lhl gasy!

81. BOZYLOVE3 ( 10/06/2007 07:30)
jeankely:
Raha misy ny fifaninanana dia ny Firenena no mifaninana fa ny metisy manana firenena roa dia simba ny fifaninanana.


io efa metisse frantsay efa mandresy dia hoe frantsay fa efa resy dia ilay nationalité iray no lazaina

[size=13px]ohatra : Yannick Noah efa mandresy dia frantsay efa resy dia lazaina fa camerounais (t@ ny nanao tennis) ,
Torakizany koa ireo vahiny mahazo nationalité frantsay efa misy rotaka sy delit ataon'ireny olona ireny dia tononina hoe français d'origine malgache na d'origine Tunisien snsns ao @ vaovao :roll::roll:[/size]
82. xxx ( 10/06/2007 08:31)
ohatra : Yannick Noah efa mandresy dia frantsay efa resy dia lazaina fa camerounais (t@ ny nanao tennis) ,
Torakizany koa ireo vahiny mahazo nationalité frantsay efa misy rotaka sy delit ataon'ireny olona ireny dia tononina hoe français d'origine malgache na d'origine Tunisien snsns ao @ vaovao

Sedanais io fa tsy inona izany e!
83. Jeankely ( 12/06/2007 06:18)
Dia ahoana tena tsisy ilavana ihany ve izahay lehilahy Malagasy tsy mifangaro?=)). Izahay koa sady tsy mivaky loha fa mijanona ary tsy menatra ny ho Malagasy izahay na tia hivadika vazaha aza ny vhvy sasany e. Mbola misy koa ny vehivavy Malagasy sady milay no tia lehilahy Malagasy.
84. naughtyboy ( 12/06/2007 11:33)
jeankely sao ambompo diso toerana zany oe malagasy tsy mifangaro(jereo ihany ny tantara ny malagasy @ mahanosy azy de fifangarona no niatombohany) refa malagasy iny ao ampony de malagasy na safiotra na karana na inn ra ela ty zany no lasa prezida de voan'la b da b J.Le Pen ao frantsa=))=))
85. Jeankely ( 13/06/2007 04:29)
Ny olona amin'ny tany rehetra samy mpiavy daholo raha izany no resahina. Ny "Mongole" nandeha ary niparitaka sy nahafehy tany maro nefa amin'izao ny isany vitsy indrindra. Ny Indian sy ny Sinoa niparitaka ary na samy Sinoa aza miresaka hoe tsy ireny nanao lava volo amin'ny film ireny no tena Sinoa fa "Manchou" ireny ary miresaka hatramin'ny fisiana sy tsy fisian'ny volo-tongotra ireo. Ny Indian misy mainty be nohon'ny Afrikana ary misy fotsy sahala ny European milaza hoe itsy no tena Indian. Ka raha izay dia tsy misy na aiza na aiza tompon-tany. Ny Malagasy dia Malagasy fa ialahy no safitra koa ahoana izay no kilasiana sahala an'ialahy. Sady tsy vazaha izahay no tsy Afrikanina, tsy Coma fa Malagasy ooo.
86. naughtyboy ( 13/06/2007 08:56)
:-$malagasy ray sy reny toa an'la lesy lesy za ry kely
fa aza dedaka otran'io ela ra ny koltora la no tsy ampy tsy olana , tovozy tsara reny fahalalana reny vao miresaka ..ra ampy alo de valio ty avy aiza no nipoirany madagasikara ary azavao ny tsy mampifangaro ny malagasy @ reo fiavina hafa=))
87. Jeankely ( 13/06/2007 09:10)
Misaotra e. Tsy ampy marina ny fahalalanay leisy e. Efa niteny aho hoe ny rehetra samy nisy fiaviany ary tsy omeko an'ialahy ny fiavian'io Madagasikara io fa tsy hain'ialahy na ny dikan'izany Madagasikara izany aza. Izaho mahay fa mbola mila "Droit D'auteur" leity a.=))Fa ny resaka lasa Madagasikara fa tsy lehilahy gasy intsony. Ny lehilahy Malagasy tsy safiotra mivantana tahakan'ireo vao avy nidona t@ vazaha fa ara-tantara dia samy mpiavy na aiza na aiza. Adam sy Eva aza namboarina fa tsy efa teo=))Mazava ve?
88. naughtyboy ( 13/06/2007 09:31)
nisy kozin'la iny zao itovizantsika hevitra
misy ko ny vhv malagasy sady milay no tia lhl malagasy de otran'io ko ny lhl malagasy amiko na de eo foana aza reo maningana:D O.K samy vita iny less ra jean kely mifalia fa samy galasamm daoly :wink:
89. Jeankely ( 14/06/2007 02:32)
Manja e. Malagasy isiaka e ary tsy menatry ny ho Malagasy. Izay tia hanambady vazaha ny vhvy tsy sakana. Atsy ambadika misy vhvy Malagasy mitanisa ny Afrikanina hoe "hot hot" tsy sahala ny Lehilahy Malagasy. Izahay koa tsy mila vhvy avy nilalovan'ny Afrikanina izany mihintsy na tapahana aza ny lohanay.
90. kelly13 ( 14/06/2007 06:22)
Izahay koa tsy mila vhvy avy nilalovan'ny Afrikanina izany mihintsy na tapahana aza ny lohanay.


hihihi, fa avy lalaovin'iza no ilainao? :°)
91. Jeankely ( 14/06/2007 06:31)
Efa hita avy nahita "Hot Hot" izany ve ho zaka raha tsy "Hot Hot" sahala azy ihany.
92. kelly13 ( 14/06/2007 06:46)
jeankely>mety oe tsy ho a la hauteur tsony v? mampimé kou enao ty a :-D:-D
93. Jeankely ( 14/06/2007 07:23)
Izahay tsy mazana hoy ilay ao ambadika ao kano. Sady lazainy: mamono vady, kely saosy, kely fitiavana, kely zvtr,tsy mahalala fomba sns ary izay ratsy rehetra...avy eo hoe vazaha na Afrikanina milay. Ianareo mamely lehilahy gasy loatra kano.
94. kelly13 ( 14/06/2007 08:04)
tsy ny lhl gasy rehetra kosa ange no manao an'io ry jeankely e, fa ze voa manodidina e :°)
95. Jeankely ( 14/06/2007 08:25)
Sao adino fa ity no niantombohany: "Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!". Aiza no tany tsy be mampirafy? Misy vola hampirafesana ve tsy aleo hividianana mofo ny zaza, fa izy efa jamban'ny Vazaha sy African.
96. kelly13 ( 14/06/2007 09:27)
ra tsy mpamono vady de mpampirafy


@ ankapobeany hozy, fa tsy ny rehetra! nuances. fa na gasy io na vaza na african na sinou na karana na inona na inona, refa te hanitsa-bady izy d manitsaka, tsy voatery oe ny fananambola no anitsahambady. jamban'ny vazaha ahona mou no tinao lazaina eto fa tsy d mazava amiko lotra? ary ilay resaka "safiotra" kou tsy mazava amiko lôtra fa otran'ny ataonao teny fanesoana! nga ra "safiotra" d tsy manana ny maha izy azy satria oe tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa?

Ny lehilahy Malagasy tsy safiotra mivantana tahakan'ireo vao avy nidona t@ vazaha


mbô lalina koa enao zany ka.

97. Jeankely ( 14/06/2007 09:40)
Izaho tsy miady amin'ny safiotra ka. Miresaka fotsiny e. Kay reto kay tsy mahatanty direct. Angaha manao ankolaka Malagasy indray e?
98. kelly13 ( 14/06/2007 09:45)
Izaho tsy miady amin'ny safiotra ka

iza no nilaza fa miady aminy ianao?


Kay reto kay tsy mahatanty direct

tsy mamaly fanontaniana


Angaha manao ankolaka Malagasy indray e?

??????
99. sitlo ( 14/06/2007 13:51)
za kosa momba an'i jeankely ho tamin'iny ry kelly13 an =D
100. kelly13 ( 14/06/2007 14:52)
hein? :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5416