Felicitation Sarkozy

81. kally ( 08/05/2007 22:14)
sakaizakely:


tsy mitombina mihintsy ny valinteninao.

ny intérêt @ vidintrano dia mihoatra lavitra ny impôts sur le revenu. De ahoana no analana an'izany ? Ny Tresor Public indray izany no redevable aminao raha arahina io lojika io.

Araky ny lazaiko anao hoe 4-5 taona ianao mandoa intérêts @ banky fotsiny fa rehefa vita io vao tena mamerina le prêt ianao.
Raha raisina le hoe 1 000 euros/mois ny traites-nao ary 3 000 euros ny impôts-nao.
Ahoana no analana 12 000 euros (sur l'année) sur 3 000 euros ?

Azonao ve le fanontaniana ? Morabe nge le lazaolana e ! Ataoko angamba fa tsy mila bac+5 vao mikopy sy mahavaly azy :P


Ahoana ary izany kajinareo izany akia? Ny Intérêts ihany anie no déductible fa tsy ny prêt iray manontolo e! dia eritrereto hoe mandoa 12.000 euros/taona TI=4% ohatra, ny azo esorina @ hetra isan-taona izany manodidina ny 370 euros eo ho eo fa tsy 3000 euros izany.

82. sakaizakely ( 08/05/2007 22:29)
kally>

atao ahoana fa tsy bac+5 de tsy nahazo resaka:lol:

zany hoe nataoko sur 15 ans (durée du prêt) ny total de mitombina le kajy n'i toi.

misaotra nanazava fa ny fanazavan'i voromailala tena tsy alehany mihintsy ange e !

de antenaina fa ho rétroactif io lalàna vaovao io izany kou:-P de
83. tovolahy007 ( 09/05/2007 01:32)
Salama e!
Ary nga mo zao vao fantatry ny olona fa zany United States of America zany anie ka tsy mitovy laharana @ Frantsay zany mitsy e. Aiza ny elanelana misy eo @ Frantsay sy ny USA kle??. Tssss,Frantsa zany mbola any ambany faladihiny Amerikanina,izay ny fahitako azy sy ny zavamisy. Ny sasany zany mitady hampitovy ny hoe Comoros sy Japon refa mampitovy any Frantsa sy USA,hahahaha. Mbola ho ela vao hitovy ny aty bekintana ra i Frantsa e. Ny ataoko ho any malagasy ao Frantsa de izao,ra mahita lalana de mifindraha aty USA fa aty ny misy ny tena bizina ry zareo,mamporisika mitsy za.Ary ra samy hi klandy iany,aleo miklandy aty USA, kozy zany e. Aleo aloha tsorina dia eny izao ndray nefany fa sao de hisy iadaladala ndray eo hiteny hoe miklandy ny tovolahy aty USA, manana Green Card aradala ny kofa @ zao.
84. sakaizakely ( 09/05/2007 08:51)
kally>

zafady fa nanao blonde za maly alina f'efa te hatory be

mitombina ny kajiko an

15 ans = 180 mois

raha coût total du crédit ohatra 48000 €

48000 €/180 = 266.66

zany hoe 3200/an

de esorina @ hetra 3000 €/an

midika ve zany hoe exempté d'impôts mandritry ny 15 taona raha toa ka 15 taona ny fanefana ilay prêt ?
mino aho fa tsy hampihatra mesure ohatran'izany ny gouvernemanta frantsay fa perta be :^):^)

:-*
85. tywa68 ( 09/05/2007 09:08)
Tonga d jereo eto ry sakaizakely d asaivo azavain'i voromailala mahay azy a :lol:

http://www.sarkozy.fr/lafrance/?mode=programme&id=44
86. kelly13 ( 09/05/2007 09:18)
sady aiza le we pret a taux zero e? ary aona kou le resaka azouz begag? ca promet kle
87. kally ( 09/05/2007 09:18)
Sakaizakely> firy ny taux d'intérêt ndry dia ohatrinona tsara ny crédit alaindry anaovantsika azy fa misy tsy mety ho'a io fikajian-dry azy io.:wink:
88. sakaizakely ( 09/05/2007 09:21)
tywa68> mici :-* fa i voromailala niala bala tsy mahavaly tsara le fanontaniana. Naleony vaky nandositra nefa mody mba hoe tia mampiady hevitra. Hay lery lany arguments :lol::lol::lol:

Fa zany hoe resaka fampanantenana antaratasy fotsiny ny an'i Sarko aloha eto fa tsy misy exemple concret sady tsisy fanazavana fanampiny. Mahavariana ihany, kanefa raha tanteraka tokoa de milay zany kou 8)

A suivre avec intérêt ;-)
89. kally ( 09/05/2007 09:27)
Ianareo ange ry reto harary fo sy hanimba saina amin'ny tsy misy dikany fa na manaiky ianareo na tsia dia efa io no lany eo.:lol:
90. tywa68 ( 09/05/2007 09:35)
sakaizakely : efa miharihary fa rehefa i sarko no manao démagogie d normal ho an'ny mpanohana, ary d lany izy satria nahay blabla :lol:

kally : mampieritreritra zay diso safidy (ka be fanantenàna), hoe tsy trop tard fa afaka miteny @ législatives atsy ho atsy !

Zao lery nahay nisafidy namana milliardera arak'ilay tenenin'i voromailala ry kelly13 a ! dia vacances be :wink:

Tena niaina ny fahantràna tokoa e ! :-D

Aleoko ihany hoa socialista, akaiky kokoa ny daholobe ! ary mba jereo ny pacte présidentiel n'i Ségolène fa mahaliana e, ary tokony hampiova hevitra zay nanakiana nefa tsy namaky !

91. kelly13 ( 09/05/2007 09:36)
sakaizakely>klou klou ka, ra ny cout total credit alaindry ohatra 48000 euros a taux 4.5% d ny interet zany = 2160 euros, donc ny totalité alohandry zany lasa 50160 euros. d io 2160 euros io no miala @ impots-ndy, ms ny mba tiko fantatra d oe ra credit pour 5 ans zany d exempté de 432 euros ny impots aloha pendant 5ans? ary ra oul non imposable? zay le fanontaniko tatsy d oe ra kely sosy (karama) d tsy ahazo hanao pret zany, donc ny kely karama zany tsy ahazo trano!ary ny oul retraité kou zany tsy tafiditra. politik pour les riches ty ry zalahy a!

jereo fa hody i jhonny fa noho io politik sarko io, hisy ny bouclier fiscal a 50%, hihihi, nefa t@ niala teto fa ho any suisse d hoe resaka "patriotisme" suisse ou kelke choz de ce genre no nolazainy fa tsy resaka fiscale, mandray ny oul ho vendrana v sa inn lotra? :-D:-D:-D
92. sakaizakely ( 09/05/2007 09:36)
kally> k'izy mampanantena ko
de za manaiky be ka :)
miandry ny tohiny izany e !
93. tywa68 ( 09/05/2007 09:43)
kelly13 : coût total crédit anie io 48000 io e ! zany hoe efa io ilay intérêts be ! fa tsy hoe io ny capital ! trano be ny an'i sakaizakely no nalainy koa :lol:
94. kelly13 ( 09/05/2007 09:50)
ra mba mahazo trano be marina mou ankia ny 48000 euros d nanao heure sup bdb mintsy za ka, mbô marina mou

kally>eh oui, io no lany d ekena fa ny any azo atao sisa d manarina @ legislatives nefa io kou toa tsy hisy surpriz fa d ry zareo no ho majoritaire ka.
95. kally ( 09/05/2007 09:56)
kelly13:

...

jereo fa hody i jhonny fa noho io politik sarko io, hisy ny bouclier fiscal a 50%, hihihi, nefa t@ niala teto fa ho any suisse d hoe resaka "patriotisme" suisse ou kelke choz de ce genre no nolazainy fa tsy resaka fiscale, mandray ny oul ho vendrana v sa inn lotra? :-D:-D:-D



O ry reto a! tsy volam-bahoaka anie ny volan'i Johnny fa vola nisasarany, mba meteza kosa ianareo raha mihoatra ny 50% n'ny vola raisinareo : izany hoe ny karamanareo Janvier ka hatramin'nySeptembre homena ny fanjakana fotsiny fa ny karamanareo manomboka Octobre vao ho anareo dia manaiky an'izany ve ianareo?
Mora anie ny milaza rehefa eny amin'olona ilay izy e!

Izao aza izy mbola vonona ny handoa 50% izany hoe ny karamany Janvier-Juin homeny ny fanjakana ka tsy hitako izay mahaosaosa anareo amin'ny fiverenan'i Johnny, ianareo anie tsy ampy ho manipuler-n'ny gazety sy ny tv fa mbà manana esprit d'analyse rehefa omena vaovao.
96. sakaizakely ( 09/05/2007 10:03)
kally> andefasako hafatra

kelly13> aleo aloha azoko ny valin'i kally vao miteny indray

coût du crédit vinavina io fa tsy tena vidiny. Ampitomboy *4-5 eo
97. kelly13 ( 09/05/2007 10:13)
ka tsy hitako inn no antony nilazany fa aleony makany suisse pour une telle raison nefa aveo indray miverina eto frantsa fa oe lasa 50% ny bouclier fiscal! zany v no atao oe patriotisme? nefa teto france no mba tena naha jhonny azy, nahazoany ny rehetra!(ny impot karama 1mois fa tsy karama azo pdt 6 mois ka) ny mangitikitika ahy kou d oe iza ary no hameno io banga de 50% tsy alohany io? d le izy tsy resaka jhonny iany, fa ny avantage rehetra d lasa ho an'ny milliaridera sy ny millionera, fa ny classe moyenne tsisy resaka. nefa firy ny pourcentage ny oul manakarena eto par rapport @ classe moyenne! za tsy socialiste ny umpiste fa en tant qu'observatrice @ fo tsy miangatra no ilazako ireo rehetra ireo.
98. sakaizakely ( 09/05/2007 10:20)
kally> ze ataon'i Johny any ataony e ! tsy koi. fa na 50% ny karamany ange, il a de quoi vivre dans un palace mandrampahafatiny e !

nena ny fiainako sy ny tombontsoa ho ahy no dinihiko.

atao ahoana fa samy mitady sosy ho an'ny tenany kou :?
99. sakaizakely ( 09/05/2007 10:26)
tywa68> tsy hoe tranobe ; fa zany aza tsy petite couronne parisienne akory fa grande couronne à 1h de distance an !

courbevoie, neuilly, boulogne billancourt zany, tsy natao ho an'ny vahoaka madinika

zany ange no nampisafoaka ahy t@ le hoe appartement 120 m² an'i Ségolène estimé à 197 000 € any Boulogne nefa en réalité tripler-na mihintsy aza io valeur io. Mpanambaka vahoaka daholo ze tonga eo tsisy azo ianteherana :evil::evil:
100. tywa68 ( 09/05/2007 11:08)
Kelly13 : koa efa hoe on ne prête qu'aux riches ! ary zay no antony hampanana foana ny manana, dia ny mikorosy mitsingidina !
F'efa zay zany, manao heures sup hono e :-D:-D ary ny loza dia matoa tsy manana dia kamo miasa ??? ary tsy mila fanampiana fa manjary assistés !!!

Dia avy eo voa gaga hoe discrimination, hiangaran'olona, nefa efa mazava fa ny mainty sady mahantra dia mody any @ tany niaviany ! indrindra moa fa tsy manana diplôma dia veloma satria tsy misy ilaina azy : jereo fotsiny ny dokotera miasa any @ hôpitaly e ! ny responsabilités azy fa ny karama tsy ao mihitsy ! d hain'ny sasany foana ny mamoaka hoe rehefa tsy faly dia modia (nefa ilay olona efa manao effort ary efa nanao ny fiainany koa fa tsy hoe nihahaka teo). Soa fa be fandeferana sy tia olona dia mahavita manaiky ny zava-misy. Ilay karama anie na tsy tia vola aza rehefa misy fiangarana loatra (3 à 4 fois moins no homena an'ny mainty), dia tena manimba fiaraha-monina e.

Sakaizakely : matoa mandoa ISF d efa manana izay, ary ny milaza fa hanampy ny madinika @ programany dia i sego no hitako manakaiky kokoa ny réalités du terrain (ny prêt social azo hiorirana raha te-hividy satria bokan'ny hofa-trano), na dia tsy mandoa impôts aza ! izany hoe ny banques mhitsy no asaina manao effort fa tsy ny olona salariés pauvres.

Dia jereo inona ny an'ingahy sarko.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3555