ny Kristiana sy ny "Peine de mort"

61. marozevo ( 18/06/2007 23:28)
=(( --- io tokoa kay... Misaotra.
62. cutie ( 18/06/2007 23:30)
hihihihihi
63. marozevo ( 18/06/2007 23:39)
Ihomehezanareo fotsiny moa rey olona ny namana koo
64. cutie ( 19/06/2007 00:23)
efa mahay ka
:lol:
65. majesty ( 20/06/2007 06:35)
hoy cutie:

Voalaza teo :
cutie:d rehefa accident ve d ilay aina niforona no atao sorona

sorona nga
mba jereo daholo ny zava misy manodidina anao , de ahirato ny maso



Inona no tian'i cutie ahatongavana amin'io,efa mihiratra be mihitsy ny masoko ato8O8O8O


Hoy ikaretsaka:
majesty... efa hoe sao mitondra loza ve ho'zy raha toizina dia asaina tohizina le?
za tsy te hilalao loza kle!


za siora fa mety tsy loza io fa zavatra mampatahotra dia mba tiko ho hay.


Pissoa:
Tohizako an ... efa hoe aleo tsy tohizana


Sahia manao tsia v???:D:D
66. cutie ( 21/06/2007 01:39)
Fa raha samy aferantsika ety an-tany fotsiny kosa aloha ... (aleo tsy tohizana fa sao ahitan-doza)

: majesty [ Valio ] 20-06-2007 08:35:45
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
hoy cutie:


Voalaza teo :
Voalaza teo :
cutie:d rehefa accident ve d ilay aina niforona no atao sorona

sorona nga
mba jereo daholo ny zava misy manodidina anao , de ahirato ny maso



Inona no tian'i cutie ahatongavana amin'io,efa mihiratra be mihitsy ny masoko ato
67. pissoa ( 21/06/2007 02:00)
Io aza fa mitady hitranga sahady le loza nefa tsy notohizako akory ? :-D:-D:-D:-D:-D

cutie azavao tokoa fa tsy azoko ! tsy manamarina antsika eo anatrehan'Andriamanitra ny aferantsika samy olona irery mantsy ... :-D
68. pissoa ( 21/06/2007 02:01)
Oops, lasa ? njay nefa tokony ho ! :oops:
69. cutie ( 21/06/2007 02:03)
cutie azavao tokoa fa tsy azoko ! tsy manamarina antsika eo anatrehan'Andriamanitra ny aferantsika samy olona irery mantsy ...

aoka alou fa za te hatory :-D
za koa tsy nilaza we manamarina
fa za alou pro abortion e raha tsy accident le izy:lol:
70. cutie ( 21/06/2007 02:06)
oups efa te hatory mitsy za zany
raha accident manko le izy de pro abortion za :lol:
71. cutie ( 21/06/2007 02:12)
majesty
ohatra fotsiny we reny oul voaolana reny ve de we niriana le zaza na safidiny na niriany no ho voaolana?
De ahona ny ataonao manoloana an'zany raha kristiana enao ?
72. ikaretsaka ( 21/06/2007 04:18)
tsy azoko ilay par accident.. de hanao aminy eo koa accident?
matoa nisy zavatra nitsofoka tany dia nisy olona namelatra na nanao allumeuse

"Eva ihany anie
no nanomboka ny tantara
fitia bedebe
Adama koa tsy nisalasala!"
ho'zy le hira izay
73. pissoa ( 21/06/2007 04:28)
Misy tena misy ny amboletra ... saingy ny vokatry ny viol anie ry cutie tsy accident raha ny fahazahoko azy e ! Ny accident zany angaha tsy efa be kajikajy fa traingo ihany ... na tsy nikajy mihitsy fa nanao fotsiny :-D:-D:-D

Ilay resaka viol : tsy manamarina ny fanalana zaza mihitsy ny viol manoloana ny mahaKristianina.

Afaka mitady "antony" daholo anie ny olona hamonoana olona e. Eto izao isika miresaka "Peine de mort". Tsy nirian'ny ray aman-dreny koa anie ohatra ny zanany hovonoin'ny mpangala-jaza e ... dia tokony hamono ilay olona namono ny zanany koa ve izy ireo ? Amin'ny mahaKristianina dia tsia no valiny. Dia toy izay koa ny viol. Sarotra ... tena sarotra ... faherezana no irariana ho an'zay voa aloha :cry:

Majesty : refa tsia dia tsia :-P:-D:-D:-D
74. cutie ( 21/06/2007 15:57)
pissoa
ny accident ato tsy nampoizina fa tsy be kajikajy zany :lol:
75. cutie ( 21/06/2007 15:58)
: cutie [ Valio ] 21-06-2007 17:57:26
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
pissoa
ny accident ato tsy nampoizina fa tsy be kajikajy zany

oups
amiko fa tsy ato :-D
76. cutie ( 21/06/2007 15:59)
Ilay resaka viol : tsy manamarina ny fanalana zaza mihitsy ny viol manoloana ny mahaKristianina

aiza ao @ baiboly no misy an'zany :lol:
aiza ao @ baiboly no misy fa tokony anti-abortion ny kristiana?
77. cutie ( 21/06/2007 16:01)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-06-2007 06:18:31
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
tsy azoko ilay par accident.. de hanao aminy eo koa accident?
matoa nisy zavatra nitsofoka tany dia nisy olona namelatra na nanao allumeuse

ka raha viol ve wa de we te hanao aminy eo :-D
78. ikaretsaka ( 21/06/2007 16:14)
ie aloha amiko e! efa ni concevoir ko. ilay voa viol de ilay mpi viol dia Andriamanitra!
efa nahary zavatra ...
Raha zavatra NOhariana , tsy Hariana!
79. cutie ( 21/06/2007 19:24)
hay ve ry Ika e
safidy io, tsy enao mitazana ety ivelany mitsy akory no handeha hiteny @ le oul manala zaza we nohariana io ka tsy azo esorina :-D
80. pissoa ( 21/06/2007 20:32)
aiza ao @ baiboly no misy an'zany
aiza ao @ baiboly no misy fa tokony anti-abortion ny kristiana?

Ilay aza mamono olona iny ihany ka ! :-D:-D:-D

Amin'ny Kristianina (Katolika farafaharatsiny, ny hafa tsy haiko) dia manomboka eo amin'ny fahariana no mahaolona azy. Ny mpiseho azy ho scientistes mitsipaka an'io saingy ny siansa anie mandroso e. Izany hoe possible tsara mihitsy fa ny fitaovana amin'izao no tsy hary fomba tanteraka no mahatonga ny siansa manohitra an'io :wink:

cutie:
hay ve ry Ika e
safidy io, tsy enao mitazana ety ivelany mitsy akory no handeha hiteny @ le oul manala zaza we nohariana io ka tsy azo esorina

Safidy : ie tena safidy tokoa. Saingy ny safidy eo dia tsy voatery ho Kristianina. Andriamanitra ohatra dia efa niteny koa hoe aza mangalatra. Saingy manana safidy isika hangalatra na tsia.

Isika eto miresaka Kristianisma. Tsisy handidy olona tsy hanala zaza mihitsy (anyway, rehefa tiny alana iny dia alany foana na inona hotenenina) ... fa miezaka mifanazava fotsiny hoe inona no tokony hofidian'ny Kristianina : hanala sa tsy hanala zaza :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081