ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
101. pissoa
(
21/06/2007 22:49)
Ny ahy ny tena mampime ahy amin'ny resaka abortion dia misy namako 'zay, vegan (fa tsy vegetarian fotsiny) satria ny biby koa hono manan-jo hiaina sns ! Nefa izy PRO-ABORTION ! :-D:-D:-D
102. gasynamana
(
21/06/2007 23:03)
Famonona olona ny fanalan-jaza: Tsy vitan'ny hoe famonona olona fotsiny io fa famonona olona tsy mba afa-mamaly, tsy manana hery enti-manohitra, tsy manana olona mba hiaro koa manoloana ireto mpamono...
Raha sitrakao ny mba handinika sy hijery marina fa tena famonon'olona ny fanalan-jaza, ary tena famonona olona mahatsiravina dia mba jereo ity film documentaire ity: THE SILENT SCREAM, Bernard N. Nathanson.
Misy version amin'ny teny maro izy io.

104. pissoa
(
22/06/2007 17:43)
hi hi, androany za vao tena nijery an'ilay doc fa mampa :snif::snif::snif: le izy na dia efa somary antitra aza le sary !
misaotra an'i gasynamana nanome an'io ...

105. marozevo
(
22/06/2007 18:12)
Tsy misy adihevitra tokoa aloha ny hoe "famonoana olona ny fanalana zaza" e... Sady manamafy io voalaza io : Olona tsy mba manan-tsafidy sy tsy manam-piaro. Tonga amin'ilay hoe "tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra...", fa tsy sanatria anefa bibilava an.
Angamba raha izany dia tokony hoe "azo atao ve ny mamono olona (y compris zaza an-kibo)", ny fanontaniana.
Ny Kristianina dia tsy manaiky ny fanalana zaza izany mihitsy, na inona na inona antony, na dia hoe hihatra any amin'ny ain'ilay reniny aza. Fa ny "zavatra tsy azo atao =interdit", dia efa hatrany am-boalohany no notoherin'ny olombelona, noho izy manan-tsafidy.

106. majesty
(
04/07/2007 05:33)
Pissoa:aza lazaina mintsy le mety ho loza an,fa lasa matahotra tampoka za:D
Araka ny zavatra iainana sy hita maso dia mizara roa foana fara-faha-keliny ny hevitry ny olona antsoina hoe Kristiana rehefa misy loha-hevitra iray dinihana,na dia samy mampiasa ny baiboly aza,koa tsy mahagaga raha betsaka ny antokom-pinoana miorina etsy sy eroa vokatr'izany,fa ny Silamo no tsy haiko na mba toy izany koa :D

107. ikaretsaka
(
04/07/2007 13:29)
dia miverina any @ ilay peine de mort sy ny tena antony ary aho:
Amin'ilay manala zaza no hitondrako azy; Matetika ny anton'ny fanalana zaza dia dia ny tsy famelana ilay zaza ho ary... hiaina eo anivon'ny fiaraha monina fa sao manala baraka anao, tsy velonao, tsy nirina, sns. Izy iny anefa tsy manan-tsiny
Ny peine de mort: Matetika ny anton'ny fanamelohana ho faty dia ny tsy famelana ilay jiolahy hanao na hiverina amin'ny asa ratsiny intsony, tsy misy ilaina azy intsony manko fa mambotry ny hafa, mamono ny hafa, atahorana raha migatra sao tafaporitsaka any aoriana any ka hiverina hanao ny asa ratsiny sns. Ilay jiolahy dia feno tsiny!
Dia izao ary: Samy tsy nilainao na ilay zaza na ilay mpanao ratsy. Dia iza no ho tolerena ny famonoana azy? ilay tsy manan-tsiny sa ilay nanao ratsy ary mety hiverina hanao ratsy anao ihany ?

108. cutie
(
04/07/2007 15:35)
samihafa be nge zany ry IKa re
fanalana zaza tsy famonoana oul:-D ( tsy miova @io ny hevitro)
le famonoana ho faty njay , nga voatery ho vonoina ho faty le oul raha tsy we gadraina mandra-pahafatiny :)

109. marozevo
(
04/07/2007 17:31)
Cutie > Tandremo kosa aloha.... tena famonoana olona ny fanalana zaza. Sa manomboka aiza ny olona no antsoinao hoe olona. Misy lalàna, any amina Firenena sasany, tsy manameloka ny fanalana zaza, fa tsy manova ny maha famonoana olona azy akory izany.
Tandremo koa fa samihafa ny hoe "voaheloka ho faty" (toa an'i Saddam Hussein ohatra) sy ny hoe "voaheloka higadra mandram-pahafaty". Ity farany dia midika fa migadra ao izy, ka rehefa maty amin'ny fahafatesana naturelle dia azo alaina hivoaka ny gadra ny fatiny. Mbola misy aza (izaho efa nahita), voaheloka higadra 150 taona. Io na maty ao am-pigadrana aza, dia tsy azon'ny fianakaviany alaina ny Razana raha tsy tapitra ny 150 taona.

110. cutie
(
04/07/2007 17:58)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 04-07-2007 19:31:47
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
Cutie > Tandremo kosa aloha.... tena famonoana olona ny fanalana zaza. Sa manomboka aiza ny olona no antsoinao hoe olona. Misy lalàna, any amina Firenena sasany, tsy manameloka ny fanalana zaza, fa tsy manova ny maha famonoana olona azy akory izany.
samy manan ny heviny ka aleo hijanona @ zay :lol:
111. pissoa
(
04/07/2007 22:34)
majesty : :-D:-D:-D
cutie : mino aho fa tsy nijery an'le silent scream njy ... sady sao miova hevitra eo :-D:-D:-D