Felicitation Sarkozy
21. voromailala
(
06/05/2007 21:56)
xxx:
ny vola aloha raha manao pretnga mou i sarkozy no mi fixer ny taux d'intéret @ pret fa tsy ny banky? sa izay no anton'ny nifidianana an'i sarkozy mba hahazoana manao pret? :-D nefa ra b vola @ fanaovana heure sup, mihena b ny impot atao inn tsony pret? za tsy panaraka politik fa na izany aza toa otran'ny b iany zany zvt hafa² zany ka
d hiova v hozy nareo zao ny olona ao @ gouvernement? toa ny teo iany no avadibadika hozy za. :-D
Mety ny fanazavako no tsy mazava tsara, dia rehefa mindrana vola hividianana trano ohatra dia ny interet aloha dia hesorina amin'ny Impot.
Mino aho angamba fa raha hanao pret ianao tsy hoe hividy zavatra kely, fa mety hoe hividy fiara, trano,
sns....
22. xxx
(
06/05/2007 22:01)
ka refa b ve ny heure sup ataoko d mbola hanao pret za? sa tsy mahaloha ny sarany ny vidiny? :(
23. voromailala
(
06/05/2007 22:02)
bazylou:
Amiko aloha dia tsy hisy tombontsoa ho azon'ny gasy ny amin'ny sarko, na ny any dago nany eto!!
heures sup, io dia tena lavaka be satria, rehefa manao h sup ny mpiasa iray dia tsy hisy embauche!! aleon'ny pdg aza mampiasa ny eo ihany ampiasaina maromaro kokoa, sady efa tsy handoa impot amin'io ihany!! eto dia ùmampiomana ireo gasyrehetra tsy misy papsa , fa hafana ny lanonana satria isaky ny cloin dia fisavana ttsy izany!! na any amin'ny fety aza dia hisy ny fisavana!
IANAREO REHETRA IREO VE DIA HINO FA HISY CHANGEMENT TOKOA AMIN'I SARKOZY ??? izaho tsy mino:-P:-P:-P, ny eo aza esorina, jereo fa hihena 50% ny fonksionera.
beeeeeuuurk^^^^^^
Raha resaka ekonomika no jerena dia rehefa manao heures sup ny mpiasa dia lasa mitombo ny vola miditra, dia miakatra ny pouvoir d'achat, dia mividy entana ny olona, dia relancer ny consommation, dia manao investissement ny orinasa dia manao recrutement vaovao.
tsy hiditra lalina amin'ny fonksionera aho fa ireo no tena mandany vola betsaka.
Tsy dia hiditra lalina amin'ny adihevitra ny projet intsony fa hoe aleo miaraka mijery hoe ho tanteraka marina ve ny zavatra teneniny.
24. voromailala
(
06/05/2007 22:05)
xxx:
ka refa b ve ny heure sup ataoko d mbola hanao pret za? sa tsy mahaloha ny sarany ny vidiny? :(
raha olona mandray SMIC 1000 euros net latsaka eo ho eo , raha manao heures sup izy dia mety mandray 300 euros net amboniny.
Mino aho fa faly ianao raha mahazo 300 euros ambonin'ny karamanao nefa tsy handoavanao hetra.
Fa raha hividy fiara ianao 7000 euros ohatra, mila manao pret.
Zay aloha fa dia mazotoa daholo e.
25. Samoana
(
06/05/2007 22:31)
voromailala:
raha olona mandray SMIC 1000 euros net latsaka eo ho eo , raha manao heures sup izy dia mety mandray 300 euros net amboniny.
raha smicard no te handray 300 tombony dia manao heures sup adiny 2 mihoatra noho ny ora fanaony isan'andro eo ho eo izy izany. Raha miditra @ 9 maraina izany mety mirava @ 7 ora alina eo ho eo( tsy kôtina ny fotoana lany fandehanana miasa sy ny fodiana!!!!)
Maty aho baba fa aiza intsony no hilôlôvako kanetibe :-D ?
26. hery
(
06/05/2007 22:35)
Lasa Hongrois zany no filohan'ny firenena Frantsay. Inoana fa hahazo ny toerana tokony hisy azy koa ny vahiny (toa ny Gasy). Ny ahy mantsy ny tombontsoa ho an'ny Gasy ihany... raha misy dia ifaliana.
Amin'izao aloha farafaharatsiny efa hita hoe misy mahazo tombony sahady ny Gasy ka dia efa ifaliana izany.
Amin'izao aloha farafaharatsiny efa hita hoe misy mahazo tombony sahady ny Gasy ka dia efa ifaliana izany.
27. Samoana
(
06/05/2007 22:48)
hery:
...Amin'izao aloha farafaharatsiny efa hita hoe misy mahazo tombony sahady ny Gasy ka dia efa ifaliana izany.
teo @ 16 millions d'euros teo no lany t@ campagne sarko ka ifaliana sy rariny tokoa raha mba misy tombony azon'ny gasy t@ izany kah:wink:
28. voromailala
(
06/05/2007 22:55)
Samy manana ny fijeriny avy ny olona fa raha ny fahitako azy dia izao:
- Raha malagasy miasa aradalana dia mino aho fa hitombo ny vola miditra ary hiena ny vola mivoaka.
- Raha ireo mpianatra indray tsy mbola nahita mpianatra gasy maro tamin'iny taona lasa iny sy ity taona ity aho hoe nivady statut travailleur indrindra fa eo amin'ny lafin'ny santé,Informatique, Batiment.
Raha ny tombatombana dia mbola hitohy izany.
- Raha teo amin'ny fandroahana vahiny dia vitsy anisa ireo malagasy voaroaka hatramin'izay, satria hendry ny Malagasy.
Fa kosa ny fandehana aty no tsy hafenina fa mihasarotra. Mety ho diso aho fa raha ny hitako dia mihatsitia Frantsay ny Malagasy any madagasikara.

29. voromailala
(
06/05/2007 23:05)
Samoana:
hery:
...Amin'izao aloha farafaharatsiny efa hita hoe misy mahazo tombony sahady ny Gasy ka dia efa ifaliana izany.
teo @ 16 millions d'euros teo no lany t@ campagne sarko ka ifaliana sy rariny tokoa raha mba misy tombony azon'ny gasy t@ izany kah:wink:
Marihana fa voafehin'ny lalana ny vola azo laniana amin'ny fifidianana eto Frantsa, ka mitovitovy ny vola lan'i Segolene sy Sarkozy.
le plafond des dépenses pour le premier tour de l'élection présidentielle est porté à 16,16 millions d'euros
30. Samoana
(
06/05/2007 23:15)
voromailala:
...- Raha teo amin'ny fandroahana vahiny dia vitsy anisa ireo malagasy voaroaka hatramin'izay, satria hendry ny Malagasy.
Indrisy mantsy fa sendra jamban'ny prôpagandy tsara lahatra tokoa ianao angamba dia tsy nahita akaiky ny gasy nampodiana:cry:
Manaraka izany dia tsy haditrana no tena maha-voaroaka azy ireo fa ny tsy fananany taratasy. Aza afangaro fa henjana loatra izany fiteninao azy izany
31. sakaizakely
(
07/05/2007 00:13)
voromailala:
Mety ny fanazavako no tsy mazava tsara, dia rehefa mindrana vola hividianana trano ohatra dia ny interet aloha dia hesorina amin'ny Impot.
Mino aho angamba fa raha hanao pret ianao tsy hoe hividy zavatra kely, fa mety hoe hividy fiara, trano,
sns....
8O
vaovao be 8O8O8O8O
ho an'iza zany ?
Tsy mbola naheno an'io aho ka ! Za koa moa gisa rahateo.
Fa raha ny intérêt @ fividianana trano, ho an'ny besinimaro tsy manana moyens hoatranareo izany dia antaonany maro mandoa azy foana, de déductibles impôts ve zany io ? Fa raha marina izany dia tsy mandoa hetra mandrampafaty zany :P
Mba atoroy ahy hoe le procédures fa tena mi intéresser ahy. Misaotra mialoha :o
32. sakaizakely
(
07/05/2007 00:16)
voromailala:
Ny tombony zany dia hiakatra ny karama isaky ny misy heures sup, dia hiena ihany koa ny impots, sy ny vola aloha raha manao pret.
Maro fa samy milaza izay tandrify aminy.
de ahoana ohatra ny amin'ireo cadres moyens tsy mahazo heures supp ireo ? Inn no anjara tandrify azy ?
33. sakaizakely
(
07/05/2007 00:25)
Samoana:
raha smicard no te handray 300 tombony dia manao heures sup adiny 2 mihoatra noho ny ora fanaony isan'andro eo ho eo izy izany. Raha miditra @ 9 maraina izany mety mirava @ 7 ora alina eo ho eo( tsy kôtina ny fotoana lany fandehanana miasa sy ny fodiana!!!!)
Maty aho baba fa aiza intsony no hilôlôvako kanetibe :-D ?
=))=))=))=))=))=))
ataovy anaty paosy ny kanetibe de milalao any anaty metro na bus zany kou
ary rehefa reraka loatra ny miasa mandritry ny herinandro de matory fotsiny rehefa w-end de am'zay tsy voasarika hivoaka etsy sy eroa handany vola sady tsy misogany fa dodo foana de ékonomia be vita :P
34. rakaroka
(
07/05/2007 05:35)
Tombony ho an'ny "gasy" @ fahalanian'i Sarko ?:-w:-w
heu...hitombo ireo hitodi-doha hiverina any Dago:lol::
mazava BBbe fa prioritaire sy privilègié-ny ny "européén" aloha. Jereo fotsiny maro ny "gasy" no nahavita fianarana ho "dokotera" même formation sady mipetraka eto. Agaha moa "considérén-drizareo?...aleony mametraka dokotera tsy mahay teny frantsay sy tsy niofana teto akory à la placen'ireny:
izany hoe selectif be izy na @ fihaviana aza , fa misy gasy miara-miasa aminy ihany angamba mba hiheverany ny "gasy kely"? asa re?.....

36. hery
(
07/05/2007 08:43)
Ho hitantsika eo marina ny tena dikan'ilay hoe mérite sy immigration choisie.
Ho hita eo raha hoe atakalony ny Eoropeana ny Afrikana na dia hoe mahay kokoa aza ilay Afrikana.
Fa ny Afrikana koa moa rehefa mahazo potipotiny dia efa milamina.
Ho hita eo raha hoe atakalony ny Eoropeana ny Afrikana na dia hoe mahay kokoa aza ilay Afrikana.
Fa ny Afrikana koa moa rehefa mahazo potipotiny dia efa milamina.
37. anare
(
07/05/2007 08:53)
e e e, dia lany rondo sy ronjavatra eto ty isika. Ny maizina aloha dia miasa kokoa noho ny tavany, ka tsy dia eo loatra ny olana, fa any amile loko mintsy. Mila manadio paysages rizareo ary zany no tena tanjon'io ranga io.Dia mihevitra ve enao fa refa manao h sup ka hitombo ny vola dia handeha ny fiainana. Mivoaka ny trano enao 7 h dia any eano miasa + h ssup dia mirava zany enao @ 7 ariva dia eny ambony transport enao 1h raha tsy migrevy ry lerony.Dia tonga ao atrano enao, ny zaza efa te hatory, tsy hay intsony na nanao devoir na tsia, ny sakafony amin'io dia afanaina @micro onde isan'andro. Dia efa reraka de kizitina dia mikorotandrotana eo ny fandaminana.
De ina ny vahaolana.
1- Travailler plus pr gagner plus pr payer les babisiter dia ny tombony zero refa farany volana fa ny taratasy ideklarenao ny mpitaiza ndray no hakarary andoha eo ve ?
2- Tsy manao h sup dia ny teo iany no tsy miova ny fidirambolanao, dia miady saina saina lava eo fa tsy manana ny ampy ?
Na ny 1 na ny 2 dia misy lafiratsiny daoly fany ahy aloha dia fantatro fa tsy hampisy fiovana ny fahalaniany e ! Ny asako ndray aza no atahorako ho very eo koh .

38. tywa68
(
07/05/2007 08:58)
anare : tsy avela ny asa ka ! :lol:
tsy ampy lava anie fa efa ela nionona dia mety eny foana e !:wink:
tsy ampy lava anie fa efa ela nionona dia mety eny foana e !:wink:
39. kelly13
(
07/05/2007 09:06)
voromailala:
xxx:
ka refa b ve ny heure sup ataoko d mbola hanao pret za? sa tsy mahaloha ny sarany ny vidiny? :(
raha olona mandray SMIC 1000 euros net latsaka eo ho eo , raha manao heures sup izy dia mety mandray 300 euros net amboniny.
Mino aho fa faly ianao raha mahazo 300 euros ambonin'ny karamanao nefa tsy handoavanao hetra.
Fa raha hividy fiara ianao 7000 euros ohatra, mila manao pret.
Zay aloha fa dia mazotoa daholo e.
ra smicard zany v dia hahazo hanao pret? :-w ni zappe fa azafady ra efa nisy namaly o
40. tywa68
(
07/05/2007 09:21)
asa ry kelly13 inona no prêt azo @ilay smic n'i voromailala ! trano inona no antenaina ho vidiana (na ampiana 300 aza !!!)