Felicitation Sarkozy

41. tisera ( 07/05/2007 09:44)
hoy i hery
Ho hitantsika eo marina ny tena dikan'ilay hoe mérite sy immigration choisie.


efa ela io no nataony , ary mahafantatra gasy lasa nahazo taratasy vazaha noho io : injenieran'ny fiakrohana leiry ary tena ilain'ny frantsay mihitsy ny fahaizany sy ny hakingan-tsainy koa mba hahafahany mitana ilay andraikiny ao @ cnrs dia ry vazaha mihitsy no nangataka azy hanaiky ho vazaha ttsy avy @ alalan'ny ttsy-n'ny ministera.
dia sady mampianatra @ iut izy no sefosefo ao @cnrs no.... mandoa impôts be koa....;-)
42. diamondra27 ( 07/05/2007 10:04)
mbola misy rattrapage @ fifidianana député e!

mazotoa indray fa aza kivy e!

:-*:-*:-*:-*
43. xxx ( 07/05/2007 10:12)
fa inona aloha no tena nantenaina raha i Ségo no lany teo e, hoe hahazo trano ve ny SMIC ? comment ?

izy aza tsy misy fanontaniana \"comment\" voavaliny teo

amiko aloha tsy dia hisy antenaina loatra na ny andaniny na ny ankilany no lany teo e
44. bazylou ( 07/05/2007 12:02)
Tadidio fa rehefa manao h sup ny mpiasa dia tsy hanao embauche ny patron a!! indrindra moa hoe tsy handovana impot ilay h sup!!
45. bazylou ( 07/05/2007 12:12)
ianaokosa ra voromailala tsy mahita lavitra a!! dia hoe raha mihena 50% veny fonksionera dia milay?? tsy mpandany vola ireo fa misy mauvaise organisation ao!! dia hilahatra adin'ny zatoihany izany rehefa ao amin'ny paositra, dia ahoan aireny tany nesorina ny apositra sy ny impot ireny ary hoy ianao??
Rehefa mitombony h sup, tsy voatery hanao embauche akory ny ste, fa vao maika aza ny eo iahnay no ampiasaina sy exploiteny!! indrindra moa hoe tsy handoavan impot!!
46. pimaso ( 07/05/2007 12:24)
Attachez vos ceintures
ça va péter
;-)
;-)
;-)
47. voromailala ( 07/05/2007 13:05)
- Resaka Pret
Ny mahasamihafa ny any madagasikara sy eto frantsa dia ny olona rehetra dia afaka mividy fiara daholo sy
manao pret.
Raha amin'izao fotoana aloha dia tsorina fa tsy moramora ny ahazahoana pret raha smic ny karama, fa hoy sarkozy hoe afaka hanao pret daholo ny rehetra tsy misy antoka,ka ny fanjakana ny manao antoka.
Ho hihitantsika eo izany hoe hotanteraka na tsia.

Tsy hiditra lalina fa matoa io projet io no voafidin'ny frantsay dia izay no demokratia.

Fa miandry ny fanantanterahana azy izany sisa.
48. fijo ( 07/05/2007 13:51)
andraso aloha ny fifidianana amin'ny juin,fa miankina amin'ny depute koa anie no ahafahany manatanteraka ny tanjony e.raha depute Ps n omaro ao ,tsy hoafaka haninona izy.ary aza hadino koa fa mbola eo ny lalana europenaina izay ambony kokoa ary tsy azony hivalozana.
49. voromailala ( 07/05/2007 15:25)
Tsy hisy surprise intsony ny legislative satria ny tendance tamin'ny fifidianana teo ihany no hitohy.
Ambonin'izany mbola eo ny UDF (partie democrate), ny gauche mety mbola hizarazara (extreme gauche,sns...) moa ra DSK koa tsy hanaiky eo mihintsy.

Raha mbola tazomina PS ny anaran'io antoko io tena eo ry zareo no raisina.Tokony efa hovaina amin'izay.

Misy ny lalana eoropeanina fa misy ny exception, efa misy ihany ireo firenena manao izany.

Fa na izany aza aloha hita hoe mahafinaritra ny demokrasia eto Frantsa.


50. voromailala ( 07/05/2007 15:59)
51. sakaizakely ( 07/05/2007 20:56)
voromailala zany anie ka vonona be ny hifofotra hiasa e ! de iza ary no hikarakara ny kilonga ? ny vady avela amin'iza ?

le vola azonao @ heures supp non imposables io ve miditra @ fikajiana ny points retraite-nao ? Dinidiniho ihany

Fa mbola tsy novalianao le fanontaniako mikasika ny intérêts hoe tsy andoavana hetra

Omeko schéma tsotsotra ianao :

Ohatra olona mikarama 3000 euros/mbolana
impôts/revenus : 3000 euros (karama 1 volana eo)
mividy trano
traite isambolana : 1000 euros maxi (1/3 karama)
mandritry ny 3-6 taona eo izy dia ny intérêts fotsiny no aloany, zany hoe 12000 euros/taona = hetra (impôts/revenu) 4 taona
kajio hoe 4 taona izy manefa ny intérêt fotsiny 48000 euros = 16 ans d'impôts sur le revenu
Dia exempté d'impôts ve izy mandritry ny 16 taona ?

Toa milay ihany le Sarkofaz raha izany :lol:
52. sakaizakely ( 07/05/2007 21:00)
xxx:

fa inona aloha no tena nantenaina raha i Ségo no lany teo e, hoe hahazo trano ve ny SMIC ? comment ?

izy aza tsy misy fanontaniana \"comment\" voavaliny teo

amiko aloha tsy dia hisy antenaina loatra na ny andaniny na ny ankilany no lany teo e



tsy hoe nanantena inona tamin'i Ségogol fa tsy ny safidy voalohany no lanimbahoaka anaovana 2 è tour, de le moins pire no niantefana.
53. hery ( 08/05/2007 00:11)
Dia mba ezaho fantarina tsikelikely amin'izay ary ny filohanareo :-)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Nicolas_Sarkozy

54. Samoana ( 08/05/2007 08:05)
Miala any BocsaII :-D
55. sakaizakely ( 08/05/2007 08:12)
Bokassa no fantatro, le canibal iry
56. sakaizakely ( 08/05/2007 08:15)
ho an'ireo mpifidy Sarko

http://www.dailymotion.com/relevance/search/pierre%2Bperret/video/xuve7_pierre-perret-lily

fakafakao kely ny tonony

On la trouvait plutôt jolie, Lily
Elle arrivait des Somalies Lily
Dans un bateau plein d'émigrés
Qui venaient tous de leur plein gré
Vider les poubelles à Paris
Elle croyait qu'on était égaux Lily
Au pays de Voltaire et d'Hugo Lily
Mais pour Debussy en revanche
Il faut deux noires pour une blanche
Ça fait un sacré distinguo
Elle aimait tant la liberté Lily
Elle rêvait de fraternité Lily
Un hôtelier rue Secrétan
Lui a précisé en arrivant
Qu'on ne recevait que des Blancs

Elle a déchargé des cageots Lily
Elle s'est tapé les sales boulots Lily
Elle crie pour vendre des choux-fleurs
Dans la rue ses frères de couleur
L'accompagnent au marteau-piqueur
Et quand on l'appelait Blanche-Neige Lily
Elle se laissait plus prendre au piège Lily
Elle trouvait ça très amusant
Même s'il fallait serrer les dents
Ils auraient été trop contents
Elle aima un beau blond frisé Lily
Qui était tout prêt à l'épouser Lily
Mais la belle-famille lui dit nous
Ne sommes pas racistes pour deux sous
Mais on veut pas de ça chez nous

Elle a essayé l'Amérique Lily
Ce grand pays démocratique Lily
Elle aurait pas cru sans le voir
Que la couleur du désespoir
Là-bas aussi ce fût le noir
Mais dans un meeting à Memphis Lily
Elle a vu Angela Davis Lily
Qui lui dit viens ma petite sœur
En s'unissant on a moins peur
Des loups qui guettent le trappeur
Et c'est pour conjurer sa peur Lily
Qu'elle lève aussi un poing rageur Lily
Au milieu de tous ces gugus
Qui foutent le feu aux autobus
Interdits aux gens de couleur

Mais dans ton combat quotidien Lily
Tu connaîtras un type bien Lily
Et l'enfant qui naîtra un jour
Aura la couleur de l'amour
Contre laquelle on ne peut rien
On la trouvait plutôt jolie, Lily
Elle arrivait des Somalies Lily
Dans un bateau plein d'émigrés
Qui venaient tous de leur plein gré
Vider les poubelles à Paris.


Ndana mody am'zay Lily :cry:
57. Vahinala ( 08/05/2007 08:20)
Hoy ry zala tao am kidaona zay hoe mila manoron'entana dieny zao ve ny gasy any frantsa am tsy fitiavanle ranga io étranger !
58. sipagasy ( 08/05/2007 09:24)
lol ny valin-teny, hiyhihi raha tsy misy ttsy aloha dia aleo manaja tena e!

ny 15 points nolazainy sy kasainy hatao izao no efa imasoana ny hanatontosaina azy e! efa vonona rahateo koa izahay @ legislatives, fa tsy ho feno mena akory ny ao @ palais bourbon fa ho manga hatrany e!!! mitohy ny tolona, niteny ny vahoaka, hajao ny safidim-bahoaka ;-)
59. hery ( 08/05/2007 09:41)
Ny atahorako dia ny manana taratasy no sanatria hody voalohany :-)

Ny tsy manana taratasy mantsy efa zatra mi-livre, efa zatra manao petits boulots, efa tsy kwa na mody radem aza satria efa vonona ho amin'izany foana.

Fa ny manana taratasy mety nieritreritra hoe hahazo toerana tsaratsara amin'izay, na hoe hilamina tsara amin'izay ny fiainana... kinanjo (sanatria dia sanatria) misy merités kokoa (tsy vokatry ny fahaizana fa vokatry ny volonkoditra sy ny maha eoropeana), ny tena anefa tsy afaka hanao petits boulots... dia voatery hijaingijaingy hody (aza misy anie izany).

Mbola misy legislatives azo hiovan-kevitra an :-p

60. voromailala ( 08/05/2007 11:42)
sakaizakely> Voalohany aloha izaho tsy hanatena retirety aty e (Fanontaniana mipetraka hoe afaka 20 taona mbola hisy retirety ve?), ary mihevitra ny hody any antanindrazana indray andro any.

Rehefa manao pret dia voalohany misy ny taux d'interet, faharoa manaraka an'izany hihena izany ny impot rehefa manao pret hividy trano. Fahatelo manaraka izany dia raha manofa trano ianao dia 1000 euros ariana eny amin'ny varavarakely fa raha mividy dia investissement.

hery>Mino aho angamba fa tsy misy maniry ny malagasy rehetra na mpiasa na mpianatra na mpiklandy hovoaraoka.
Tsy tompon-tany isika, ka tsy maintsy manaraka izay lalana misy eo amin'ny toerana misy antsika.
Rehefa roahan'ny vazaha dia tsy maintsy mody. Ohatra an'izany ihany koa ny vahiny any Madagasikara.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3295