Felicitation Sarkozy
1. voromailala
(
06/05/2007 18:42)
Dia faly miarahaba an'i Sarkozy lany filohan'ny Repoblika Frantsay.
Dès 20 heures, ENSEMBLE autor de Nicolas Sarkozy palce de la Concorde!
Dès 20 heures, ENSEMBLE autor de Nicolas Sarkozy palce de la Concorde!
répondu par fijo le 15/05/2007 21:39
2. booboo
(
06/05/2007 18:45)
tssssssssssss zà tsy faly miarahaba azy dia sady lavitra loatra kounkou zany place de la Concorde zany :°)
4. malalatinasoa
(
06/05/2007 19:23)
voromailala:
Dia faly miarahaba an'i Sarkozy lany filohan'ny Repoblika Frantsay.
Dès 20 heures, ENSEMBLE autor de Nicolas Sarkozy palce de la Concorde!
Za klou tsy afaka miarahaba an'i Mr Sarkozy, dia izay nanohana azy no ande arabaina...8)
Dia inona marina moa ny tombotsoa mety ho azony madagasikara sy ireo Malagasy any frantsa @ maha-lany azy zao??
Toa tsary mazava.
5. voromailala
(
06/05/2007 19:45)
Ny tombony zany dia hiakatra ny karama isaky ny misy heures sup, dia hiena ihany koa ny impots, sy ny vola aloha raha manao pret.
Maro fa samy milaza izay tandrify aminy.
Maro fa samy milaza izay tandrify aminy.
6. bonazy
(
06/05/2007 19:51)
Bravo! fa nahay nifidy ny Frantsay sy isika gasy tia fiezahana rehetra ary manolotra fiarahabana an'i NICOLAS SARKOZY voafidy ho Président de la République Française é! Bravo SARKOZY et félicitation!
7. Samoana
(
06/05/2007 19:55)
voromailala:
Dès 20 heures, ENSEMBLE autor de Nicolas Sarkozy palce de la Concorde!
Tsy aleo ve matory sao tsy misy aina hanaovana heures sup hakana volabê rampitso intsony =))?
8. Samoana
(
06/05/2007 19:59)
voromailala:
Dès 20 heures, ENSEMBLE autor de Nicolas Sarkozy palce de la Concorde!
Tsy aleo ve matory sao tsy ampy aina hanaovana heures sup mitondra volabê rampitso eo=))?
9. vale
(
06/05/2007 20:01)
intérêt ko goavana nahalany anazy ny fahaizany manenjika ny jlahy kelin'ny banlieu !:°)...(hatreo ihany aloha, ny ambiny hita eo ihany, ts maintsy oe ekena fa de lany izy izany e!:-/ :P:wink:
13. xxx
(
06/05/2007 20:11)
ny vola aloha raha manao pretnga mou i sarkozy no mi fixer ny taux d'intéret @ pret fa tsy ny banky? sa izay no anton'ny nifidianana an'i sarkozy mba hahazoana manao pret? :-D nefa ra b vola @ fanaovana heure sup, mihena b ny impot atao inn tsony pret? za tsy panaraka politik fa na izany aza toa otran'ny b iany zany zvt hafa² zany ka
d hiova v hozy nareo zao ny olona ao @ gouvernement? toa ny teo iany no avadibadika hozy za. :-D
14. Samoana
(
06/05/2007 20:15)
Hoy Voromailala:
Tsy mila mandalo conseil des prud'hommmes intsony izany fa antsoina telefôna sarko de mandry ny tany rehefa tsy mety alohan'ny pata ny heures sup:D=D
Vaovao mahafaly ny fandrenesana izany. De samia miandry ny impôts hiena roa na 3 euros:-D
Nampanantena tokoa izy fa afaka mitrosa moramora ireo te hividy ny HLM-ny... efa hirodana:wink:
Ny tombony zany dia hiakatra ny karama isaky ny misy heures sup
Tsy mila mandalo conseil des prud'hommmes intsony izany fa antsoina telefôna sarko de mandry ny tany rehefa tsy mety alohan'ny pata ny heures sup:D=D
dia hiena ihany koa ny impots,
Vaovao mahafaly ny fandrenesana izany. De samia miandry ny impôts hiena roa na 3 euros:-D
sy ny vola aloha raha manao pret.
Nampanantena tokoa izy fa afaka mitrosa moramora ireo te hividy ny HLM-ny... efa hirodana:wink:
15. sipagasy
(
06/05/2007 20:28)
arahabaina daholo koa ny niaraka nanao peta-drindrina niaraka taminay ho an'izao fahatongavana @ valim-pifidianana izao eeeeeee, mbola hataontsika masaka be koa ny ho @ legislative fa tsy taitss e!!!!;-)
16. tslem
(
06/05/2007 20:52)
voromailala:
Dia faly miarahaba an'i Sarkozy lany filohan'ny Repoblika Frantsay.
Sarkozy koa ngah mi forum eto @ serasera :roll: d mety hahay teny gasy koa zany? =))=))=))=))=))=))=))=))=))
17. Samoana
(
06/05/2007 21:01)
tslem/ le peta-drindrina sarko kosa anie misy dia-tanana gasy e:wink:
sipagasy/ payé ve ny heures sup-nareo namana @ izany sa asa fanasoavana:P?
sipagasy/ payé ve ny heures sup-nareo namana @ izany sa asa fanasoavana:P?
18. bazylou
(
06/05/2007 21:29)
Amiko aloha dia tsy hisy tombontsoa ho azon'ny gasy ny amin'ny sarko, na ny any dago nany eto!!
heures sup, io dia tena lavaka be satria, rehefa manao h sup ny mpiasa iray dia tsy hisy embauche!! aleon'ny pdg aza mampiasa ny eo ihany ampiasaina maromaro kokoa, sady efa tsy handoa impot amin'io ihany!! eto dia ùmampiomana ireo gasyrehetra tsy misy papsa , fa hafana ny lanonana satria isaky ny cloin dia fisavana ttsy izany!! na any amin'ny fety aza dia hisy ny fisavana!
IANAREO REHETRA IREO VE DIA HINO FA HISY CHANGEMENT TOKOA AMIN'I SARKOZY ??? izaho tsy mino:-P:-P:-P, ny eo aza esorina, jereo fa hihena 50% ny fonksionera.
beeeeeuuurk^^^^^^

19. Zina
(
06/05/2007 21:46)
bazyl a enao ty negatif be @ rehetra an... tandremo fa ho mora antitra vety2:-D:-D:-D
20. tywa68
(
06/05/2007 21:47)
bazylou : tena mitovy fijery aminao koa @io heures sup io, sy ny fisavàna etsy sy eroa, fanenjehina ny olona vahiny sns...,ary zay no tena mahavariana ahy @ maizina be dia be nifaly fa nahazo lery !
Ho hita eo moa zay tena fiovàna e !
Ho hita eo moa zay tena fiovàna e !