lhl gasy!

41. laracroft ( 26/05/2007 01:10)
de manao fisainana gasy koa ve, bandy gasy manko eh :-/
42. laracroft ( 26/05/2007 01:24)
pimaso:

xxx > marina io tondroinao io
inn koa ny hidirany filoham-pirenena @ resaka lhl pamono vady ???
8)


43. laracroft ( 26/05/2007 01:26)
salmo1:

xxx:
resabe fotsiny izany hoe fitiavana mifamaly izany fa amini'zao fotoana izao raha lehilahy na vehivavy tsy mampidi-bola tsy hahita vady mihitsy.....


:-D:-D
mapme be enao, sipa bdb mameno ny tanana zao ve ranga de tsy hahitana vady:oops:


de inn izao ny maha boramena @ izany??? :^)


44. kally ( 26/05/2007 07:14)
nikopol:

za moa tsy de hitako ze lazaina fa za sady midaroka no mampirafy ! saingy tsy mitovy amiko daholo kosa angamba ny hafa !



Izany ka lehilahy!:-D:-D
45. xxx ( 26/05/2007 11:01)
laracroft:
inn koa ny hidirany filoham-pirenena @ resaka lhl pamono vady ???
8)

Lohateny: lhl gasy!
46. xxx ( 26/05/2007 11:37)
pamono vady angah??? 8-)8-)8-)
47. bozylove4 ( 26/05/2007 12:14)
[size=13px]aleo ihany lehilahy malagasy , mitovy culture sy fomba fisainana ary tia havana ary mbola mitana ny fombandrazana fanaovana adidy @ maha ny loham-pianakaviana.
ny vehivavy mitomany fomba fisainana vahiny sy tsy te halala ny fombantsika malagasy no mitady vahiny

ny lehilahy malagasy ihany no tena milay :D8O:D8)[/size]
48. kelly13 ( 26/05/2007 13:08)
hay va re
49. najah ( 26/05/2007 14:21)
bozylove4->hay va re! gaga aho marina!

misy @nay lhl kosa ange tsy de anjely eh! ary io de tsy voatery ho fantatra fona fa ahitana an'io n'aiza n'aiza aleha, na gasy io na vaza na hafa koa!

fa zao kosa ry xxx a! aza tonga de tsaraina otran'izany izahay fa ohatran'ny manandrana patalou ihany io, rehefa tsy mety dia mitadiava hafa indray, misy ny maloto ary misy koa ny maloto mahay manadio! :wink:
50. salmo1 ( 26/05/2007 23:18)
xxx:
aleo ihany lehilahy malagasy , mitovy culture sy fomba fisainana ary tia havana ary mbola mitana ny fombandrazana fanaovana adidy @ maha ny loham-pianakaviana.

Zah tsy tia raha ôtrany bazylove2 daholo ny sipa gasy!

Haleoko ihany vazaha ka:?

Ny vazaha kou anie mafatifaty kely zay, rehefa tara train e.

kôzy io ah!
51. BOZYLOVE1 ( 27/05/2007 12:10)
salmo1:
Zah tsy tia raha ôtrany bazylove2 daholo ny sipa gasy!

Haleoko ihany vazaha ka

Ny vazaha kou anie mafatifaty kely zay, rehefa tara train e.

kôzy io ah!


Fa Bozy koa aloha tsy mitovy @ ny rehetra e , je suis moi meme " [size=13px]c'est un inestimable bien de s'appartenir à sois meme, c'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui" ([/size](seneque)

mahità vaza izany ry kely an
52. kelly13 ( 27/05/2007 18:11)
hs kely ...

fa misy bozylove firy kay klou e?
53. meva2 ( 28/05/2007 06:58)
Miala tsiny aho raha miteny ity:

Misy tena masiaka mihitsy isika mandray anjara @ ity forum ity.
Tsy fantatro raha misy site hafa firazanana manana resaka toy izao mombantsika malagasy, ary tsy fantatro izay mety ho réaction antsika mamaky azy
oh hoe: fisainangasy e! vadingasy e! .....ndana mitady gasy.
Rehefa tsy gasy ny vady dia interêt, maditra, etc.....
Tokony mba mi se calmer amin'izay isika amin'io resaka io fa sady ohatry ny mifanompa no tsy ao anatin'ny fisain'ny mpinamana izy io.
54. fanoly ( 28/05/2007 07:26)
Vaovao ity miditra ity, ny fahitako ny hivitra nivoka hatramin'izany de oh tsy mitovy mihitsy ny fiavianareo miresaka, asa?.Amiko de fijerina vhv mipetraka any ivelany izay tsy mahita ny tena fiainana eto ka mananbany ny lhl malagasy na lazaiko hoe ireo vhv matin-drendrarendra io. Aza faritana hoe @ ankapobeny fa angamba hoy aho @ izao taonjato efa iainantsika izao de misy ihany ny saonjo iray lohasaha ka tsy hilaozan'izay hamarara.
55. xxx ( 28/05/2007 07:59)
fanoly: efa nipetraka tany madà izaho ity , ary efa nanana traikefa maromaro ihany tamin'ny klehilahy gasy fa mitvoy kilema daholo izy rehetra hoy aho,
sady mampirafy velona tsy vehivavy iray fa mihoatra ny iray na plus no iarahana, mitaraina daholo ny vevavy namana fantatra fa ampirafesin'ny vadiny hono......., manaraka izany dia izy ihany no manana ny marina izay tena fitiavantena be ny azy, tsy mitondra ny karamana iray manontolo ao antrano fa lany ny antsasany.....izany rehetra izany no nahatonga ahy ho leo amin'ny lehilahy gasy,
izany akory tsy midika fa ny lehilahy gasy rehetra
no manao an'izany an! fa iray ao antin'ny dimy nagamba no fatako nanao an'izany, koa aiza kosa ny tsy hilaza izay ùba traikefa fatany ny vehivavy sasany, zava misy izany tsy afenina velively,
hevitra no ampiadiana sy ampitoviana ary samy milaza izay ao antsainy.......(l)
56. salmo1 ( 28/05/2007 11:36)
xxx:
fanoly: efa nipetraka tany madà izaho ity , ary efa nanana traikefa maromaro ihany tamin'ny klehilahy gasy fa mitvoy kilema daholo izy rehetra hoy aho,
sady mampirafy velona tsy vehivavy iray fa mihoatra ny iray na plus no iarahana, mitaraina daholo ny vevavy namana fantatra fa ampirafesin'ny vadiny hono.......,


Ny bandy rehetra tsy mitovy, ary tsy de fombakou lôtra le miresaka bandy... fa ny sipa ihany no tiako.

Zany oe: na vazaha takaka, na malagasy takaka, rehefa hitanay bandy fa miady @ piesinay de tinay fôna, rehefa tsy miady aminay ny piesinareo de andana mitady anjara fa aza mifanakiana ny lhl gasy.

Ny tiana dia fahasambarana.

Knefa ra dinihana tsara ny tiany xxx lazaina dia: ratsy ny bandy gasy^:^ haleony xxx kokoa ny bandy vazaha.

Raha hifanambanimbany misy tsy mazaka. Fa raha izaho sy xxx samy malagasy ihany... iza no mahavoa kokoa:?: Ianao sa izaho:?:

Jereo.. Enao sipa izaho Bandy! Raha samy aty andafy isika... Heritrereto fa enao vhv... Bdb ny bandy vazaha tsy mazaka sipa eo @ taniny oh: aty ny bandy Espaniol tsy mazaka sipa Espaniola:D De misy ry zalahy ireny mikaroka any @ tany hafa... Lay sipa tediavindry zalahy aminizay tsy fitiavana akoury no tena ao anatiny fa fitediavana fiainana:D8)

Raha sipa vazaha europeana ndray no mitia bandy loko marron na noir na malgache, fitaratra @ manodidina rehetra fa lay sipa dia cultural tsy mpanavakavaka ny maha-olombelona... Ary lay bandy kou de oe: tena nazaka lery ah:°)

Tsy mitovy ny bandy vazaha sy ny sipa vazaha... ny sipa volon-tany na mainty rehefa miaraka @ bandy vazaha... na manakarena be sy malaza indrindra aza... misy mikritika fôna. (oh: ilay rangahy iny nanambady tovovavy avy any afrika, ny vadiny iny anie afrikana e sns...)

Arakarakiny fahaizanareo mihaina ihany koa io.





57. BOZYLOVE3 ( 28/05/2007 12:10)
kelly13:
hs kely ...

fa misy bozylove firy kay klou e?


[size=13px]Bozylove maro e 8O 8O, isaky ny esorina Bozy dia verina misoratra anarana @ Bozylove vaovao tsy maintsy asiana chiffre na atao majuscule
Bozylove1, bozylove2, bozylove3,BOZYLOVE1 .... = bozylove izaho ihany
8) 8)


entre pas raha mitady momba "bozylove" enao tsy mahita intsony fa voafafa[/size]
58. xxx ( 28/05/2007 12:14)
BOZYLOVE3:
entre pas raha mitady momba "bozylove" enao tsy mahita intsony fa voafafa[/size]
tsy misy anilàna ny ahafantarana an'izany koa e!


59. BOZYLOVE3 ( 28/05/2007 12:35)
xxx:
tsy misy anilàna ny ahafantarana an'izany koa e!


[center][size=13px]tsy enao no valiako ka tsy hitako ny hamalinao ahy 8O :roll:, ilay tsy sahy miseho @ psedony[/size] , [size=13px]sa enao no tompon'andraikitra eto dia menatra tsy sahy miseho @ ny psedo nareo[/size] 8O 8O[/center]
60. xxx ( 28/05/2007 22:17)
xxx:

BOZYLOVE3:
entre pas raha mitady momba "bozylove" enao tsy mahita intsony fa voafafa[/size]
tsy misy anilàna ny ahafantarana an'izany koa e!






Aza manao iznay kosa, fa mba efa samy ouvert avy isika reo, avelao ny olona mba haneho ny heviny sy ny zava-misy!!!! tsy hitako ny maha-forum ny forum ra tsy henoina sy ilaina ny fanehonkevitry ny hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227