lhl gasy!
102. BOZYLOVE3
(
14/06/2007 15:18)
jeankely:
Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 12-06-2007 08:18:14
Lohateny : Re : lhl gasy!
[size=13px]Dia ahoana tena tsisy ilavana ihany ve izahay lehilahy Malagasy tsy mifangaro?. Izahay koa sady tsy mivaky loha fa mijanona ary tsy menatra ny ho Malagasy izahay na tia hivadika vazaha aza ny vhvy sasany e. Mbola misy koa ny vehivavy Malagasy sady milay no tia lehilahy Malagasy[/size].
[size=13px]bravo bravo =D =D =D, ie tena mbola feno ny vehivavy tia malagasy rise ohatra ny aty e.
Anisan'ireo tia vaza dia ireo efa miseho tsy ho malagasy intsony e, fa hoe aty andafy dia lasa manao fisaianana vaza.[/size]
104. BOZYLOVE3
(
14/06/2007 15:32)
stilo:
efa tsy poinss tsony kosa zany kle
[size=13px]Ka inona no olanao @ nizany :roll::roll::roll:8O8O??? entre pas tsy nisy nanontany anao koa anie :-)[/size]
107. Stretch
(
14/06/2007 20:05)
[size=8]tsy voavaky mintry ny soratriry sitlo sy kelly fa mbô ataovy ngôdangôda [/size]
109. Stretch
(
14/06/2007 20:20)
[size=8]efa Ok ko ve ra slita , de alefaso am zay ny resaka fa hita tsara izy am zao [/size]
110. melody
(
14/06/2007 21:45)
stretch::-D:-D:-D, mila makany @ opticien za fa tsy mahita ninn ny masoko:-D
111. Jeankely
(
15/06/2007 07:42)
Izahay lehilahy Malagasy mazava fa izay kely ananana no ahiratra na lazainareo tsisy ilavana azy aza e. Miezaka ihany izahay fa tsy afaka ka azo atao ahoana moa nareo rehefa tia handeha haingana dia tsofina rano tsy ahita angano fa izahay mirevy izay izay mirevy anay e.