lhl gasy!

1. xxx ( 25/05/2007 03:48)
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!
aza omena tsiny ihany hoa ny vhv gasy sasantsasany ra mba miantefa @ vahiny ny fony sy ny sainy.
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 07:42
2. meva2 ( 25/05/2007 08:27)
Ataovy hoe "ny lehilahiko" e! Mino aho fa tsy ny lehilahy malagasy rehetra akory.
Zarao raha misy tsy metimety ahazahoanao conseil e! toy izay mamparary fo fotsiny satria tsy hanampy anao ny mi-attaquer fotsiny, tsy ho afa-po @ valinteny hoazonao eto mihitsy ianao indrindra avy @ lehilahy namana, au contraire.
Sa ahoana ry zalahy?
3. kally ( 25/05/2007 08:55)
Io indray ilay safo be mantsina,misy ny manao an'ireo fa misy ihany ny azo ihoriranana sy azo antoka sa vitsy loatra ve?:lol:
4. diamondra27 ( 25/05/2007 09:07)
xxx:f'angah mbola mahazo mamono ihany e! ny ankizy aza izao tsy azo kasihin-tanana tsony hoe: any dago
5. kally ( 25/05/2007 10:08)
Diamondra> Angaha moa rehefa hoe tsy mahazo dia tsy manao tokoa?
Ny mamono olona angaha azo atao? Ny mangalatra angaha azo atao fa misy foana ny mbola manao e!
6. bozylove2 ( 25/05/2007 10:37)
xxx:
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!
aza omena tsiny ihany hoa ny vhv gasy sasantsasany ra mba miantefa @ vahiny ny fony sy ny sainy.


araka ny lazain'i meva , ataovy hoe ny lehilahy niaraka taminao 8O

[size=13px]Ny vehivavy miantefa @ vahiny ve tsy par intéret fotsiny ( misy vola , mariage ahazahona taratasy ...) koa no hiarahany @ vahiny ny ankabeazany???? (emmission t@ arte na france5 momba ny vavy malagasy mitady vady vahiny)[/size]

[size=13px]Ny lehilahy malagasy na macho kely aza , tena maka ny responsabilité-ny manao ny adidy eo @ tokantrano, ny lehilahy malagasy izany ka tena lelilahy.
Ny lehilahy vahiny m'en foutiste @ adidy ny tokantrano , tsy fanaovany menage sy ny fahaizany mampiangola ihany no zavadehibe, fa ny fahazaina mi-gerer ny tokantrano fa tsy miakina @n'ilay vehivavy fotsiny @ nizany adidy izany [/size]

[size=13px]Entre pas taiza enao tsy nahita lehilahy namapirafy na fotsy na mainty na mavo , manana maitresse efa tsy tsy satisfait :roll: :roll: :roll: 8O [/size]
7. Fiffi ( 25/05/2007 10:51)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
8. xxx ( 25/05/2007 11:47)
Aleo aloha izy mba hiteniteny eo hanala azy fa voadona mafimafy tany angamba e :-D


bozylove2:

Entre pas taiza enao tsy nahita lehilahy namapirafy na fotsy na mainty na mavo , manana maitresse efa tsy tsy satisfait


Feno eny rehetra eny bozy a, aza variana mijery bôgôsité fotsiny
9. sitlo ( 25/05/2007 12:55)
10. xxx ( 25/05/2007 13:01)
xxx:
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!

Marc RAVALOMANANA
11. pimaso ( 25/05/2007 13:40)
xxx > marina io tondroinao io
12. bozylove2 ( 25/05/2007 14:59)

xxx:
Feno eny rehetra eny bozy a, aza variana mijery bôgôsité fotsiny


[size=13px]izany marina dia hoe te hanoratra fotsiny ilay xxxx, tsy hitako ny hifandraisany nosoratako sy reflexion nao eo ambony io :roll: :roll: 8)[/size]

[size=13px]entre pas inona no atahoranao miseho @ psedo nao , nefa psedo efa anarana foronina (tsy tena anaranao en réalité) , sa eto ihany no sahy miseho be taimbava, mbola manao xxx fa tena matahotra no ho fantatra anga na hoe virtuel aza?????[/size]
13. salmo1 ( 25/05/2007 15:08)
hu hu hu hu no entiendo nada:oops::-P

tsy izaho io xxx io ah!:°)
14. salmo1 ( 25/05/2007 15:20)
xxx:
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!!
aza omena tsiny ihany hoa ny vhv gasy sasantsasany ra mba miantefa @ vahiny ny fony sy ny sainy.

Raha samy manao anzany daholo... De iza aza no mahazo tombony koukou:?::D

Marihina fa tsy fomba ny fanontaniako, knefa raha dinihina tsara ny tovovavy malagasy aty ivelany, manahy fôna ny sasany @ vadiny na ny sipany. Tsy sambatra raha miaraka @ vazaha, tsy sambatra raha miaraka @ gasy. ¿hatao ahoana re ianareo e:?::D

Mitadiava kôfy vazaha be sôsy be, de amzay tsy ory isan'andro. De ho hitanareo zany oe: manao vakanse fotsiny, manala azy de matory.
15. xxx ( 25/05/2007 15:49)
Tsy ny sôsy ny olana eto ry salmo1 an, fa ny zavtra tsapa @ nareo lhl gasy de tia tena lotra.
16. xxx ( 25/05/2007 15:56)
ka raha bandy miseho bogosy nefa tsy misy sosy otran'i salmo kosa atao inona e!:-D
sady zaza be nefa efa lehibe ihany aleon'i sipa ilay tena antsoina hoe "un homme" fa tsy "p'tit gamin":-D
17. salmo1 ( 25/05/2007 15:57)
Fa anga ny sôsy no tena hitiavany sipa any bandy:?::-D
18. xxx ( 25/05/2007 15:58)
lasa kôksa daholo ny sipa raha izany
19. sitlo ( 25/05/2007 16:09)
xxx:

Tsy ny sôsy ny olana eto ry salmo1 an, fa ny zavtra tsapa @ nareo lhl gasy de tia tena lotra.

:roll:

20. xxx ( 25/05/2007 16:15)
xxx:

lasa kôksa daholo ny sipa raha izany


fa in no idiran'ny resaka koksa am resaka sosy ry salmo.....? rehefa tsy misy drala ny bandy na ny sipa dia tsy dia midy mpitia loatra fa efa fiainana ankehitriny iio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4667