lhl gasy!
21. salmo1
(
25/05/2007 16:19)
xxx:oe inona zany fitiavan-tenany lehilahy gasy zany? mba hazavao kely mba hieritreretana.
Tsy ny sôsy ny olana eto ry salmo1 an, fa ny zavtra tsapa @ nareo lhl gasy de tia tena lotra.
22. salmo1
(
25/05/2007 16:34)
xxx:
fa in no idiran'ny resaka koksa am resaka sosy ry salmo.....? rehefa tsy misy drala ny bandy na ny sipa dia tsy dia midy mpitia loatra fa efa fiainana ankehitriny iio
Le teninao anie tsy marina fa izay jobakely na jobabe efa niaraka tamiko, somary ti ho deraina kely daholo e... ary tsy sôsy mahintsy no entina hitiavana olona fa lay fitia mivaly fitia.
Raha dinihana tsara ny resakao dia misy olona mividy olona sy olona manaiky vidina zany rehefa hande hifakatia:?:
Ohatra: Misy bandy be sôsy hanao anareo oe: izaho manana sôsy bdb dia ao enao miaraka amiko fa ho hentoako daholo zay tediavinao, de manaiky ve ny sipa amzany:?:
Ny anao zany tsy fitiavana fa fitediavana fiainana.
Manaraka zany koa:D rehefa misy manao xxx aza tenenina oe: salmo1 fa tsy manja zany;-)
23. mandrindra
(
25/05/2007 17:10)
xxx, rehefa tsy- tia gasy dia miaraha amin'ny hafa fotsiny dia lasa izao e. sa tsy maintsy mivazavaza kely aloha manala ny fo marary fa voadona mafy.
24. salmo1
(
25/05/2007 17:37)
ny sipa gasy koa de tsy mahay mifidy ra mahintsy:°)
tsy aleo ve misafosafo tratra marron2 toy izay misafosafo tratra fotsy antatra mivara mena ndraindray.
Na ianareo miara matory aminy isan'andro ve tsy ho leo:?:
Hitako ny sipa vazaha mitady anay fatratra:°):D

25. xxx
(
25/05/2007 17:42)
salmo: ka naninona ary ny ray amandreninao natakalonao vazaha mibora mena raha izany.....kestion sans reponse ve??????
fièr ery enao mantsy hoe zana-bazà nefa gasy petaka be, ny anao aza ny havana natakalonao voazaha koa! jereo aloha ny tena vao miteny olona....
resabe fotsiny izany hoe fitiavana mifamaly izany fa amini'zao fotoana izao raha lehilahy na vehivavy tsy mampidi-bola tsy hahita vady mihitsy.....

26. karinah
(
25/05/2007 18:32)
xxx>< samy manana ny lafytsarany sy n lafy ratsiny dol ny olmbel, tsy misy hoe ny gasy ny vazah ny snoa ny kômôrian, ny sônegay, rhf ho ratsysaina de ratsy saina izay ny OLONA IRAY :twisted:
27. karinah
(
25/05/2007 18:35)
ny tombony kely hitenenanao angamba dia ny bandy vazah galant! ary ny vhv tia kolokoloina dia mankasitraka tsara! ny bandygasy kou efa misy mianatra io fomba io izao!!
tsy hitako izay hiadian-kvt ny amin'izany, vazah e, gasy e, nanani nanana:twisted:
tsy hitako izay hiadian-kvt ny amin'izany, vazah e, gasy e, nanani nanana:twisted:
28. xxx
(
25/05/2007 18:43)
diamondra27:hu hu hu hu hu hu hu , ba efa mivoatra kosa ny any izany koa!! 8)
xxx:f'angah mbola mahazo mamono ihany e! ny ankizy aza izao tsy azo kasihin-tanana tsony hoe: any dago
29. karinah
(
25/05/2007 18:52)
kally:kally> :lol: indry koa, ka izy koa sao de mba zana-bazah :lol: dia efa tsy mahay ny fomba gasy intsony koa :-D:-D:-D:-D:-D:wink:
Diamondra> Angaha moa rehefa hoe tsy mahazo dia tsy manao tokoa?
Ny mamono olona angaha azo atao? Ny mangalatra angaha azo atao fa misy foana ny mbola manao e!
32. xxx
(
25/05/2007 19:33)
salmo1:
xxx:oe inona zany fitiavan-tenany lehilahy gasy zany? mba hazavao kely mba hieritreretana.
Tsy ny sôsy ny olana eto ry salmo1 an, fa ny zavtra tsapa @ nareo lhl gasy de tia tena lotra.
Ka io koa efa mazava io lohahevitra io sa inona ny tsy azon'ny salmo, tsy mijery afa-tsy zay tombotsoa mahafinaritra ny tenany izy fa tsy mijery ny reciprocité-ny koa, mitondra ny vhv toy ny silgoma fotsiny ihany, na ra tsy izany indray de mampatra fahefana loatra manararaotra ny hoe ny lahy lohan'ny vavy angamba de mamono vhv etc. tsy hainy angamba fa izany le atao hoe toetsaina mirefarefa @ tany.
33. xxx
(
25/05/2007 19:37)
mandrindra:
xxx, rehefa tsy- tia gasy dia miaraha amin'ny hafa fotsiny dia lasa izao e. sa tsy maintsy mivazavaza kely aloha manala ny fo marary fa voadona mafy.
tsy misy voadona zany eo eeee, fa milaza ny zava-misy @ fiainana fotsiny i xxx. Sa ianao no tena niantsapazan'ity resaka ity de sepotran'ny hatezerana:-D
35. nikopol
(
25/05/2007 19:59)
za moa tsy de hitako ze lazaina fa za sady midaroka no mampirafy ! saingy tsy mitovy amiko daholo kosa angamba ny hafa !
37. xxx
(
25/05/2007 20:27)
karinah:
xxx>< samy manana ny lafytsarany sy n lafy ratsiny dol ny olmbel, tsy misy hoe ny gasy ny vazah ny snoa ny kômôrian, ny sônegay, rhf ho ratsysaina de ratsy saina izay ny OLONA IRAY :twisted:
ka izay kosa aloha no zavatra tsapaany sy hitany dia lazainy eto ko!
38. salmo1
(
25/05/2007 22:42)
xxx:ka lay resaka mande anie: fitiavan'olon-droa fa tsy mombany Ray amandReny e.
salmo: ka naninona ary ny ray amandreninao natakalonao vazaha mibora mena raha izany.....kestion sans reponse ve??????
Aza hovana lay resaka.
39. salmo1
(
25/05/2007 22:45)
xxx:
resabe fotsiny izany hoe fitiavana mifamaly izany fa amini'zao fotoana izao raha lehilahy na vehivavy tsy mampidi-bola tsy hahita vady mihitsy.....
:-D:-D
mapme be enao, sipa bdb mameno ny tanana zao ve ranga de tsy hahitana vady:oops: