ny Kristiana sy ny "Peine de mort"

41. ikaretsaka ( 18/06/2007 05:50)
Laza> azafady fa adinoko ilay hoe Nitsipaka izay lalana ... namoritra ny olona tsy ho afaka
Fa azavaiko: ny tiako lazaina dia
-->fa tsy hoe notsipahiny dia notsipahiny tany dia tsy nanao an;iny intsony izy...
noteneniny hoe tsy mety ilay izy rehefa sendra nisy ny tsy nety... fa niainany ihany!
Noteneniny hoe tsy mety ny nataon'ny Lohandohan'ny mpisorona sy ny Fariseo fa tsy niteny an'ireo izy hoe .."mbay teo dia tsy mila manao izany" ary izay tapak'izy ireo, na ny fanamelohana azy ho faty aza..dia nekeny!

42. cutie ( 18/06/2007 12:14)
cutie:d rehefa accident ve d ilay aina niforona no atao sorona

sorona nga
mba jereo daholo ny zava misy manodidina anao , de ahirato ny maso :-D
43. marozevo ( 18/06/2007 16:50)
Fa i Jesoa Tompo Filohantsika
Dia nohelohin'ny fitsarana
Satria sahy nitsipaka izay lalàna
Namoritra ny olona tsy ho afaka !


Tandremo sao diso ny famakiantsika an'ity. Iza no lazaina (sujet) n'ny matoanteny hoe namoritra. Sao dia heverinareo fa i Jesoa... Tsia... diniho tsara fa ny lalàna no lazaina(sujet) amin'io.
44. pissoa ( 18/06/2007 16:56)
Le Lalàna no lazaina fa namoritra ny olona tsy ho afaka !
Ary i Jesoa no lazaina fa sahy nitsipaka ireo lalàna !
45. marozevo ( 18/06/2007 17:15)
Izay mihitsy....
46. cutie ( 18/06/2007 18:14)
de in no ifdandraisan'zany @le peine de mort :roll:
za tsy mahazo:P
47. marozevo ( 18/06/2007 18:54)
Le hoe lalàna koa inona indray eh... Taoko lalàna ilay peine de mort !
Raha mamoritra ny olona tsy ho afaka ny lalàna dia tsipahina.
Moa manaja ny zon'olombelona ve ny peine de mort ? Moa mamoritra ve ny peine de mort ?
48. cutie ( 18/06/2007 18:56)
marozevo :-w:-w:-w:-w
49. marozevo ( 18/06/2007 21:30)
Inona indray izao no dikan'ireo efa-dahy kely mitendry masinina ireo ? :lol:
50. cutie ( 18/06/2007 21:44)
tady hikitakita i marozevo koa=((
51. marozevo ( 18/06/2007 21:51)
An an !!!... Tsy manao an'izany aho fa aza matahotra ise. mametraka tsindrim-peo fotsiny angamba...
52. cutie ( 18/06/2007 21:56)
ok:lol:
53. marozevo ( 18/06/2007 22:12)
^:^
54. cutie ( 18/06/2007 22:13)
za manko tsy de maharak fa tonga de mitsabaka eny an-tenantenany eny :-D:-D:-D
55. marozevo ( 18/06/2007 22:34)
Mitsabaka ahoana ndray ary izany...
Angaha eny an-tenantenany koa azo tsabahana ?
Tandremo tsy mahataty sangy an !:wink:
56. cutie ( 18/06/2007 22:38)
ka io nataoko ambony io zany mitsabaka zany ka:oops:
57. marozevo ( 18/06/2007 23:14)
Fa ahoana tokoa no fanaovana an'io fa tsy haiko ?
58. cutie ( 18/06/2007 23:15)
le mitsabaka ve
59. marozevo ( 18/06/2007 23:24)
An an... le sary misy keur kely !
60. cutie ( 18/06/2007 23:25)
jereo ery @sary fanampiny ery
tsindrio manko e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008