Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?

21. diamondra27 ( 01/07/2007 17:41)
pissoa:

Ka "ianao" ze mamaly no antaniana koa ! Kristian njy ry Diams sa tsia ? :-D:-D:-D

________________________________

:-D:-D:-D

hoy nyrina:Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ara-bola.

le olona vonjena akia no Xna na tsia a!
fa za mamaly tsy nanontaniana we: Xna sa tsia fa nanontanina we: inona no ataoko?

De ny valiny efa nolazaiko teo ary namafisin'i soanja ;tandremana sao de ny fanampiana izay ataonao ampiasain'ilay olona hanaovana zava-dratsy


Ohatra iray koa izao:
nisy namana izay vazah dia milaza fa tsy manambola sy feno trosa etc... nefa avy eo izy nividy trano sy bmw... tokony nangataka taminao ve izany izy io? nilaza vonjeo vonjeo fa raha tsy zany de ho avy ny huissier.
Ny iray indray afrikana izay milaza fa tsy manambola, sahirana @ fivelomana nefa raha mijery ny cingélateur coffre-ny ireny ianao feno hena sy sakafo be de be ao hatraty ambony. Dia na mitaraina aminao mafy aza ve ilay olona dia omenao?
Za aloha nanome foana t@ voalohany na le vazah na le afrikana fa rehefa nahita ilay situation de tsy namonjy intsony ary izay no mahatonga ahy miteny hoe: fantarina tsara aloha ny antony sy ny situation vao manampy. Raha samy hanampy ihany manko dia aleo hanampy ny olona tena mila vonjy
Raha zatra mahazo tsinona ireo olona ireo dia tsy hiala @ fahazaran-dratsiny sy tsy mampivoatra azy izany.
22. pissoa ( 01/07/2007 17:46)
Raha manana namana ianao

tafiditra ao anatin'io ianao io ny mahaianao anao rehetra ! ary isan'ny mamaritra ny mahaianao anao ny finoanao :-D:-D:-D
23. marozevo ( 01/07/2007 21:01)
Tsy ilay resaka fangatahana kosa ry Diamondra no resaka eto ah... ilay resaka manome. Tsy ny moralitén'ilay omena ny fanontaniana apetrak'i Nyrina fa ny moralitén'ilmay mpanome. Vakio tsara.
24. cutie ( 01/07/2007 21:33)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-07-2007 08:29:08
Lohateny : Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ara-bola.Mila vonjy izany tsy hoe mbola averina ny volanao an.Iray ihany ho izy no ho vonjenao,tsy azo zaraina izany ilay vola.
Iza amin'ireo namanao roa ireo hoy izy no ho vonjenao?
Dia mba omeo hoe ny antony raha azo atao
Misaotra mialoha

le tsy kristiana, satria mety mivadika ho kristiana izy refa nahazo fanampiana avy aminao :lol:
25. Kota ( 01/07/2007 21:34)
pissoa:


tsisy teoria be hoe Kristianina na tsia ka, fa tsy hay fotsiny ny mandrefy/mandanja sns fitiavana donc ... tsy ho afaka miteny hoe mitovy ! mitovy ahoana ? :-D:-D:-D


Amiko mitovy rehefa tsy mahatsapa fotsiny aho hoe tiako kokoa ny iray ! ohatran'ny fitiavan-janaka ohatra : na mifanipaka aza ny toetrany dia mitovy ny fitiavanao azy ! tsy hoe tinao kokoa ny iray ! mety hoe tsy azo hazavaina angaha fa ianao tokony hahatsapa na mitovy na tsia ny fitiavanao olona roa !
26. pissoa ( 01/07/2007 21:39)
ka enao fotsiny no tsy mahatsapa ny tsy fitovizana zany fa tsy hoe mitovy :-D:-D:-D
27. marozevo ( 01/07/2007 22:43)
Angamba ny fanontaniana tsy hoe iza no tianao, fa hoe iza no hovonjenao voalohany raha misy ilàna izany ?
28. cutie ( 01/07/2007 22:47)
de iza no hovonjen'i marozevo :lol:
29. marozevo ( 01/07/2007 22:50)
Ny hevitro efa voalazako ao ambony ao, fa averiko indray ho anao : Samy vonjeko...

Hoy aho ao hoe : "Fanontaniana fandrika ity". Ivereno jerena kely ange ao raha manam-potoana ianareo e.
30. cutie ( 01/07/2007 22:50)
ka tsy maintsy misafidy iray
de in le izy :lol:
31. marozevo ( 01/07/2007 22:53)
Io asainy tsy maintsy hisafidy io ilay fandrika koa... Raha vao mamaly an'io ianao dia tafiditra ao anatin'ny vela-pandrik'i Nyrina....

Fa nahoana no tsy maintsy hoe misafidy ? Ho an'i Nyrina ity fanontaniana farany ity.
32. cutie ( 01/07/2007 22:54)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 02-07-2007 00:53:01
Lohateny : Re : Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Io asainy tsy maintsy hisafidy io ilay fandrika koa... Raha vao mamaly an'io ianao dia tafiditra ao anatin'ny vela-pandrik'i Nyrina....

fa manin moa no lazaina fa tonga de mamela-pandrika i Nyrina :roll:
33. marozevo ( 01/07/2007 22:58)
Hoy aho tao ambony tao :

Fandrika ho aho io.

Raha milaza ianao hoe ilay Kristianina no ampiako, dia lazainy fa manao an-trano an-trano ianareo samy Kristianina.

Raha milaza ianao hoe ilay tsy Kristianina no ampiako, dia hoy izy hoe ny kristianina mitovy aminao aza tsy ampianao, ka inona no maha kristianina anao.

Aza fandrihana ny olona eh... Tsy ampy anao ve ry Nyrina ny efa midongy tsy mamaly ny resaka tokony hiekenao hadisoana, no mbola fandrihana ihany ny olona ah....
34. cutie ( 01/07/2007 22:59)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
35. marozevo ( 01/07/2007 23:00)
Hitanao ve ilay fandrika ?
36. cutie ( 01/07/2007 23:02)
ie :lol::lol::lol::lol:
37. marozevo ( 01/07/2007 23:03)
Porofon'izany, tsy hita mamaly an'io mihitsy i Nyrina.
38. cutie ( 01/07/2007 23:04)
lol
39. marozevo ( 01/07/2007 23:06)
=((
40. cutie ( 01/07/2007 23:07)
HS kely, teo i v fa adinoko ny nampita hafatra :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7138