ny Kristiana sy ny "Peine de mort"

81. cutie ( 21/06/2007 21:37)
Ilay aza mamono olona iny ihany ka !

hay tsy misy milaza we anti abortion zany ao @ baiboly
fa nareo no milaza fa famonoana oul ny abortion
De apetraka aminareo kristiana katolika aza ny fanontaniana.
sahinareo zany ny manameloka ho faty an'reny oul nanala zaza reny satria we namono oul ry zareo :-D
82. cutie ( 21/06/2007 21:41)
fa miezaka mifanazava fotsiny hoe inona no tokony hofidian'ny Kristianina : hanala sa tsy hanala zaza

ie de aza lazaina fa tsy kristiana ze manala zaza :lol:
83. pissoa ( 21/06/2007 21:43)
tsisy miteny anie hoe tsy Kristianina ze manala zaza e ! Fa ny fanalan-jaza fotsiny no tsy mifanaraka @ mahaKristianina ! Toy ny karazam-pahotana hafa rehetra ataon'ny olona ihany :-D:-D:-D

84. cutie ( 21/06/2007 21:44)
betsaka ny pro abortion nefa contre an'ny peine de mort

za ohtra :-D
85. cutie ( 21/06/2007 21:48)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-06-2007 08:10:08
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
fa aoka tsy ho adino koa fa ny kristianina koa dia miaina ao anaty fiaraha monina, ka raha manimba ny maha olona, manimba ny aina izay fanomezana voalohany nomen'andriamanitra, dia tsara raha asintaka ivelan'ny fiaraha monina!

diso be zany
tsy toetra krisitiana mitsiny no tokony hanao an'zany
fa efa voalazan'i LD io ambony io no tokony atao
Voalaza teo :
Hoy i LazaDaddy:
Ry Kristianina namana, diniho kely anie ito tenin'i Jesoa ito e!

"Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra. Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo." Matio 6:14-15
86. cutie ( 21/06/2007 21:50)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 21-06-2007 23:43:15
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny
tsisy miteny anie hoe tsy Kristianina ze manala zaza e ! Fa ny fanalan-jaza fotsiny no tsy mifanaraka @ mahaKristianina ! Toy ny karazam-pahotana hafa rehetra ataon'ny olona ihany

non le right wing freacko reny no manao an'zany ka :-
D
de ahona njay aza ny kristiana manoloana ny ady, pro war sa tsia :lol:
87. cutie ( 21/06/2007 21:58)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-06-2007 05:59:39
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny
Amin'ny mahaKristianina dia mitovy ihany ilay mamono olona sy manala zaza ! Samy tsy mendrika eo anatrehan'Andriamanitra. Donc tsy tokony ataon'ny Kristianina na inona antony !

ka zay le anontaniako we aiza ao @baiboly Atra no miteny we tsy azo atao ny manala zaza :roll: fa famonoana oul io :roll:
88. gasynamana ( 21/06/2007 22:09)
Ny zaza dia olona, eny fa na dia ny zaza mbola ao ambohoka aza dia efa olona sahady, na firy volana izy na firy volana. Noho izany famonon'olona ny fanalana zaza.
89. cutie ( 21/06/2007 22:17)
exemple hafa
bevohoka ny oul ray , nisy tsy nety ara-pahasalama ny hiterahana ka tsy maintsy esorina le zaza. Mbola lazaina fa famonoana oul ve zany ,nareo manko milaza we na in na in no antony de famonoana oul zany .
Nareo milaza ho pro life io, le reny no avotana sa le zaza :lol:

90. cutie ( 21/06/2007 22:20)
De apetraka aminareo kristiana katolika aza ny fanontaniana.
sahinareo zany ny manameloka ho faty an'reny oul nanala zaza reny satria we namono oul ry zareo

Mbola tsy voavaly ny fanontaniako :lol:
91. pissoa ( 21/06/2007 22:28)
cutie:


De apetraka aminareo kristiana katolika aza ny fanontaniana.
sahinareo zany ny manameloka ho faty an'reny oul nanala zaza reny satria we namono oul ry zareo


Mbola tsy voavaly ny fanontaniako

Ny Kristianina Katolika toa tsy manameloka ho faty ka ! :-D:-D:-D

Fa izany akory tsy midika hoe mahazo manala zaza !
92. pissoa ( 21/06/2007 22:31)
hay tsy misy milaza we anti abortion zany ao @ baiboly
fa nareo no milaza fa famonoana oul ny abortion

Izay tena anti-mpamono olona tokoa dia anti-abortion !
Amin'ny Kristianina (Katolika farafaharatsiny, ny hafa tsy haiko) dia manomboka eo amin'ny fahariana no mahaolona azy. Ny mpiseho azy ho scientistes mitsipaka an'io saingy ny siansa anie mandroso e. Izany hoe possible tsara mihitsy fa ny fitaovana amin'izao no tsy hary fomba tanteraka no mahatonga ny siansa manohitra an'io

Ny zaza dia olona, eny fa na dia ny zaza mbola ao ambohoka aza dia efa olona sahady, na firy volana izy na firy volana. Noho izany famonon'olona ny fanalana zaza.

Aminay Katolika rahateo efa mazava fa tsy ao amin'ny Baiboly ihany no ahitana ny soa sy ny sitrak'Andriamanitra. I cutie angamba no efa bornee ao :-D:-D:-D
93. cutie ( 21/06/2007 22:32)
Ny Kristianina Katolika toa tsy manameloka ho faty ka !

ka hoy nareo we famonoana oul ny fanalana zaza
avereno vakiana ny lazain'i IKa:lol:
94. cutie ( 21/06/2007 22:32)
pissoa
any ambonimbony any , mikasika ny sazy :lol:
95. cutie ( 21/06/2007 22:33)
Aminay Katolika rahateo efa mazava fa tsy ao amin'ny Baiboly ihany no ahitana ny soa sy ny sitrak'Andriamanitra. I cutie angamba no efa bornee ao

hay ve e
ka manin no mbola minia mikipy ihany :lol:
96. pissoa ( 21/06/2007 22:36)
ka hoy nareo we famonoana oul ny fanalana zaza
avereno vakiana ny lazain'i IKa

Toa efa novalianay sy Marozevo ny tenin'i Ika ! sa le iza izany ?

hay ve e
ka manin no mbola minia mikipy ihany

Minia mikipy ahoana ?
Sa hoe tokony hamono olona ve izahay satria aminay tsy ao amin'ny baiboly ihany ny sitrak'Andriamanitra ? :-w:-D:-D:-D
97. cutie ( 21/06/2007 22:38)
tsy hankaiza ty resaka ty fa ny teniko fotsiny de za pro abortion, ary tsy famonoana oul ny fanalana zaza:lol:
miobon-kevitra @ fanantenana2003:lol:
98. gasynamana ( 21/06/2007 22:40)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 22-06-2007 00:17:38
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
exemple hafa
bevohoka ny oul ray , nisy tsy nety ara-pahasalama ny hiterahana ka tsy maintsy esorina le zaza. Mbola lazaina fa famonoana oul ve zany ,nareo manko milaza we na in na in no antony de famonoana oul zany .
Nareo milaza ho pro life io, le reny no avotana sa le zaza

Misy ny tranga manokana tsy maintsy handraisana safidy matetika. Eo no ampiasana ny saina sy ny fanahy handanjalanja. Amin'izay fotoana izay dia tsy famonona olona izy fa fanavotan'aina.
Samy hafa amin'ny fanalan-jaza antsitrapo io, noho ny fahalainana mbola hitaiza, na noho ny fitiavan-tena, sns...
99. cutie ( 21/06/2007 22:44)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-06-2007 15:46:53
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
Somary HS kely za:
-Fa maninona ny manala zaza , nefa ilay zaza tsy manao na nanao ratsy anao, sady tsy sitrapony ny hitoetra ao ankibonao fa sitrapon'ilay nahary sy nareo roa niray nanao an'ilay zaza, dia ekena nefa mamono olona?!
-Dia rehefa avy eo anefa mafana fo amin'ny fanoherana peine de mort?nefa ilay olona voaheloka nanao ratsy?

Mpandefa : majesty [ Valio ] 15-06-2007 07:03:16
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
Mitombina tsara mihitsy io fanamarihan'i ikaretsaka io.Donc na ny mpanala zaza na ny mpangala-jaza izany dia tokony hiharan'ny sazy henjana indrindra

Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-06-2007 07:35:58
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
raha ny avis-ko dia tokony iharan'ny sazy mitovy!

Voalaza teo :
Hoy i LazaDaddy:
Ry Kristianina namana, diniho kely anie ito tenin'i Jesoa ito e!

"Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra. Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo." Matio 6:14-15

zay ny conclusion-ko farany
MAzotoa daholo njay hiady hevitra :-D:-D:-D:-D
100. pissoa ( 21/06/2007 22:46)
Hi hi hi ! hay ve iharan'ny sazy mitovy no notenenin'i Ika fa tsy hoe melohina ho faty araka ny tenin'i cutie :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3093