ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
21. ikaretsaka
(
15/06/2007 06:10)
fa aoka tsy ho adino koa fa ny kristianina koa dia miaina ao anaty fiaraha monina, ka raha manimba ny maha olona, manimba ny aina izay fanomezana voalohany nomen'andriamanitra, dia tsara raha asintaka ivelan'ny fiaraha monina!
22. LazaDaddy
(
15/06/2007 06:14)
- ny Kristianina dia eto amin'izao tontolo izao fa tsy avy amin'izao tontolo izao.
- "our citizenship is in heaven"
- "our citizenship is in heaven"
23. ikaretsaka
(
15/06/2007 06:22)
saingy "mbola eto amin'izao tontolo izao aloha izy no miaina... ary manana anjara andraikitra hiasa sy hanasoa an'izao tontolo izao"
mandra-pa....
mandra-pa....
24. fanantenana2003
(
15/06/2007 07:44)
manala zaza = mangala-jaza amiko manokana dia zavatra roa samihafa ireo na dia hoe samy aina avokoa aza, ny antony dia izao amiko manokana hoa!
manala zaza: mety voafitakiny bandy ianao, zaza tsy nirinanao, accidnet en gros, viol,... sady mbola tsy hary , betsaka ianareo no hanome tsiny ahy momba io satria izaho pour amin'ilay manala-zaza
par contre magala-jaza= zanakao nateraka, ary netinao 9 mois, niaina niaraka taminao, nefa misy mikasikasika, ainao io (ekeko zany) dia capable hoa izaho manao n'importe quoi!
tsy haiko na mazava aminareo ny tiako tenenina aloha!
misy amitsika ireo na kristiana aza no efa nizotra tamin'ity hoe manala-zaza ity noho ny antony hafa samy hafa, fa miatsara velatsihy ny hiteny hoe zaho kosa n'inona n'inona tsy esoriko izany! na hoe voatery ianao hanala ilay zaza koa fa misy antony ara-pahasalamana dia ho eloka ve izany, ohatra hoe tratrany trisomie 21 ny zaza dia ho entinao hatrany nefa fantatra fa marary le zaza, asa aloha eh! mety mbola misy tsy tratran'io isika dia mety hiteny fa famonoana olona koaizany! misy antony maro samy hafamatoa manala zaza ny olona fa tsy esorina aminy antony izany!

25. marozevo
(
15/06/2007 08:06)
Marina mihitsy tokoa fa samy hafa ny zaza nateraka ka nisy nangalatra hovonoina sy ny hoe manala zaza. Ny voalohany dia olon_kafa no mamono ilay zaza fa ny faharoa dia ilay RAR niteraka mihitsy no mamono ilay zaza. samihafa izany.
Fa na inona na inona antony heverina fa mitombina, ka analana zaza, dia tsy manova ny heloka izany akory. Ny sazy no mety ho samihafa kosa aloha... raha misy sazy ny fanalana zazaRaha raisina ohatra ny resaka vono olona : Mety misy antony samihafa... Fankahalana, témoin génant, accident, self defense.... fa samy homicide daholo ireo... avy eo azo asiana hoe "volontaire" na "accidentel", na "involontaire".

26. Fiffi
(
17/06/2007 10:41)
majesty:raha zah manokana aloha de TSIA ! satria raha jerena ny didy 10 de tsy azo atao io satria anisan'ny mamono olona hiany na de hoe "asany" aza !
Manao ahoana ny fandinihanareo izany amin'ny maha Kristiana,tokony ampiharina ve ny peine de mort sa tsia?
Aleo an'Andriamanitra hiany ny fitsarana fa tsy an'olombelona......azony atao ny mampiditra azy am-ponja mandrakizay fa tsy mamono kosa ! (ohatran'le film la ligne verte)
27. LazaDaddy
(
18/06/2007 00:07)
Manohitohina ny fandraisan'anjaran'ny "Kristianina" @ fanjakan'izao tontolo izao ito resaka ito ka tsy mahagaga raha toa ka tsy nisy niditra ilay nosoratako etsy ambony.
LazaDaddy:
Ry Kristianina namana, diniho kely anie ito tenin'i Jesoa ito e!
"Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra. Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo." Matio 6:14-15
28. ikaretsaka
(
18/06/2007 03:46)
Misy Tia mampiasa ny hevitr\'i Rapaoly moa ato dia hoy izy ao @ Rom 13, 1-5, ny \'Kristianina\" raha ny tokony ho izy hono dia manaraka ny lalana sy ny rafitra apetraka:
Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin\'Andriamanitra.
Koa izay manohitra ny fahefana dia manohitra ny voatendrin\'Andriamanitra; ary izay manohitra dia hahazo fahamelohana.
Fa ny mpanapaka dia tsy mba tahotry ny manao tsara, fa ny manao ratsy ihany. Ary ny tsy hatahotra fahefana va no tianao? Ataovy ary izay tsara, dia hahazo dera avy aminy hianao;fa mpanompon\'Andriamanitra izy hahatsara anao. Fa raha ratsy kosa no ataonao, dia matahora, fa tsy entiny foana tsy akory ny sabatra; fa mpanompon\'Andriamanitra izy, dia mpamaly handatsaka fahatezerana amin\'izay manao ratsy.
Koa tsy maintsy manaiky ny olona, nefa tsy noho ny fahatezerana ihany, fa noho ny fieritreretana koa.
NB: za amin\'ny conscience ko dia manameloka ny famonoana olona, saingy miaina ao ambany lalana koa aho fa tsy hoe kristianina aho akory dia manitsitsidina, olon\'ny lalana aho, ary mbola miaina eto @ izao tontolo izao sy eto @ rafitra sy ny fiaraha monin\'izao tontolo izao, ary i Jesoa koa fony izy teto @ izao tontolo izao dia niaina arak\'izao tontolo izao. Izy no arahiko.

ikaretsaka:
fa aoka tsy ho adino koa fa ny kristianina koa dia miaina ao anaty fiaraha monina, ka raha manimba ny maha olona, manimba ny aina izay fanomezana voalohany nomen\'andriamanitra, dia tsara raha asintaka ivelan\'ny fiaraha monina!
29. pissoa
(
18/06/2007 03:59)
Amin'ny mahaKristianina dia mitovy ihany ilay mamono olona sy manala zaza ! Samy tsy mendrika eo anatrehan'Andriamanitra. Donc tsy tokony ataon'ny Kristianina na inona antony !
Fa raha samy aferantsika ety an-tany fotsiny kosa aloha ... (aleo tsy tohizana fa sao ahitan-doza) :-D:-D:-D
Fa raha samy aferantsika ety an-tany fotsiny kosa aloha ... (aleo tsy tohizana fa sao ahitan-doza) :-D:-D:-D
30. cutie
(
18/06/2007 04:15)
Hoy i LazaDaddy:
Ry Kristianina namana, diniho kely anie ito tenin'i Jesoa ito e!
"Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra. Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo." Matio 6:14-15
32. cutie
(
18/06/2007 04:17)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-06-2007 06:16:37
Lohateny : Re : ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
ilay hoe zaza tsy niriana...
tsy niriana koa natao?
accident koa in njay :-w
33. LazaDaddy
(
18/06/2007 04:26)
LazaDaddy:izany tokoa ve ry ikaretsaka?
ary i Jesoa koa fony izy teto @ izao tontolo izao dia niaina arak'izao tontolo izao.
34. ikaretsaka
(
18/06/2007 04:46)
ie.. nanaiky ny lalana izy ary nasainy naloha ny hetran'i kaisara, nihinana sy nisotro sy nifety izy, nanao mpandrafitra izy, nandoavana hetra (zana domoina 2) izy, nosoratana anao census tany Bethlehema ny Ray amandreniny no niteraka azy, nanaiky ny fitsaran'izao tontolo izao izy sy novonoina araka ny fomban'izao tontolo izao, nalevina tao am-pasana (zavatr'izao tontolo izao) izy . . .
Aiza ary nareo izany?:wink:
Aiza ary nareo izany?:wink:
35. majesty
(
18/06/2007 05:06)
pissoa,mba tohizo kely hoe le ...:D
cutie:d rehefa accident ve d ilay aina niforona no atao sorona:?:
cutie:d rehefa accident ve d ilay aina niforona no atao sorona:?:
36. ikaretsaka
(
18/06/2007 05:09)
majesty... efa hoe sao mitondra loza ve ho'zy raha toizina dia asaina tohizina le?
za tsy te hilalao loza kle!
za tsy te hilalao loza kle!
37. pissoa
(
18/06/2007 05:23)
majesty:
pissoa,mba tohizo kely hoe le ...
Tohizako an ... efa hoe aleo tsy tohizana :-P:-D
Tsy dia azoko tokoa ny tian'i Ika ambara tamin'ilay hoe anivon'ny Fiaraha-monina. Marihiko fotsiny angamba fa isika Kristianina dia tena natao ho eny anivon'ny fiaraha-monina tokoa fa tsy natao hisaovana. Tsy hanara-dalàna fotsiny nefa no mission-tsika eny, fa manova izay tsy mety ihany koa. Tsy mora izany ... (jereo le tsy notohizako :-D ) saingy i Kristy toa tsy niteny hoe mora ny fiainana ny mahaKristianina.
Ika :
Fa i Jesoa Tompo Filohantsika
Dia nohelohin'ny fitsarana
Satria sahy nitsipaka izay lalàna
Namoritra ny olona tsy ho afaka !
Eny e --- Izany tokoa ny Filohantsika hoa
Eny e --- Izany tokoa i Jesoa Tompo.
38. ikaretsaka
(
18/06/2007 05:32)
Pissoa:
marina dia marina...
Nanara dalana izy fa tsy nandefitra ny tsy rariny ka
Noheloin'ny fitsara izy---> niaina ny fiainan'ny olombelona
Namoritra ny olona tsy ho afaka izy---->niaina fiainan'olombelona (vahoaka madinika)
"Izay tsy zakan'ny (...) Ombaiko tsy mahazaka..."
sy ny andininy @ ilay hoe (lehibe marina eee ny fitiavanao anay eee...)
" Niaritra ny fiainanay ianao nanjary mpiasa eeee... tonga tety aminay ianao"

39. LazaDaddy
(
18/06/2007 05:40)
Nanara dalana izy fa tsy nandefitra ny tsy rariny kailay lalana mihitsy no notsipahiny arak'io tononkira nomen'i Pisoa io ka tsy azoko intsony ilay hoe:
Pissoa:
marina dia marina...
Namoritra ny olona tsy ho afaka izy????
40. LazaDaddy
(
18/06/2007 05:48)
pissoa:Voalazanao tsara :) Torak'izany koa ny famaliana ratsy ny ratsy (na fanamelohana ho faty, na fanagadrana mandrapahafaty, na inona na inona rehefa miendrika famaliana ny ratsy) fa aoka ho an'Andiamanitra irery ihany izany :)
Amin'ny mahaKristianina dia mitovy ihany ilay mamono olona sy manala zaza ! Samy tsy mendrika eo anatrehan'Andriamanitra. Donc tsy tokony ataon'ny Kristianina na inona antony !
pissoa:io no mampiavaka misongadina ny fanjakan'ny lanitra sy ny fanjakan'izao tontolo izao. Misaotra an'i Pisosa :-*
Fa raha samy aferantsika ety an-tany fotsiny kosa aloha ... (aleo tsy tohizana fa sao ahitan-doza)