Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?

41. marozevo ( 01/07/2007 23:12)
Tena nihaona ve nareo ? Dia napetrakao taminy ve ity fanontaniana ity ?
42. cutie ( 01/07/2007 23:14)
hitako teto @serasera ka, nefa za efa nandefa hafatra tany fa aleo haverina njay de ampitaiko any le izy :)
43. marozevo ( 01/07/2007 23:23)
Novany angaha ny ps ?
44. cutie ( 01/07/2007 23:24)
hihiihihi, aleo hafatra :)
45. marozevo ( 01/07/2007 23:27)
d'ac !
46. niryna ( 02/07/2007 04:28)
marozevo:

Io asainy tsy maintsy hisafidy io ilay fandrika koa... Raha vao mamaly an'io ianao dia tafiditra ao anatin'ny vela-pandrik'i Nyrina....

Fa nahoana no tsy maintsy hoe misafidy ? Ho an'i Nyrina ity fanontaniana farany ity.

:D:D:D Bjr marozevo.Aza dia mitsaratsara fa tsy mety izany.Tsy voatery hamaly ianao.Matoa ny olona tsy mbola mamaly dia mbola tsy tao izy izay.
Inona no hifandriako anao?:D:D:D


47. niryna ( 02/07/2007 04:34)
marozevo:

Io asainy tsy maintsy hisafidy io ilay fandrika koa... Raha vao mamaly an'io ianao dia tafiditra ao anatin'ny vela-pandrik'i Nyrina....

Fa nahoana no tsy maintsy hoe misafidy ? Ho an'i Nyrina ity fanontaniana farany ity.



=))=)) Matin'ny fihomehezana aho satria izay avoakan'ny vava hono no ao anatin'ny sainao^oo^oo^o
48. niryna ( 02/07/2007 04:38)
xxx:

fanontaniana ho an'i Niryna :


Iza no mila fanampiana bebe kokoa @ iza roa ?
Iza no mila vola maika kokoa ?

Jereo àry ny hiérarchie de valeur sy ny urgence ihany koa

Misy fanazavana mikasika ny fanampiana ny mahantra sy ny olona mila vonjy ao anaty baiboly a.
Ny fanontanian'ilay olona dia hoe samy mila vonjy izy ireo.Fanampiana ara-bola.Samy fantatrao fa namanao.Ny iray ihany no ampiana.Tsy azo atao hoe zaraiko roa ilay vola:roll: Fa ny iray amin'izy roa ireo ihany no omena ilay fanampiana :D

49. niryna ( 02/07/2007 04:40)
marozevo:

Io asainy tsy maintsy hisafidy io ilay fandrika koa... Raha vao mamaly an'io ianao dia tafiditra ao anatin'ny vela-pandrik'i Nyrina....

Fa nahoana no tsy maintsy hoe misafidy ? Ho an'i Nyrina ity fanontaniana farany ity.



=))=))Ianao ity anie ka tena manapa-tsinay ahy mihitsy e.Fa maninona no fandriako ianao?=))=)):@:@:@
50. niryna ( 02/07/2007 04:41)
pissoa:

ze tiko kokoa !
ary tsy ny Kristianina foana no tiko kokoa amy namako :-D:-D:-D

Fa ahoana aky pissoa?

51. niryna ( 02/07/2007 04:43)
marozevo:

Fandrika ho aho io.

Raha milaza ianao hoe ilay Kristianina no ampiako, dia lazainy fa manao an-trano an-trano ianareo samy Kristianina.

Raha milaza ianao hoe ilay tsy Kristianina no ampiako, dia hoy izy hoe ny kristianina mitovy aminao aza tsy ampianao, ka inona no maha kristianina anao.

Aza fandrihana ny olona eh... Tsy ampy anao ve ry Nyrina ny efa midongy tsy mamaly ny resaka tokony hiekenao hadisoana, no mbola fandrihana ihany ny olona ah....

=))=)):-$:-$ Tsiky kely dia ampy:@:@


52. niryna ( 02/07/2007 04:45)
marylou:


xtiana zah dia le xtiana to aahy aloha no vonjeko!:°)


Ma azavao hoe raha tsy mahadiso :D
53. niryna ( 02/07/2007 04:48)
marozevo:

Fanontaniana fandrika fotsiny no fandraisako an'ity. Raha vao mihoatran'ny ariary dia azo zaraina foana. Sady raha ariary tsy hahavita na inona na inona rahateo.

Famaninona hoy aho ianao no ho fandriako?

Samy namako, samy vonjeko.... Na tsy namako aza ka hitako fa mila vonjy dia vonjeko foana, araka izay azoko atao sy tratry ny fetrako.

Io ianao izao efa namaly tsara ka fandriako aiza!Toa tsy hitako nianjera akory ianao ka milaza ho voafandrika:D

54. pissoa ( 02/07/2007 04:48)
Niryna:
Fa ahoana aky pissoa?

satria zay koa no tiako ... ary zah tsy te mihatsaravelatsihy amile valiny :-D:-D:-D
55. niryna ( 02/07/2007 04:53)
diamondra27:

atao inona ilay vola aloha?

Ilainy fa mila fanampiana izy.
Tsy misy hividianany zavatra ratsy.
Aza eritreretina hoe hanaovany zavatra ratsy izany e.Tena mila vola ilay olona roa ary mitovy ny zavatra ilainy.
Saingy iray ihany no omenao vola.


Ary le olona manome ilay vola ve aloha Xna sa tsia e!
raha Xna manko izy de tokony hivavaka ihany koa alohan' ny fanapahan-kevitra e!

Xna ilay olona manome vola ka.Izany no ampidirako azy ato anaty sehatra maha kristiana azy.
Ny fantatra fotsiny aloha dia samy namanao be daholo izy roa.

56. niryna ( 02/07/2007 05:24)
marozevo:

Fandrika ho aho io.
Raha milaza ianao hoe ilay Kristianina no ampiako, dia lazainy fa manao an-trano an-trano ianareo samy Kristianina.

=))=)) satria eritreritrao izany fa tsy mbola niteny akory aho fa maka hevitra misidina fotsiny marozevo=))

Raha milaza ianao hoe ilay tsy Kristianina no ampiako, dia hoy izy hoe ny kristianina mitovy aminao aza tsy ampianao, ka inona no maha kristianina anao.

Dia io izany no valin'i marozevo fa tsy mba izaho no niteny anio an=))=))
Aza fandrihana ny olona eh...

Averiko eto fanin'efatra indray fa tsy mamandrika olona aho fa ianao no tsy mamela ny olona hilaza ny mba mahafinaritra ny ao am-pony.
Aza terena tsy hiresaka aza ny olona ry marozevo a.:D:D:D:D:D.Aleo tsy miteny toy izay mitsanga-menatra.:oops::oops:

Tsy ampy anao ve ry Nyrina ny efa midongy tsy mamaly ny resaka tokony hiekenao hadisoana, no mbola fandrihana ihany ny olona ah....

Tsy afaka ny hitsara isika na iray aza,satria tsy Atra.Tsy anjaranao mihitsy ny hitsara ny namana mitovy amiko na ianao.Inona no andaniana fotoana ato raha fo feno fankahalana sy hi-kritika izay tenenin'ny olona foana ianao.Tsy mba fantatrao ve fa izay avoaka sy soratana anie no ao anaty fo e.Vereno jerena daholo ireny fankahalana olona ireny fa misitrika any ambany lakaly aho raha izaho no eo amin'ny toeran'ireny olona miteniteny foana ireny.
Mety samy manana ny heviny,fa izay tsara marozevo alaina a,izay ratsy ataovy kitay dia doroy=))=))
Mampalahelo ahy ianao mora tezitra sy be fitsarana olona :cry::cry::cry::cry::cry:.Matoa ny olona miteny sy milaza ny marina kanefa toherin'ny hafa dia ao raha.Na ilay olona manaiky ny ampiasain'ny zavatra hafa na ilay olona milaza fa kristiana vavany fotsiny fa izay tena ao am-pony tsy misy maha-kristiana azy.Io no tena dange-be :roll::roll:satria mafy lavitra noho ny tsy mahalala an'Atra ny sazy mety hiantra aminy.Mahafantatra kanefa manohitra ny tenin'Atra,manaiky ny ampiasan'ny herin'ny maizina kanefa tsy mahafantatra fa hery hafa no mitondra azy hankahala ny kristiana mitovy aminy.Enga anie ka tsy mba izany ianao,ary tena mivavaka aminao amin'ny foko tanteraka aho.(l)(l)Fitiavana anao no hitenenenako izany,aza ny tenako no ariana fa ny teniko raha toa ka tsy mifanaraka ny ao an-tsainao ilay fankahalana miboiboika.Izaho indray efa vita vaksiny amin'izany ka tsy dia mampihotsina ahy intsony.(l)(l)(l)
Tsy anjarantsika no mitsara fa vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika.Tsy misy tombotsoa ho ahy raha tsy mino ny fijoroana vavolombelona ianao.Amiko dia kristy no hinoako sy hivavahako ary hanantonako an'Atra.Izay ihany,mino moa ianao arahaba soa arahaba tsara fa tonga any aminao ny hafatra,tsy mino ny tenin'ATra moa ianao dia ianao sy Izy no hifanazava fa tsy izaho.Kanefa tadidio fa izay hafafintsika no ho jinjaintsika.Voa tsara no afafinao?
Mamoa voa tsara ary hitombo avo roa,telo na zato heny iny ,eny fa na dia misy vetivety maniry,ary misy elaela vao maniry,ny tanjona dia tsy maintsy maniry foana.Ny voa ratsy hamoa voa ratsy ka ny fahafatesana no tambin'ny otany.Raha amboa lambo no iarahana dia amboa lambo koa izany ilay olona,raha teny fankahalana foana no mivoaka sy miraviravy foana ao am-bava dia iny koa no ihainan'ilay olona lava ao.
Atsipy ny tady ry ilay e ,antandroky ny omby izy ireny,atsipy ny teny ry ireroy ,ao am-po mahalala o^oo^o

*** Hialako tsiny lehibe indrindra raha toa ka HS satria namaly ny tenin'i marozevo aho.
57. niryna ( 02/07/2007 05:25)
Ain'ny manaraka indray ny tohin'izay tsy mbola novaliako.:*
58. niryna ( 02/07/2007 05:26)
Fanitsiana kely:Amin'ny manaraka indray no ho tohizako ny famaliana ny sasany:cry::D
59. diamondra27 ( 02/07/2007 06:03)
niryna:

diamondra27:

atao inona ilay vola aloha?

Ilainy fa mila fanampiana izy.
Tsy misy hividianany zavatra ratsy.
Aza eritreretina hoe hanaovany zavatra ratsy izany e.Tena mila vola ilay olona roa ary mitovy ny zavatra ilainy.
Saingy iray ihany no omenao vola.


Ary le olona manome ilay vola ve aloha Xna sa tsia e!
raha Xna manko izy de tokony hivavaka ihany koa alohan' ny fanapahan-kevitra e!

Xna ilay olona manome vola ka.Izany no ampidirako azy ato anaty sehatra maha kristiana azy.
Ny fantatra fotsiny aloha dia samy namanao be daholo izy roa.



_____________________________________

za akia ry niryna mbola fanina amin'ny le fanontaniana :D nareo efa lasa lavitra manome hevitra an'i marozevo :oops::oops:

raha arak'io tranga voalaza etsy ambony io izany dia : zao no eritreretiko fa ny réalité tsy hay na zay no tena ataoko na tsia:
raha mitovy ny ilavana le vola fa ny 1 xna ny 1 tsia de angamba azoko resahina ilay xna hoe: naleoko akia nanome an'i ranona satria zao ny antony....
DE ny antony izany de we: ilay tsy xna no omeko satria za te-hijoro vavolombelona aminy hoe: tao anatin'ny fahoriana izy de mba nisy namonjy, ary mety hoy aho nefa tsy izaho no manapaka an'io fa Atra , mety hahatonga azy ho Xna tampoka izany, on ne sait jamais. Mety io fotoana io no nampiasain'i Tompo hiovany fo.

Ilay xna indray lazaiko fa @ maha-Xna antsika dia tsy tokony hihary zavatra ety an-tany ary te-hitaona ilay tsy xna ho ao @ Tompo aho sns ... fa matoa nandia izao fitsapana izao ilay xna dia misy lesona tian'i Tompo ampitaina ao ary tsy hanome zioga tsy hozakantsika Atra. Tokony Atra zany no nitarainany aloha raha xna izy vao nandeha taty amiko.
Dia izay koa no atoroko azy we: efa nagataka t@ Atra ve aloha ianao momba ity olanao ity etc etc...

60. Kota ( 02/07/2007 11:09)
pissoa:

ka enao fotsiny no tsy mahatsapa ny tsy fitovizana zany fa tsy hoe mitovy :-D:-D:-D


Izay izany ! raha mananjanaka mihoatra ny iray ianao dia lazao an'izay izy ireo: resabe fotsiny fa tsy mitovy ny fitiavanao azy ireo ary tsy afaka ny hitovy mandrakizay!!
Matoa aho tsy mahatsapa ny tsy fitovizana dia tsy misy ilay tsy fitovizana ! hitako eny foana raha misy tiako kokoa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0877