoana. Ankoatran'izay, mety tsy mitovy ohatra ny vavaka ataoko ho azy ireo, midika ve izay fa tsy mitovy ny fitiavako azy ? raha milaza ianao hoe tsy mitovy ny ataonao amin'ireo karazan'olona ireo na dia samy namanao aza dia mino aho fa izay no ataonao satria izay ny anao fa aza forcer-na hoe izay no logique sy ataon'ny olona !
:-D:-D:-D
ka eo ndrindra isika izao. Rehefa mitovy ozy enao ny reaction-nao manoloana ny tranga iray ... dia mitovy izany ny fitiavanao. Fanontaniana : iray ihany no azonao omena ny vola, iza aza no omenao ary iza no tsia ? Mitovy ve ny reaction-nao manoloana io tranga io ? :-D
Ka izay ange no nahatonga antsika mifamaly eto fa izaho miteny hoe omeko mitovy izy ireo dia lazainao hoe miteniteny foana raha miteny izany ! Tsy nipetraka tany amboalohany mihitsy ny hoe "iray ihany no azonao omena vola", zavatra exagéré izany hoe tsy maintsy ny iray ihany no omena; azo zaraina foana ny vola !
za nga moa manery hoe ilay Kristianina no tsy maitsy tian'ny Kristianina bebe kokoa ! ary izaho koa tsy niteny hoe tiavina amin'ny mahaKristianina aza, fa tiavina miaraka amin'ny mahaKristianina azy. Tsy hoe tina izy satria Kristianina, fa tiana izy dia tiavina amin'ny mahaizy azy, tafiditra ao ny finoany. Misy ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny. :-D
ka inona ary ilay ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny, noho ny finoany ? Raha ilay resaka vola dia efa fantatrao ny hevitro fa tsy miditra ilay finoana. Ankoatran'izay, mety tsy mitovy ohatra ny vavaka ataoko ho azy ireo, midika ve izay fa tsy mitovy ny fitiavako azy ? raha milaza ianao hoe tsy mitovy ny ataonao amin'ireo karazan'olona ireo na dia samy namanao aza dia mino aho fa izay no ataonao satria izay ny anao fa aza forcer-na hoe izay no logique sy ataon'ny olona !
72. pissoa
(
02/07/2007 21:11)
ka inona ary ilay ataonao amin'ny ankilany fa tsy ataonao amin'ny andaniny, noho ny finoany ?
Raha Silamo ilay iray (ie, misy namana silamo za) dia tsy proposer-ko restau tsisy sakafo halal aminy ! :-D:-D:-D
Raha ilay resaka vola dia efa fantatrao ny hevitro fa tsy miditra ilay finoana.
Ie, za koa tsy ny finoana mihitsy no critere nomeko hanomezako ny vola na tsia ! Fa tsy namaly ny fanontaniko ianao : mitovy ve ny reaction-nao amin'ilay tranga ? :-D:-D:-D
Ankoatran'izay, mety tsy mitovy ohatra ny vavaka ataoko ho azy ireo, midika ve izay fa tsy mitovy ny fitiavako azy ?
Raha hoy ianao hoe tafiditra amin'ny fitiavana azy ny vavaka atao, dia tsy mitovy izany amiko ny fitiavana azy satria tsy mitovy ilay vavaka !
raha hoy ianao hoe tsy tafiditra amin'ny fitiavana azy ny vavaka dia resaka hafa iny, tsisy azo ambara mikasika ilay fitiavana :-D:-D:-D
raha milaza ianao hoe tsy mitovy ny ataonao amin'ireo karazan'olona ireo na dia samy namanao aza dia mino aho fa izay no ataonao satria izay ny anao fa aza forcer-na hoe izay no logique sy ataon'ny olona !
Raha sahy milaza ianao fa mitovy daholo ny zavatra ataonao amin'ny olona roa samy namanao dia mpandainga ianao zay !!!
Ary za anie tsy manery anao mihitsy hanaraka ny hevitro e ... :-D:-D:-D
73. marozevo
(
02/07/2007 21:19)
Ho an'i Nyrina :
Misaotra namaly, ary tena lava dia lava ny valiny. Aza manahy ianao fa vovakiko tsara ilay izy.
Izao no tsy azoko, ka nahatonga ahy hilaza hoe fandrika io :
Nahoana no tsy maintsy iray ihany no omena ilay fanampiana. Raha afaka mizara ho azy roa ve aho dia ferana tsy hanampy ny iray ?
Sanatria tsy mitsara anaop mihitsy aho, ary tsy mankahala anao koa.... Fa eo anatrehan'ny marina tsy azo lavina kosa dia adidiko, amin'ny maha namana anao, no milaza fa dios io. Ohatra, ilay Genezy nolazainao fa nosoratana tamin'ny 1445. Io dia tena diso be mihitsy. Jereo any ho any ny porofo. Tsy ianao no tsaraiko raha milaza aho fa diso io, fa ilay source ianteheranao no diso. Nefa ianao tsy mety miaky tsinona koo....
En tout cas :*

74. marozevo
(
02/07/2007 21:30)
Mbola ho an'i Nyrina ihany : Iangaviako ary ianao hijery izay voalaza ao amin'ilay loha-hevitra momba ny fahafahana, izay ianao no nanokatra azy. Ary amim-po feno fifankatiavana, no iangaviako anao hamaly izay voalaza ao.
75. pissoa
(
03/07/2007 03:40)
Ka izay ange no nahatonga antsika mifamaly eto fa izaho miteny hoe omeko mitovy izy ireo dia lazainao hoe miteniteny foana raha miteny izany ! Tsy nipetraka tany amboalohany mihitsy ny hoe "iray ihany no azonao omena vola", zavatra exagéré izany hoe tsy maintsy ny iray ihany no omena; azo zaraina foana ny vola !
Azafady fa tsy hitako io teo fa nifangaro tamin'ilay quote ! Ilay fanontaniana manao hoe :
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ara-bola.Mila vonjy izany tsy hoe mbola averina ny volanao an.Iray ihany ho izy no ho vonjenao,tsy azo zaraina izany ilay vola.
Iza amin'ireo namanao roa ireo hoy izy no ho vonjenao?
Dia mba omeo hoe ny antony raha azo atao
Misaotra mialoha
76. niryna
(
03/07/2007 04:50)
marozevo:
Porofon'izany, tsy hita mamaly an'io mihitsy i Nyrina.
=))=))Fa angaha tsy maitsy mamaly amin'ny fotoana mampalalaka anao foana ny olona e.Tsy misy porofo azonao omena izany raha izay no hitondranao azy.Mbola tsy tonga ny olona dia miandry toy ny tena miandry fa tsy hoe tsy maintsy valiana.Fahafinaretana no tadiavina ka raha tsy mbola manam-potoana hamaliana ny olona dia aza tonga dia tsaraina.:@:@:@
Ianao ve tsy mba reraka tsy manana fifaliana sy mahita zavatra ratsy amin'ny hafa foana e:roll:8)8
77. niryna
(
03/07/2007 05:00)
xxx:
fanontaniana ho an'i Niryna :
Iza no mila fanampiana bebe kokoa @ iza roa ?
Iza no mila vola maika kokoa ?
Jereo àry ny hiérarchie de valeur sy ny urgence ihany koa
niryna:
Misy fanazavana mikasika ny fanampiana ny mahantra sy ny olona mila vonjy ao anaty baiboly a.
Ny fanontanian'ilay olona dia hoe samy mila vonjy izy ireo.Fanampiana ara-bola.Samy fantatrao fa namanao.Ny iray ihany no ampiana.Tsy azo atao hoe zaraiko roa ilay vola:roll: Fa ny iray amin'izy roa ireo ihany no omena ilay fanampiana :D
Mahita an'io amin'izay i xxx a efa novaliako kanefa tsy namaky ianao dia manome tsiny lava:D:*:*
78. niryna
(
03/07/2007 05:04)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-07-2007 08:29:08
Lohateny : Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ara-bola.Mila vonjy izany tsy hoe mbola averina ny volanao an.Iray ihany ho izy no ho vonjenao,tsy azo zaraina izany ilay vola.
Iza amin'ireo namanao roa ireo hoy izy no ho vonjenao?
Dia mba omeo hoe ny antony raha azo atao
Misaotra mialoha
le tsy kristiana, satria mety mivadika ho kristiana izy refa nahazo fanampiana avy aminao :lol:
Hevitra tsara tokoa aky izany cutie a,kanefa raha ohatra izy ka tsy mivadika na omena vola be dia be aza dia miverina indray amin'ny manaraka izy mangataka:roll:Sa ahoana hoy i cutie?
79. niryna
(
03/07/2007 05:08)
soanja:
Tiavo ny namanao, ny mpifanolo bodorindrina aminao, ny fahavalonao sy ny rehetra fantatrao sy tsy fantatrao. Mitovy tsy misy valaka ny tokony ho zavatra tsapa zany hoe "ezaka io" fa sarotra tanterahina raha toa ka kristianina ianao.
Ny hoe iza no hovonjena sy ny tsy hovonjena izany dia tsy miankina amin'ny finoany akory no tokony hipetraka ny fanontaniana fa ny mahamaika sy mahazava-dehibe ny famonjena olona iray.
Amiko ny vonjy aina no fanampiana voalohany atolotro ny hafa. Ankaotr'izay dia mila alalinina tsara vao manampy sao fanampiana vao maika manimba ny hafa no mitranga.
Tsy voatery hanampy koa anie isika raha toa ka hitarika fikorontanana ny fanampiana ny iray: Na aminao mpanome na aminy mpandray na amin'ny hafa tsy nahazo. Mila lanjalanjaina lalandava vokatry ny asa (action) atao.
Marina aloha izany e.Tsy vonjy aina fa mila vola fotsiny.Ataovy hoe handoavana hofantrano ohatra ka samy tsy manana ireo.Raha ny fitiavana ilay namana roa dia zaraina ilay vola kanefa dia mbola tsy ampy ihany na ny an'ny iray na ny an'ny ankilany.Iray ihany no omena fanampiana.
Ka ilay zavatra
80. cutie
(
03/07/2007 05:08)
Hevitra tsara tokoa aky izany cutie a,kanefa raha ohatra izy ka tsy mivadika na omena vola be dia be aza dia miverina indray amin'ny manaraka izy mangatakaSa ahoana hoy i cutie?
de tsy hameko tsony akia a :-D
tsy vidiam-bola ny finoana:lol: