lhl gasy!

61. Jeankely ( 29/05/2007 09:21)
Ny Lhl gasy voalohany dia ny rainao ka raha tsy misy dikany izy dia io izany no fitaratra hitanao. Na lhl an vhv Malagasy dia samy manana ny mahaizy azy saingy ny manana toetra sadasada akory tsy fomba Malagasy. Tsy fomba Malagasy ny mamono vady ary tsy misy mamporisika izany toetra izany. Fantatro aloha fa misy faritra izay mipetraka ambany ny vehivavy ary amin'ny seza ny lehilahy kanefa toa tsy ketraka amin'io ny vehivavy amin'ilay toerana. dia tsy haiko moa ny fanazavana ny ambany sy ambony io fa efa afaka mihodikodina io e: Ambany ambony=))=))=))
62. BOZYLOVE3 ( 29/05/2007 15:09)
ho an'ireo mpanao XXX, inona marina no tena mahamenatra anareo miseho @psedo nareo???? 8O 8O 8O
Ny tompon'andraikitra ihany ve XXXX, ?????
63. xxx ( 30/05/2007 07:42)
ho an'i bozyloveX (X varie de 0 à infini) :
xxx ny pseudo nay
64. Jeankely ( 04/06/2007 09:43)
Tsy misy tsiny ny manambady Vazaha, Sinoa, Coma na avy aiza na avy aiza fa nareo no ahazo ny soa na izany aza dia ny rehetra mbola manambady Malagasy ka tsy misy tokony hilazana fa tsy misy dikany ny Lhl Mlgasy. Raha izay dia midika izany fa fanambaniana ireo vhvy mbola manambady Mlgasy izany. Tsy manaiky io koa ny vhvy manambady Mlgasy ary rehefa miresaka ireo dia milaza fa ny vhvy vizana no manambady vazaha.
65. hendrybe ( 05/06/2007 19:00)
BOZYLOVE3 aza variana miady aman'olona eto neny be fa mba ndana karakarao ny tenanao ratsy be io a! Raha tsisy sôsy de teneno zay fa handefasanay enao sady enao efa nilaza atsy @ sary rehetra hoe MAFY ADY ouhahahahahaha
66. xxx ( 05/06/2007 21:17)
sady tsy menatra ry bozy no tsy te hiresaka aminao loatra raha ny tena marina fa ianao no ho reraka sao hanao crise cardiaque eto an!
67. Jeankely ( 06/06/2007 07:22)
=))Aza atao izany ny lhl Malagasy fa samy milay na lhl na vhv Malagasy e. Izay tia andray hafa mahazo mandray fa tsy misy bedy e.
68. naughtyboy ( 06/06/2007 10:06)
reny zany le tranga oe saonjo 1 lohasaha tsy ilaozany zay mamarara tsy azo faritana fotsiny oe zao na zao ny lhl na vhv gasy azonao atao ny milaza ze itanao nefa tsy midika fa ny rehetra de mitovy @ zay:)
hevitra tiana hatsipy fotsiny iny mampatsiahy ahy le teny oe ny hendry mody voky ony fa ny adala manesika ihany
69. Jeankely ( 06/06/2007 10:21)
Ny adala ve manesika vazaha ihany?=))=))=))
70. naughtyboy ( 06/06/2007 10:38)
:-$fa sao adino fa efa ela ko nge lesy ny vaza no nanesika gasy sao tara train ela
71. Jeankely ( 07/06/2007 06:35)
Nanesika fa tsy feno ve?
72. naughtyboy ( 07/06/2007 11:47)
:roll: tsy feno inn? io ndray ra jean kely sy ny resaky ny tsy tonga volana fa aleo ilamm.. ovaina resaka zaza maroroka njay ny resaka:-D
73. Jeankely ( 08/06/2007 05:53)
Ny an'i "Ra-nauqhtyboy" koa nanesika gasy avy aiza ary ny vazaha e =))?
74. melody ( 08/06/2007 10:00)
anareo 2 lahy ny sehatra manazava eo izany an!
75. naughtyboy ( 08/06/2007 17:03)
jeankely8)tsy ekeko kalo le sokajina toy ny lhl gasy fantatry ny tompondresaka eto, taonjato faha 18 mo ra tsy diso aho nisy le bandy portugues Diego suarez niantsona sy tafajanona t@ io seranana io mpiantsabo ry lerony,ka nanomboka teo no fantatro oe nanesika gasy ny vazaha na efa nisy aza b da b talohan'io ..lasa nivaona ny kozy fa averina kely, eto misy oul mitaraina oe tsisy ilavana azy ny lhl gasy satria mpamono vady sy mampirafy :arrow:diniho kely le resaka manesokesoka fa tsy tafa satria reny le tranga miseho eto : mampirafy =))=))za tsy tia manesika fa maka milamm de lafatra ny sisa
76. xxx ( 09/06/2007 03:37)
naughtyboy:

jeankely8)tsy ekeko kalo le sokajina toy ny lhl gasy fantatry ny tompondresaka eto, taonjato faha 18 mo ra tsy diso aho nisy le bandy portugues Diego suarez niantsona sy tafajanona t@ io seranana io mpiantsabo ry lerony,ka nanomboka teo no fantatro oe nanesika gasy ny vazaha na efa nisy aza b da b talohan'io ..lasa nivaona ny kozy fa averina kely, eto misy oul mitaraina oe tsisy ilavana azy ny lhl gasy satria mpamono vady sy mampirafy :arrow:diniho kely le resaka manesokesoka fa tsy tafa satria reny le tranga miseho eto : mampirafy =))=))za tsy tia manesika fa maka milamm de lafatra ny sisa

hummmmmmmmmmmmmmmmmmm, hay ve:{

77. Jeankely ( 09/06/2007 05:59)
Raha ny tena fahamarinany amin'ny tany rehetra izay mba hitako dia tsy ny metisy mihintsy no tsara ary tsy anisan'ny olona fialamatra ny metisy. Ny endriky ny Malagasy no hafa angamba ka vao mahita metisy dia tara ny sipa. Ny tena Malagasy manambady Malagasy no izy fa izany akory tsy hoe manavaka. Raha misy ny fifaninanana dia ny Firenena no mifaninana fa ny metisy manana firenena roa dia simba ny fifaninanana. Tsy misy afatsy ny "Pure" ry zareo o. Na vazaha, na sinoa, na Indian, na Iranian sns fa ny metisy rà mifangaro. Na mahaybe sy tsara aza dia tsy maintsy hoe ka izy anie ka sady izao no izao e.
78. kally ( 09/06/2007 12:11)
:roll: Ny Malagasy anie fifangaroana rà be dia be ry Jean kely e! sô inona ity tianao ho lazaina?:roll:
79. Jeankely ( 10/06/2007 03:25)
Tsy nisy izany ny Malagasy hoy ianao ve ry "Kally" fa satria ara-tantara hoe avatsy sy avaroa ka noho izany dia tsy manina fa tohizana manambady vazaha? Tsy misy firazanany marina izany ka mety izay no mahabetsaka ny tsy tia ho gasy satria tsisy razana ny dikan'ny gasy. Asa aloha fa i "kally" izany rà be dia be mifangaro. Izaho aloha Malagasy ary tsy mifangaro izany ary eran'ny tany alehako aho dia milaza ho Malagasy fa tsy miseho ho taranaky ny mifangaro.
80. BOZYLOVE3 ( 10/06/2007 07:18)
hendrybe=naina6:
Mpandefa : hendrybe [ Valio ] 05-06-2007 21:00:36
Lohateny : Re : lhl gasy!
BOZYLOVE3 aza variana miady aman'olona eto neny be fa mba ndana karakarao ny tenanao ratsy be io a! Raha tsisy sôsy de teneno zay fa handefasanay enao sady enao efa nilaza atsy @ sary rehetra hoe MAFY ADY ouhahahahahaha


[size=13px]ny tenanao aloha jerena sy izay mahasoa anao atao , moa raha manaratsy sy manalabaraka no mahasoa ny fiananao dia tohizo 8O8O8O8O8O[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612